Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i kantokoely, milahatra araka ny daty
kantokoely ( 29/08/2009 20:29)
fizaram-pahasoavana
Ity misy fanomezana azoko dia mba zaraiko aminareo satria isika iray ao amin'ny jesosy kristy indrindra ny toriteny tena tsara (http://mitempo-iray.org/) dia mihainoa finaritra ary o! (l) :D :D ... tohiny
kantokoely ( 20/03/2008 16:51)
jesosy kapiteny
misy hiran'ny telonohorefy famonjena izay nampidiriko fa tsy mety hitako ato anaty lisitra lay izy mba afaka jeren'ny tompon'andraikitra ve azafady efa ela ihany no napetrako tato dia mamerina mampidi... tohiny
kantokoely ( 29/02/2008 11:50)
vavaka fafah mahaleo
Mety misy mahafantatra ve? nareo mpandalo eto we aiza no mety ahitana na hividianana cd an'i Fafah midera an'i Tompo fa tena mahafinaritra be ny mihaino azy satria hatramin'izao dia ny ao amin'ny dail... tohiny
kantokoely ( 19/02/2008 14:26)
boys band sy ny HH srtt dago
Fanontaniana fotsiny:?: ny ahy ho an'ze mahafantatra an!fa maninona kay ny rappeurs no tena manao teny mamoa fady be am boys band otran'ireny (explicit lykiro an'i BJD)ireny? nefa za mbola tsy naheno ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0071