ity hira hoanareo mpino
1. fijo
(
14/03/2008 05:51)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/%2Bmami%2Bbasta/video/x4fl9d_mifona-aho-ry-raiko-o-mami-basta_music
répondu par fijo le 19/03/2008 22:09
2. fahamarinana
(
14/03/2008 06:37)
:arrow:Merci fijo,marina ilay lazainy e,fa ilay hoe aza atao lavitra loatra ny elanelan'ny lanitra sy afobe fa sao afaka mitsoriaka any amparadisa ireo panota maro be no tena tiako,:-D(l)
3. rakaroka
(
14/03/2008 08:05)
=))=))=)):-D:-D:-D:-D:-Do^o=D^:^
Ka 'zay mihitsy ilay finoana e wé n'inn n'inn heloka dia ny paradisa hany no ady eo e :-P:-D:-D:-D
Sôtra e :-D:-D:-D:-D
Ka 'zay mihitsy ilay finoana e wé n'inn n'inn heloka dia ny paradisa hany no ady eo e :-P:-D:-D:-D
Sôtra e :-D:-D:-D:-D
6. rakaroka
(
14/03/2008 15:39)
prime:
rakaroka> izany an...:)
F'hita f'izany ko inn 'ndray aza ny nahafatesan'i Jesoa tsy hoe hamonjy ny meloka, dia rehefa mibebaka dia avotra e!Suffit mino. Heu....:-w:-w:-w:-$
Fa amin-ndrizareo mino ny karma no tsy izany vlivly fa arakaraka ny nataonao ny fiainan-ko ho avy.
7. ikaretsaka
(
14/03/2008 15:59)
izay nge le purgatoire e.. aza atao mifanalavitra loatra ny lanitra sy afo be
8. fijo
(
14/03/2008 21:14)
hay hifampitsidika eo ihany isika ko.aleo izahay hirevy ety an tany ,fa raha toa ka mafy ny any ve tsy hitsidika anareo ihany izahay e.
9. rabilabila
(
14/03/2008 22:17)
'ty zany ilay tonga amin'ny hiran'i Brel hoe:
Même si un jour au Paradis
Je deviens comme j'en serais surpris
Chanteur pour femmes à ailes blanches
Que je leur chante Alléluia
En regrettant le temps d'en bas
Où c'est pas tous les jours dimanche
..........................
:-D:-D:-D
Même si un jour au Paradis
Je deviens comme j'en serais surpris
Chanteur pour femmes à ailes blanches
Que je leur chante Alléluia
En regrettant le temps d'en bas
Où c'est pas tous les jours dimanche
..........................
:-D:-D:-D
11. rijadolly
(
15/03/2008 01:53)
fijo:http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=LIOKA&toko=16&andininy=19-31&dika=
hay hifampitsidika eo ihany isika ko.aleo izahay hirevy ety an tany ,fa raha toa ka mafy ny any ve tsy hitsidika anareo ihany izahay e.
12. niryna
(
15/03/2008 02:45)
rijadolly:=D=D
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=LIOKA&toko=16&andininy=19-31&dika=
Ry Raiko feno antra ,inty ny zanakao
Ny foko dia mahantra ,raha lavitra aminao...
.....
Nandany taona maro ,nanaran-tsitrapo
kanefa tsy nahazo izay mahafa-po.
Mamitaka mihitsy izao tontolo izao
Ny mamy dia mangidy,izay tena soa tsy ao
koa aza mba adalainy intsony re,ny fo!
Andeha mba ho hendry hatramin'ny anio
13. fahamarinana
(
15/03/2008 09:03)
:arrow: Ary mba tianareo ve ity hira ity? Za manko tena tia be.Mampitsangana eo ambony seza mihintsy,marina e.
http://www.dailymotion.com/related/4331549/video/x34sbd_rombaho-miangaly_music
dia ity iray ity koa na dia fantatro aza fa hisy hihomehy ahy,sa tsy hisy ve ?
http://www.dailymotion.com/related/4331549/video/x1ea5z_ranay-otselatra_music
Ohatran'ny mahalasa saina be ny tonony,tiako kouh,mampalahelo be nefa maha-be fanantenana koa.(l)

15. tywa68
(
15/03/2008 09:40)
Ty koa tena tsy ratsy ho antsika rehetra
http://www.dailymotion.com/playlist/x69kg_rawestern_vavaka-hira-fiderana-vhf/video/x3207a_v-h-f-groupe-sakaiza-tsara
http://www.dailymotion.com/playlist/x69kg_rawestern_vavaka-hira-fiderana-vhf/video/x3207a_v-h-f-groupe-sakaiza-tsara
16. fahamarinana
(
15/03/2008 09:44)
:arrow:merci tywa68,tiako be koa na ilay melodie na ilay tonony.:-*(l)
17. fijo
(
19/03/2008 22:09)
ny hiran'ireo mihintsy no milay ka.na tsy mpino aza tia azy.
le francia ko amoa sady tsara feo no tsara fe
le francia ko amoa sady tsara feo no tsara fe