FETIN\'NY SAMPAN-KAZO!!!

1. endrika01 ( 14/03/2008 12:55)
Ho hankalazain\'i Kristianina rehetra eran-tany amin\'ny Alahady zao ny fetin\'ny Sampan-kazo.Ity mba misy fanotaniana kely manitikitika ny saiko!Hoe: Moa ve rehefa ravina rehetra dia azo entina avokoa amin\'io fotoana io?Sa efa voafaritra we ireto ravina ireto ihany?Dia atao inona kay izy ireny aorian\'io fety io?(akoatran\'ny hoe dorana ampiasaina @fetin\'ny lavenona).
2. ari.malala ( 14/03/2008 13:47)
rehefa mety ho ravina maintso dia mety daolo, tsy voafaritra ary tsy voatery hoe ireto ravina ireto iany. Ny tena ilàna azy, dia hahatsiarovana ny nataon'ny jody fahiny raha nihoby an'i Kristy izy raha niditra an'i Jerosalema i Kristy talohan'ny nijaliany sy nahafatesany.
3. ratsola ( 14/03/2008 13:52)
tokony tsy ho faly mihitsy ary tamin'io fotoana io satria Jeso ange niakatra mba hahatanteraka ny famonjena e! zany hoe ho faty.
4. endrika01 ( 14/03/2008 13:54)
Rehefa fetin\'ny sampan-kazo manko,dia lasa ihany ny saina mijery sy mandinika,fa ireto 3 ireto no tena hitako miavaka indrindra na be mpitondra !!!Ny rafia,ny ravintsara dia ny salohim-bary!Ka eto indrindra no nahatonga ahy hametraka ny fanotaniana ery ambony hoe,refa ravina rehetra sa zay mba be mpitondra ihany?Tsy mahagaga raha efa voalazako hatrany amboalohany we:IZAHO KRISTIANINA NEFA TSY MINO betsaka ny zavatra tsy mazava sy tsy azo ka mahatonga fisalasalana!!!
5. endrika01 ( 14/03/2008 13:54)
Rehefa fetin\'ny sampan-kazo manko,dia lasa ihany ny saina mijery sy mandinika,fa ireto 3 ireto no tena hitako miavaka indrindra na be mpitondra !!!Ny rafia,ny ravintsara dia ny salohim-bary!Ka eto indrindra no nahatonga ahy hametraka ny fanotaniana ery ambony hoe,refa ravina rehetra sa zay mba be mpitondra ihany?Tsy mahagaga raha efa voalazako hatrany amboalohany we:IZAHO KRISTIANINA NEFA TSY MINO betsaka ny zavatra tsy mazava sy tsy azo ka mahatonga fisalasalana!!!
6. ikaretsaka ( 14/03/2008 14:03)
rehefa ravina rehetra mety aby ka...! fa arakarak'ilay toerana io! Tany Sri Lanka aho indray maka izay dia ravina dite maintso ireny (ie, dite dite io) no natao. Tany S'pour dia orchidee no ataony ohatran'ny bouquet dia asiany ravin'akondro izay!

Ny anay Taloha Tany ambanivohitr'i Bira dia indraindray Moza no atao!

Ny hevi-dalina fonosiny no tena mikaonty
7. pissoa ( 14/03/2008 14:09)
Tsy ny Sampankazo loatra no "feter-na" amin'io andro io fa i Kristy niditra tao Jerosalema. Dia izay hanomezanao voninahitra an'i Jesoa entina.

ratsola : manomboka amin'ny Alahadin'ny Sampankazo ny Herinandro Masina raha tsy diso aho. Ankalazaina ao daholo manomboka amin'ny nidiran'i Jesoa tao Jerosalema hatramin'ny nialany aina teo amin'ny HazoFijaliana sy ny nandevenana Azy. Izany hoe samy manana ny anjarany avy ireo lalana nolalovan'i Jesoa ireo ; ka "tamim-boninahitra" no nidirany tao Jerosalema dia izay no ankalazaina ny Alahadin'ny Sampankazo.
( Ny Alakamisy fankalazana ny namoronan'i Jesoa ny Eokaristia
Ny Zoma hankalazana ny nahafatesany
Ny Sabotsy Alina - mitohy Alahady ankalazana Azy nitsangan-ko velona)

Mirary soa manokana ho an'ny TAFIKA (Tanoran'ny Fiangonana Katolika) ao amin'ny Diosezy !!! Oyez oyez eny Alarobia aaa - (sa moa tsy eny Alarobia, hi hi)
8. endrika01 ( 14/03/2008 14:16)
ari.malala:
rehefa mety ho ravina maintso dia mety daolo, tsy voafaritra ary tsy voatery hoe ireto ravina ireto iany. Ny tena ilàna azy, dia hahatsiarovana ny nataon\'ny jody fahiny raha nihoby an\'i Kristy izy raha niditra an\'i Jerosalema i Kristy talohan\'ny nijaliany sy nahafatesany.
Hay ve ry ari.malala,zahay mantsy tamin\'ny fahazaza,anisan\'ilay mihomehy olona,ny an le ramatoa tao ambadikanay ravina kininina no nohetiny de nomenay ravintsara izy,satria zahay mba nahazo betsaka teny amin-dry masera ny Sabotsy hariva avy nianatra katesizy!De ozizy anay t@io ramatoa io we ario iny fa mamenatr\'olona fa ravitsara entina(tsy le kininina fotsy a)
9. ari.malala ( 14/03/2008 14:23)
pissoa, eny Alarobia tokoa aky! mirary soa hoazy ireo marina :)

endrika01, t@ fahazazana tsy mbola nahalala inon'inona aky zany tsy misy tsiny a!:)
10. ikaretsaka ( 14/03/2008 14:57)
Eny alarobika tokoa kay moa ny TaFiKa @ ity ...
mirary soa ho azy ireo e.. manantena hifankahita amin'ny sasany amin'izy ireo @ JMJ
11. pissoa ( 14/03/2008 17:04)
nahafatantra olona handeha JMJ ihany ngah Ika ?! :-D:-D:-D
12. ikaretsaka ( 14/03/2008 17:10)
ie... iahono fantatro aloha izao e :°)
13. fijo ( 14/03/2008 21:12)
matahotra kangoro hono ny namana ko
14. ikaretsaka ( 14/03/2008 21:29)
nefa tsara ny henana kangoro
15. fijo ( 14/03/2008 21:32)
za tsy mbola nihinana
16. tsiambaratelo ( 14/03/2008 21:32)
JMJ ve le fihaonam-ben\'ny tanora!T@zay mbola mazoto mivavaka de faly ery refa navoaka tao @Radio ny hiranay,tsetsatsetsa tsy aritra iny!Misy miteny we,rehefa voahasin\'ny Ray am-panahy ireny sapakazo ireny dia azo ampiasaina hanampiana marary!
17. tsiambaratelo ( 14/03/2008 21:32)
JMJ ve le fihaonam-ben\'ny tanora!T@zay mbola mazoto mivavaka de faly ery refa navoaka tao @Radio ny hiranay,tsetsatsetsa tsy aritra iny!Misy miteny we,rehefa voahasin\'ny Ray am-panahy ireny sapakazo ireny dia azo ampiasaina hanampiana marary!
18. fijo ( 14/03/2008 21:34)
finoanoampoana izany
19. ikaretsaka ( 14/03/2008 21:38)
finoana aby iznay ry fijo an...
ohatran'ilay finoana mpam's nolazain'ialahy atsy
20. booboo ( 14/03/2008 21:39)
Hs vety² fotsiny f'aza tsiny a : inona kay zany diosezy ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1092