boys band sy ny HH srtt dago

1. kantokoely ( 19/02/2008 14:26)
Fanontaniana fotsiny:?: ny ahy ho an'ze mahafantatra an!fa maninona kay ny rappeurs no tena manao teny mamoa fady be am boys band otran'ireny (explicit lykiro an'i BJD)ireny? nefa za mbola tsy naheno mihintsy na indray mande ary hoe ry tempo gaigy manakiana mpikifa HH zany otran' ny mahamenatra ihany lay izy aloha e! satria za tena mankafy an'io taranja io aho taloha fa vao hitako iny hira iny dia otran'ny menatra aho na ny mteny ary hoe m'lay be mintsy ny HH na ny ato antranonay fotsiny ary dia efa maneso ana hoe hay ve zany no tena ao anatin'io zavatra ankafizinareo io e!dia misaotra mialoha ho an'izay mamaly amin'ny fahatsoram-po
2. penina ( 19/02/2008 15:05)
tsatsa tsy napozna
d tsy afa-nanoatra
zay ty vao hoe
dony eo aho ranoatra
moana miantso vonjy eh
vonjeo
dadadadadah
3. tess ( 19/02/2008 16:03)
io fa raikitra ny an'i penina.....ny rap!:°)
4. penina ( 19/02/2008 16:38)
euh, hira efa tam 99 io efa ho 10 taona lasa
5. tess ( 19/02/2008 17:02)
hay ve??hiran n'iza?
6. penina ( 19/02/2008 19:59)
tsy haiko lol
7. rastafarai ( 20/02/2008 00:39)
Kolotora amerikanina ny rap ry namana,"art" noforonona tany am-ponja.Isika gasy d miezaka ny hampiditra io kolotora io taty aorina ary betsaka aza ny nandray an-tendrony.:lol: Raha misy teny ratsy ny rap vazah d tsy asin'ny olona olana,ny gasy nefa tsy hahazaka satria mandratra izany araka ny nanabeazana antsika Malagasy satria hira henoin'ny b sy ny maro.
Ny resaka boyzband sy mpi-rap ndray d toa izao: resaka bizn io,araka ny maha-kolotora azy ny rap d mila fikarohana fa tsy d we hampiady rima fotsiny akory ary misy philosophie-any mihitsy aza,ela vo mahaforona ry lerony ary ny vokatra azo aza mety tsy d hipaka tanteraka any @ sarababen-bahoaka tsy mitovy fomba fiainana,noho izany tsy "rentable" ny rap vitany fa lanin'ny "studio" fotsiny ny vola nefa ny vita tsy lafo.
Ny Boyzband ndray manao karazana "investissement" mihitsy ary na teniteny foana sy tsy d misy dikany aza ny hirany d lafo ary betsaka ny mpankafy satria resaka andavanandro b fotsiny nefa mora raisina.D lasan'dry lerony fona ny saosy sy z rehetra azony d niahaka tetsy le mpi-rap fa sady lazain'ny olona fa jiolam-boto mamo rongony nefa olona nanao fikarohana...Rariny nen-dry lerony amiko ra tezitra sy manopa izy satria koa izany isika gasy d tsy mba afaka handray anjara @ fandrosoana mihitsy satria tsy afaka handray kolotora avy any ivelany mihitsy! Tsy mahalala afa tsy kilalaka sy tsapiky sy salegy ...sns
afa-po v!?
8. kantokoely ( 20/02/2008 18:06)
hay v zany izy io rast e! ka matoa nge zny tsy mahalafo zareo dia tsy tsara lay izy e!fa ny zavatra tsaapako koa an! we ny bandy HH otran'ny misavoritaka zany de lay kiraron'ndry zareo an ndraindray maloto lay izy misy mikifa anefa manala baraka fotsiny fa ny boys band reny otran'ny manitra be zany na lay fofona gel foutsiny ary mahavaha tena sy tsy mahava tena zany ny tiako tenenina e dia ahoana ndray kay ny mahatonga an'zany; hitanao lay manao taille basse reny zany zareo dia refa mahita anazy enao avy aty ambony no midina ny ambony aloha mlay be fa lay am pataloha ambany an otran'ny efa herinandro tsy nisolo dia mamafa rehoaka lay izy dia manimba saina le izy d misaotra an!
9. rastafarai ( 21/02/2008 02:27)
Tsy aiko ry bandy akama fa ny paozy sy ny kata njay aza tsaraina @ ze mahazatra ny masonareo any fa ny mpisandoka sy ny milaza mi-rap koa bobaka b! Ny tsara angamba d atoro tsirairay anareo we iza no tena izy fa nareo to mijery ivelany b!:lol:
:arrow: Jereo ny paozin'i Perla(Madagroove),na i Spyd(KBC) na i Big(Karnaz) d kopy ela we mikata ny mpanao rap fa tsy reny manao katana pavillon sy pochard otran'ireny bandnareo reny! Santionany reny fa aty andafin'ny riaka koa mbola bobaka b!
Mazotoa manara-damaody rehefa tia fanakianana fa tsy hoe sady manakiana nefa maina b!!!:-D:-D:-D
10. kantokoely ( 21/02/2008 10:51)
Anjay kous e! za anie vevavy eh! ary zany mits ny tiako anontaniana anao we raha misy lehilahy ho tiavina lay mamafa rehoaka ve ny patalohany efa ho firy andro ve sa lay manitra be vao lavitra dia manaitra orona, mahasarika maso. Voatery ho tantaraiko amnao ihany na dia ts d tiko loatra ary za eto paris no mpetraka dia fa vao avy nandevina tany dago izahay zany no mahatonga ahy hiteny we srtt dago satria tsy azoko tsoun hoe manin fa nisy bandy roa lahy zareo dia ny iray aloha tena le mpikifa be reny fa lay iray an somary doux miova foana ny katany refa manao randy zay manana katana boyz zany izy ny tena marina e!za alou tam voalohany tsy mijery kata fa ny toetran zareo no nojereko fa avy eo an même mes couz il m\'ont dit we bandy otran\'ireny ane mety pelaka e wa wa wa e anefa zay sy lay oul niaraka fa tena lelahy mihintsy ny fahatsapako azy sady gentil izy ny olona niaraka taminy hatramzay vevavy daholo dia mampalahelo ana izy an fa na lay anakiray mpi-HH ary vao mahita anay miaraka dia manao esoeso teny b foana d voatery niala kely taminy mihintsy alou za dia mba nanandrana nitia an\'ilay anankiray ary za ouz enao terrible nan j\'arrive pô vo mifoaha izy am maraina dia tonga dia anaovana lay jean taille basse il regarde même pô 5mn eo am fitaratra fa vao dia manao p\'tit dej tonga dia lasa avy eo tous les jours zany foana .Zay noresahako zay an! voao katany foutsiny azo ovaina zany refa tianao izy fa ny Tena TSY ZAKAKO tsy mba misy teny malefaka any aminy fa ataony otran\'ny mirima eny rehetra eny ny firesahanay azafady raha mandratra anao an fa on vit dans le bordel:evil: nahatsiaro ny tenako tena ho tsisy dikany zany aho zay ataonay rehetra dia ISTAWAKA foana ny azy no teneniny ana zenémarrrrrrrrre.Manenina an\'ilay iray aho izao:snif::snif::snif: dia azafady fa lava loatra d misaotra an mety mbola hiova ve izy io sa dia hanaradia an\'ingahy BJD
11. kantokoely ( 21/02/2008 10:54)

12. kantokoely ( 21/02/2008 10:56)

13. rastafarai ( 21/02/2008 13:28)
:oops:Zafady fa tsy fantotro we sipa njy!
Somary mafimafy le fomba namaliako azy teo fa njy kosa mi-généraliser zavatra fa ra zany bandy zany v no voretra sy tsy misolo akanjo d lazain-jy fa ny mpiondana manontolo no tahaka izany, tsy d\'accord kosa za fa anisan\'ny mpankafy io taranja io koa, zay ilay voalazako tetsy ambony we misy koa ny mandray an-tendrony fa tsy mahalala an\'i fotony akory!
Ny resaka BJD njay aloha tsy d hidirako lalina fa ry lerony koa angamba efa tsy d mahazaka \"poids\" tsony ka d sahy manompa olona.
:arrow:Ra te hanana namana mpankafy HH sady manitra no misolo akanjo matetika ianao de minamana amiko:lol::lol::lol:
Resaka personnalité io fa tsy variété:wink:
Courage Joba a!
14. rastafarai ( 21/02/2008 13:30)

15. kantokoely ( 21/02/2008 20:46)
kozy ve, zany an!fa ny ankamarony reny ho aho zany hatrizay nahitako alou e! ary lay toetra alou ahoana e! tsy mampatahotra ve,raha ohatsa njay alou piakama d ts asiko kozy na mitrena sahala amin'ny maaaaan eo ary fa raha hoe mpisipa kous ve d zany v ny ao an tokatrano tsy kakerin'ny nenina manjapahafaty eo oki lesy baina a!
16. rastafarai ( 22/02/2008 02:46)
:lol:dao hinamana aloha fa manjary lasantsika rery le forum!
:DMes alefa d tohizana ny resaka:wink:
17. penina ( 22/02/2008 02:52)
Izaho aloha tia an'ilay HH fa ilay mihaino sy ilay [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/060105rap_32.gif[/IMG] fotsiny no tena tiako. Fa iza koa no hanao ohatra an'azy eo?

Aoka aloha radada ozy.
18. kantokoely ( 22/02/2008 08:55)
=))=))=))=))=))mahatonga ny kaochimara-ko mintsy lé émoticone kel nao,za koa ané ry penina mihaino tsara tiko lay izy fa taloha za niondana fa zao wa za tssss tsy miondana tsoun fa mihaino aho pr plaisir an'zé ankizy mba mteny ana we tsara be ty hira ty fa andao henoin-tsika sy njy. fa ra vô BJD alou d tsy asiako fetsarambelatsihy mintsy fa tsy tiako zany manambany ny voninahitry ny gasy ny agegen'ny zongo ve lesy no ndé enarana pffff okai e! fa ny an'ny akama sasany m'lay fa henoy e!
19. kantokoely ( 22/02/2008 09:01)
o rast a! efa novaliako m'lay b le mess fa toy ny ts teo mamal azy an! tsika ar efa mis namana ato kou in no mampalin- koumana anjy eo, io zao penina efa mametsaka ny sarinao eo fa ngah kou enao manao kavina bleu
tsy maninona ra mpinamana kah!tsisy bed nefa an! so dé mis macheeuuuka bééééé any ambadika any
20. rastafarai ( 22/02/2008 12:20)
:D Merci penina! Fa ny rasta kou nge tsy volo e!ny volo marika fotsiny fa ny saina no rasta!
:-D:-D:-DZa aza sola b
Ranomaso mikorina @ tava
Rainomainty mikorina @ \"penina\"
Rap tantara lava
Tantara ela nafenina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0482