jesosy kapiteny

1. kantokoely ( 20/03/2008 16:51)
misy hiran'ny telonohorefy famonjena izay nampidiriko fa tsy mety hitako ato anaty lisitra lay izy mba afaka jeren'ny tompon'andraikitra ve azafady efa ela ihany no napetrako tato dia mamerina mampiditra aho fa hoe efa ao anaty lisitra jesosy kapiteny no lohateniny fa tsy misy akory dia misaotra indrindra tompoko
2. cutie ( 20/03/2008 22:30)
Tanora ihany aho
Mba tanora toa anao
Nandeha nankamamy
Zao fiainana izao
Nandeha nirenireny
Fa nofo ihany
Kanefa hay ireny
Namitaka avoaka

Mitety ranomasim-be
Ny fiainantsika ety
Narahin'onja marobe
Ka de sondriana ery
Lay jesosy
Zay nanao ny fanekeny
Mpanamory mahay
Kapiteny

Jesosinay
Kapiteninay
Tena itokianay
Mandrakizay.
:):):):):):)
3. ari.malala ( 21/03/2008 07:43)
kantokoely, efa ao aky a! afaka jerena ao am lisitra ao amzay.

cutie ts mahazo resaka:P nga iz nangataka fa nampidiriny le iz d ts mbola nivoaka any am lisitry ny tononkira:) fa izany oe misaotra foana na izany aza e;)
4. kantokoely ( 21/03/2008 10:12)
misaotra betsaka ari malala a! gaga b za fa efa ela no nalefako dia tsy nipoitra mihintsy dia ataoko fa hoe diso dia invalide

Cutie a! mbola misy tohiny kah! henoy tsara anie :-*:-*
5. cutie ( 21/03/2008 14:02)
hihihihihi
haiko we mbola misy tohiny fa tsy nety tadidiko:-D
ary le 'mamiko loatra " nga tsy misy any?
6. kantokoely ( 21/03/2008 20:14)
cutie!
efa misy mamiko loatra ao amin'ny lisitra ao kah misy roa mihintsy angamba ao raha tsy diso aho
Mahafinaritra aho ny tononkiran'izy ireo ilay jesosy kapiteny iny tena otran'ny mitantara ny fiainako mintsy
Mahatonga saina b:roll::roll:
7. cutie ( 21/03/2008 20:34)
ok hitako fa merci :)
ary so de mba misy mp3 an-dry zareo any @ njy?:lol:
Mahafinaritra aho ny tononkiran'izy ireo ilay jesosy kapiteny iny tena otran'ny mitantara ny fiainako mintsy
Mahatonga saina b

ny ahy ndray tiako fotsiny ny mihirahira azy fa mbola tsy nandinika za :-P
8. Bigma ( 23/03/2008 20:30)
Tanora ihany aho mba tanora toa anao
Nandeha ka nankamamy izao fiainana izao
Nandeha nirenireny fa nofo ihany
Anefa hay ireny namitaka avokoa

Mitety ranomasimbe ny fiainantsika ety
Mazana isika dia sondriana sy variana ery
Lay Jesosy izay nanao ny fanekeny
Mpanamory mahay no Kapiteny
Jesosinay Kapiteninay
Tena itokianay mandrakizay

Mbola lavitra ilay seranana
Izaho tsy hanahy fa ao ny tananao
Nitsotra tamiko hatramin'ny taloha
Ka dia ho tanako mba ho fananako

Mazotoa mihir'e!
9. cutie ( 26/03/2008 01:17)
:D:D:D:D:D:D:D
10. yonikafopl ( 26/03/2008 09:39)
ehhhhhh, mahatsiaro ny fahatanorana am le hira marina :oops::oops::oops:
11. kantokoely ( 27/03/2008 21:32)
cutie a tsy manana mp3 ndry zareo za kah, za ary saika hitady raha misy manana , haiko fotsiny ny toniny, tam taloha zay sady mihaino radio mre no manampy an'i mamanay manjaitra dia miverimberina eo foana dia hay lay izy ny farany :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0348