Te hifandray amin'ilay vehivavy ao @ Voninavoko

1. tarzand ( 18/03/2008 09:03)
Mba te hifandray amin'ilay vehivavy miara-mihira amin'i dada Gaby iny raha mba misy mahafantatra azy รด!
novalian'i tarzand ny 25/03/2008 09:33
2. Bigma ( 23/03/2008 20:33)
I Lilie ve izany e! Toa eny Ambohibao eny izy iny no mipetraka
3. tarzand ( 25/03/2008 09:33)
misaotra e! efa mba fantatra aloha zay ny anarany; misy mahalala azy ve nareo e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0525