nahoana no niverina ianao

1. voaniofuchs ( 18/03/2008 13:38)
Manao ahoana daholo.

Maniry sy mitady ny hira : nahoana no niverina ianao, mpihira Risy ; raha mba misy manana ianareo, raha mba hazo atao dia mba handefaso amin'ny adiresiko etoana aho :

vohiranav@yahoo.fr

Dia misaotra mialoha anareo rehetra.

Voanio/Vohirana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0749