tononkira misy teny ratsy

1. rajoelina ( 14/03/2008 21:34)
samoela:
Ao ambadiky ny tranonay maimbo maloto e !
Fririavan'ny makorelina sy jolahimboto
Ny tena mba te hadio re miferin'aine eh !
Vao lalovan'ilay sanana, maimbo ny tanana
Ny mpivarotra fitombenana manao ny ataony
Ny sasany izay miserana eo koa ny mamany.
Ra tsy taizan'ny ray sy reniny.
Hany ka voretra
Fa izy no ho vendrana eo
Fa horaisinay ny fepetra

Ref: Tsy azo anaovana malato eo Zama
Ny alika no mamany eo


hery! ity tononkira ity ve tsy tokony makany amin'ny fako? sa mahazo miteny ratsy indray ny pokona? inn aza no maha samy hafa ny dinika misy teny ratsy sy ny tononkira misy teny ratsy?

misokatra ny adi hevitra:lol:
2. kiadi ( 14/03/2008 22:19)
tsisy ady hevitra zany ary aza adalain'elah amizany i hery fa efa dodo iz
3. rajoelina ( 14/03/2008 22:22)
kiadi: tsara homena ravina i hery na dité
4. ikaretsaka ( 14/03/2008 22:50)
ny sain'ialahy no mitondra an'io ry Jou an, aza henoina fotsiny dia aza jerena fotsiny raha izay no olana ....

tadidio fa @ faritra betsaka any M/kara dia fiteny andavanandro izany Mamany izany nohon'ny hoe mipipi!
ary teny gasy madio mangarangarana!


5. rajoelina ( 14/03/2008 22:59)
Ika: marina izany:-D:-Dany @ fariparitra Andilamena any tsy fiteny zany mi-kaka fa manGery ihany.
de ao an-Tana ao misy miteny ry indray ny ol oe: Mikapa. Amin'ny faritra Samabaina Manjakandriana ao indray de oe: Manary sakafo. Amin'ny sasany indray de oe: handatsaka sns... :lol:
6. razaordira ( 15/03/2008 03:57)
Raha ny hitako ao amin' ny diksionera anglisy-malagasy dia toy izao hono: "to urinate" = "mamany". :idea:

Sady io soratra io koa anie fahita matetika eny amin' ny panneaux eny amoron-dalana eny e.
>
(Ny fiteny taloha mantsy dia hoe "Rarana mafy ny manao maloto eto" :roll:. Saingy tsy nandaitra firy io, ka dia voatery nanao soratra "direct" kokoa ny olona. Izay no nahatonga an' ilay hoe "Ny alika no mamàny eto".)
7. Papoose ( 16/03/2008 02:43)
zao ko v de anoratana dinika manokana:roll:
8. Rasiligaoma ( 16/03/2008 03:07)
mahagaga
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7727