bleme

1. xxx ( 18/03/2008 11:43)
salut!
ahona no atao raha te-hitransfere données entre deux ordinateurs @ alalan'ny bluetooth.
Efa installé ny pilote bluetooth @ PC tsirairay de efa misy le utilitaire bluesoleil iny fa tsy mety mifankahita le machine roa.
Mba valio ra misy mahay
novalian'i kofy ny 02/04/2008 19:10
2. penina ( 18/03/2008 15:46)
Tsy tadidiko tsara fa efa nanandrana tamin'ny XP izahay dia nety.

Tsy nila izany bluesoleil bluesoleil izany ilay izy. Tao amin'ny Network tao amin'ny Control Panel tao ilay izy. Dia mamorona network vaovao.

Aleo fa raha mazoto aho dia alefako eo ihany.

Fa ilay izy koa ange mampihomehy be ny mampiasa Flash disk indray no haingana koakoa. :-D Dia izay no nanesoranay azy.
3. kelly13 ( 18/03/2008 16:44)
iza ilay oe "izahay"? :-D:-D:-D
4. penina ( 18/03/2008 17:13)
Izaho sy ny namako ka. Dia samy any amin'ny efitranony, dia mitsaty amin'ilay izy. :-D Dia raha vao tsy mandeha dia mitabataba be fotsiny. :-D
5. ikaretsaka ( 18/03/2008 19:33)
ka tsy te hampiasa fil ry zalahy hono fa nify manga koa
6. ds ( 18/03/2008 23:35)
Tokony handeha ho azy ohatry ny wifi io raha tafapetraka tsara ny mpamily rehetra (Bluetooth PAN Network Adapter) sy mandeha ny radio-n'ny andaniny sy ny ankilany. Omena anarana samy hafa sy "Bluetooth passkey" mitovy. Rehefa tsindrina ilay baolina menamena ao anaty Blue Soleil, dia tokony hipoitra ao daholo ny fitaovana manodidina mampiasa Bluetooth. Tsikoina indroa (double-clic) izay tiana horaisina dia... :-)
7. xxx ( 19/03/2008 13:39)
Inona lo le PAN Network Adapter e de inona ko le "Bluetooth passkey".
Ny itako zao de utilitaire bluesoleil iny iany (efa mitsatoka @ ordi tsirairay ny bluetooth de tsy itako ze atao tsisy activé le ao anati bluesoleil)
Mba atoroi mo rzala a, ra tadidinao le izy ry Penina de lazao a.
8. penina ( 19/03/2008 15:07)
\\\\--- blablabla
Fa somary nazavain\'i ds io ihany ny principe. Fa tsy haiko loatra ilay bluesoleil.
Fa ny bluetooth dia sahala ny network(fitaovana ahafahana mampifandray) rehetra ihany. Raha efa nanandrana network ianao dia mitovy tanteraka ihany ilay izy fa misafidy hoe bluetooth fotsiny. Raha tsia moa izany dia kotrana ho anao ihany ilay izy, ka afaka mandrana wireless koa avy eo.
\\\\--- fin blablabla

panneau de configuration (ity ihany no tadidiko am teny fr)
network connections
---ery am ankavia ambony, misy sary trano
Set up a home or small office network
---misokatra ny Network setup wizard
next
---tsy mila mikonekta amin\'ny internet araka ny fanontaniana
---safidio tsara ny computer name ---samy hafa isaky ny ordi
---safidio tsara koa ny workgroup name ---mitovy ho an\'ny ordi rehetra
---safidio Turn on file and printer sharing
next
---miandry elaela
---safidio create a network setup disk
---apidirina ny flash disk, tsy tadidiko raha tsy maintsy formatena moa sa tsia. Fa sauveo ihany aloha sao dia.
---dia iny flashdisk iny fotsiny no entina makany amin\'ny ordi izay tia hifandraisana rehetra


(manena ny asa fotsiny ny flash disk fa tsy voatery ampiasaina, afaka averina atao ireo asa rehetra ireo isaky ny ordi, ny workgroup name fotsiny no tadidiana tsara)

dia tadidio koa fa ny fichiers ao amin\'ny shared folder ihany no hitan\'ny hafa.

ouf pouf
9. ds ( 19/03/2008 22:28)

Inona lo le PAN Network Adapter e de inona ko le "Bluetooth passkey".

Ilay voalohany, dia karazana réseau toy ny hoe LAN, WAN. Eto Personal Area Network izay fampiasa amina fitaovana madinika (finday, wii, ps, sns). Ny faharoa, dia ny tenimiafina fiarovana azy.
Ny mety olanao :
1) Na tsy mbola nalefanao ilay fika (right clic/Turn on bluetooth) ery akaikin'ny famantaranandro ambany andrefana ery :-)
Rehefa mandeha (activé) ny bluetooth vao miditra ao anaty BlueSoleil.
2) Na tsy fantatry BlueSoleil ireo karazana adaptateur bluetooth atsatokao ireo ka mila ampahafantarana azy.
10. xxx ( 20/03/2008 06:20)
misotra @ fanampina fa hiezaka hampiatra ireo aho aloha de ho hitako eo fa ra misy mbola afaka manazava misimisy kokoa de misaotra mialoha
11. xxx ( 20/03/2008 06:27)
ari io bluetooth io ve mety ra any ambony rihana ohatra le ordi iray de aty ambany rihana le ordi faharoa (tokony hifankahita ve?) Misaotra indrindra o!
12. xxx ( 20/03/2008 06:28)
(100 m ny portée-le bluetoothko)
13. ds ( 21/03/2008 13:22)
Raha tsy misy fitaovana mampiasa radio betsaka eo amin'ny manodidina, dia tsy tokony hisy olana. Izaho matetika voa satria mandray tefaonina finday aty ambany kanefa ny fihainoana (oreillette) any ambony, dia wen be foana fa tsy mahare oul miteny.
Tsy mbola voavaha foana angaha ilay olana ?
Manamboara mpamily manokana hampahafantarana ireo bluetooh ireo ny BlueSoleil. Mila mitsofoka base de régistre mikirakira azy.
14. xxx ( 26/03/2008 06:24)
ie tena mbola tsy voava fona e
15. ds ( 26/03/2008 09:22)
Vakio ato : fomba fampafantarana bluetooth amina BlueSoleil.
16. kofy ( 02/04/2008 19:10)
Miarahaba anareo rehetra!
Mitovy amin ny anilay namana teo ko ny olako, hampifandray PC2 avy amin ny alalan ny bluetooth! Fa saingy zao, tsy blue soleil no hampiasaina fa Widcomm indray!
de izao ko, efa ni-surf za de nahita mety sy azo atao tsara hono rizareo ny mizara ny internetin ny PC amin ny Phone! izany oe, ny PC indray no mi- seconnecte fa tsy ny phone intsony, fa izao no olana, tsy possible mihitsy le izy raha tsy avy amin ny alalan le Widcomm io ihany! ka saika mba hanontany aminareo za oe ahoana no fampiasana an io widcomm io fa tsy tafavoakako !
Misaotra anareo rehetra !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4248