FETIN\'NY SAMPAN-KAZO!!!
21. tsiambaratelo
(
14/03/2008 21:44)
fijo:
finoanoampoana izany
Kanefa hono dia nahasitrana ny zanakan-dreo,nataony evoka dia nisinda tanteraka ny aretin'ilay zaza!
22. fijo
(
14/03/2008 21:51)
ilay hazo mihintsy izany no misy zavatra mahasitrana fa tsy hoe satria nohamasinina;
ika,ny mpamosavy koa dia finoanoampoana
ika,ny mpamosavy koa dia finoanoampoana
23. tsiambaratelo
(
14/03/2008 22:08)
Tsy haiko alou é,na lay hazo no efa fanasitranana!Raha izany nohentina lay hazo mahasitrana nohetiny nohamasinina!!Tsy aiko.
24. fijo
(
14/03/2008 22:41)
ny ravikininina fotsy izao mahafaka gripa;io na hamasinina na tsia dia mahafaka gripa foana.
ny ravina tsotsoronangatra fitsaboana fery "manonika"de na hamasinina na tsia dia efa izay
ny ravina tsotsoronangatra fitsaboana fery "manonika"de na hamasinina na tsia dia efa izay
25. endrika01
(
15/03/2008 12:14)
fijo>inn kay zany ravina \"tsotsoronangatra\"?Sambako aho naheno,manao ahoana lay izy!Mba tsara ho fantatra!Ny tanatanamanga no efa henoko we manasitra fery na le tongotr\'olona voan\'izany rao-dia izany.Mino aho fa mbola tsy mivaona lay sujets a,ravina maintso no resahina!\"Sampakazo\"
26. endrika01
(
16/03/2008 05:32)
Mankalaza ny fiakaran\'i Jesoa Kristy tao Jerosalema ny kristianina rehetra anio!Dia ny fetin\'ny Sampan-kazo izany!Enga anie ka ho mafy horina ny finoana ao anatin\'ny tsirairay fa tsy ho endrika ivelany fotsiny ihany!(satria raha tsy zay dia lasa hoatr\'i endrika01 ihany koa,lasa we KRISTIANINA NEFA TSY MINO)Bon fête des rameaux dôly é!
27. tsiambaratelo
(
16/03/2008 12:13)
fijo:
ny ravikininina fotsy izao mahafaka gripa;io na hamasinina na tsia dia mahafaka gripa foana.
ny ravina tsotsoronangatra fitsaboana fery "manonika"de na hamasinina na tsia dia efa izay
Ny aty aminay ndray dia ny ravina Olive no ampiasaina
amin'ny fetin'ny sampankazo,ny olive kosa aloha
fanafody tsara é,mahasitrana cancer hoan'ny 'zay mbola tsy tena grave!( ny menaka no tiako ho lazaina eto,ka raha tsy nisy ny ravina angaha moa nisy koa ny voankazo)
