Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
badboy ( 06/03/2008 15:53)
Théorie de l'évolution contre théorie de la création!
Charles Darwin no nametraka ny "théorie de l'évolution" refa avy nandinika ny fomba fivoaran'ny tontolo sy ny fahatongavan'ny olona teto antany: -Efa ela be no nisy ny tany sy ny fiainana alohan'ny... tohiny
sitlo ( 06/03/2008 15:06)
bla bla
[center][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/baiser-volant-79541.gif[/IMG][/center] ... tohiny
novalian'i antigone ny 08/03/2008 17:34
yonikafopl ( 06/03/2008 14:58)
vorona azon'adala
Mba oka ry reto zay kalou le sary misy rano fa otran'ny lasa monotone be le izy ka, ataonareo toy vorona azon'adala ( tsy we nareo no adala fa fomba fiteny io an, so misy mandray antendrony eo ndray:w... tohiny
tianjhi ( 06/03/2008 14:40)
Raboussa
te ho any aminao sy rap mandrakizay... tohiny
novalian'i penina ny 07/03/2008 18:37
rajoelina ( 06/03/2008 13:43)
eritreritra mandalo
[b]mety ny hevitra avy amin'ny ps-nay ihany ve no tena tsy mampitamana ny namana eto amin'ny serasera[/b]:?: ;-)... tohiny
novalian'i Veloo ny 07/03/2008 02:10
ari.malala ( 06/03/2008 12:31)
inona no azo ilazana azy?
In-droa aho izay naheno olona nitantara, ny 1 tao @ radio privée iray izay, nilaza ilay olona fa efa maty hono izy ary efa ndeha hofonosina no indro nifoha, taitra daolo ny fianakaviana ary lasa nits... tohiny
Mandefitra ( 06/03/2008 12:21)
THB
[quote=rohy]Betsaka ny Eritreritra Entin'ny Rano (BEER)[/quote] de tadidiko koa : PILSENER : PIsser Lentement Sans ENERgie :lol:... tohiny
novalian'i zoky ny 09/04/2008 09:42
harinaivo ( 06/03/2008 10:36)
azo atao ve ny manova ny pseudo ? ohatra : harinaivo
ahoana no fomba atao ny @ fanovana ny pseudo ?... tohiny
novalian'i hery ny 06/03/2008 10:40
fetrakens ( 06/03/2008 10:27)
SARIMIHETSIKA ARA-POLITIKA
Ahoana indray ireny Film navoakan'i Mailhol ireny e! mba mijereva zé mbola tsy nahita, fa tsy ho voatantarako eto kosa aloha le izy e! Fandroahana devoly nefa...Toa :arrow: politika be tsotra izao e... tohiny
novalian'i Jeankely ny 06/03/2008 12:01
rajoelina ( 06/03/2008 10:06)
Fanontaniana tsotra
Ra ny vamm ( na fiara) ve no hatao marika: BMW, Mercedes, Ferari, Volvo, Audi sns... (marika mavesatra) vao maika ny sipa manara-maso sy manarakaraka:?: ;-)... tohiny
niryna ( 06/03/2008 07:17)
Zarazarao e!
Nanao fivoriambe niantsoana ny miaramilany sy ny anjeliny rehetra satana.Ny fifanarahana nataon'izy ireo dia trangan-javatra nisy marina tokoa ka meteza hamaky sy handinika tsara ary aoka tsy hovoafan... tohiny
novalian'i majesty ny 20/03/2008 09:15
ikaretsaka ( 06/03/2008 00:48)
Moizy sy ny elefanta
ahoana indray ity?? http://fr.news.yahoo.com/afp/20080304/tod-israel-religion-judaisme-insolite-7f81b96.html ... tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2008 22:20
rajoelina ( 06/03/2008 00:33)
champion ligue ''adios real madrid''
aiza ary i ronaldo09:?::lol:=)) ;-)... tohiny
kabatritra ( 05/03/2008 20:01)
Hataontsika makotrokotroka ny fankalazana ny paska 2008
Tamin'ny herintaona dia nikatona ny fiangonanay fa betsaka loatra ireo nandeha tany amin'ny RNS. Amin'ity taona 2008 ity dia tsy nanaiky intsony pasitera ka dia olona iray monja sisa no mbola sahy han... tohiny
lagoon ( 05/03/2008 18:27)
Jesosy tonga hatrany Inde sy Tibet
Tonga hatrany izy ary nianatra niaraka t@ ireo boudhistes sy hindouistes. http://secretebase.free.fr/complots/religions/indejesus/indejesus.htm Ka fantany tsara ny fampianarana hindouisme sy bou... tohiny
novalian'i rakaroka ny 17/03/2008 18:49
melody ( 05/03/2008 18:21)
kilalao japonais
ary ahona indray ity ry zalahy a, jereo hatramin'ny farany fa ilay farany no tena mahatsikaiky! http://www.youtube.com/watch?v=YOfZPZJHnKg... tohiny
novalian'i rapala ny 20/03/2008 11:31
niryna ( 05/03/2008 18:06)
LAZAO AZY : TIAKO HIANAO!!!!
Ny fiainantsika rehetra dia manandaja avokoa,mety mieritreritra isika hoe tsy misy mpitia,tsarovy fa raha tsy mitia ny tenantsika isika dia tsy afaka ny ho tia olona.Tsy afaka ny hanova ny toetr'olona... tohiny
novalian'i niryna ny 12/03/2008 03:19
miarilala ( 05/03/2008 17:12)
Tsy mahay dmila vonjy re!!!!
Salama daôle eh! Misy ordi cousineko tsy mety mi affiché écran, marihina fa efa tranainy ny ordy fa PII reny za mba antenainy nefa za koa tsy mahay! izao nahazo azy voalohany raha vao velomina d... tohiny
novalian'i xxx ny 18/03/2008 13:48
rakaroka ( 05/03/2008 16:54)
fanirian-Rakaroka
Te hiantso ny samy hafa finoana mba [b]hampanjary[/b] eo amin'ny fiainana ny "[b]Fandriam-paha[/b][b]lemana[/b]"; ny "[b]fahamarinana[/b]" manoloana ny habibiana herisetra, fitomboan'ny vonoan'olona e... tohiny
pongy ( 05/03/2008 16:19)
azafady mba mivilia
tsy misy hafatra... tohiny
novalian'i Nanoo ny 04/06/2008 10:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.3961