Te hifandray amin'ilay vehivavy ao @ Voninavoko
1. tarzand
(
18/03/2008 09:03)
Mba te hifandray amin'ilay vehivavy miara-mihira amin'i dada Gaby iny raha mba misy mahafantatra azy ô!
2. Bigma
(
23/03/2008 20:33)
I Lilie ve izany e! Toa eny Ambohibao eny izy iny no mipetraka
3. tarzand
(
25/03/2008 09:33)
misaotra e! efa mba fantatra aloha zay ny anarany; misy mahalala azy ve nareo e?
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0517