fizaram-pahasoavana

1. kantokoely ( 29/08/2009 20:29)
Ity misy fanomezana azoko dia mba zaraiko aminareo satria isika iray ao amin'ny jesosy kristy indrindra ny toriteny tena tsara (http://mitempo-iray.org/) dia mihainoa finaritra ary o! (l) :D :D
2. cutie ( 29/08/2009 23:30)
misaotra e :D
3. fahamarinana ( 30/08/2009 08:47)
:arrow: Kantokoely : mankasitraka e! :-*
Mbola tsy voajeriko manontolo fa ho atao tsikelikely !Tiako ilay hoe Kristianina maromaro samihafa Finoana no miaraka sy miray !Ao amin'ilay fiheverako ny mety amiko tanteraka fa tsy ho zarazarain'ny Finoana ka adino ilay tena mampiray antsika rehetra fa sondriana mitsikera sy mikaroka ilay fomba samihafa efa hay fa tsy iraisana !Hevitro monja iny fa tsy natao ho asiana tsikera akory ! :lol: (l)
4. cutie ( 30/08/2009 20:34)
le hira sy video clip mba tokony atao maromaro fa vitsy kely izy ao :wink:
5. pisou206 ( 31/08/2009 12:42)
kantokoely

tsara koukou raha mifampizara koa isiska eto @ forum, ohatra hoe verset kely na gasy io na vazaha de mba mifampahery isan'nador eo e.
De mba mifampitondra am-bavaka kou, mba hampitomboana ny fiainana ara-panahy.
MArihiko alou fa izaho dia mbola tsy matihanina fa mba te hampitombo fotsiny raha sitrakitsika izany

Teny ifampizarana kely:
"Mifankazara @ tsitoha hianao dia hiadana. Izany no hahatongavan'ny soa aminao." Joba 22/21

Maztou
6. kantokoely ( 02/09/2009 21:01)

ts misy fisaorana fa andriamanitra no isaorana e misy mail kou izy io afaka azoatsiaka ny mana isan'andro mino aho fa afaka hifampiresahana amin dry zareo kou dia samia hitombo finoana aby tsika mianakavy e :-* (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2084