Zarazarao e!

1. niryna ( 06/03/2008 07:17)
Nanao fivoriambe niantsoana ny miaramilany sy ny anjeliny rehetra satana.Ny fifanarahana nataon'izy ireo dia trangan-javatra nisy marina tokoa ka meteza hamaky sy handinika tsara ary aoka tsy hovoafandrika.

T@ kabary fanokafana dia hoy Satana t@ ireo anjely mpiodina :'Tsy azontsika sakanana tsy ho any am-piangonana intsony ny Kristiana''Tsy azontsika sakanana tsy hamaky Baiboly hamantatra ny fahamarinanaizy ireo''Tsy ho azontsika atao intsony ny hisakana azy tsy hiroso @ firaisana@ Jesosy kristy''Koa raha tanteraka ny firaisany @ Jesosy Kristy dia ho rava ny fahefantsika aminy''Avelao ihany izy hizotra @ fiainana mahazatra azy, fa hangalarintsika kosa ny fotoana eo aminy mba hisakanana azy tsy hanam-piraisanaintsony @ Jesosy Kristy''
Izany no ataovy sy tanteraho ry anjely mpiodina, ataovy izay hahatonga ny kristiana ho variana sy sondriana, ary sakano tsy hiantsampy @ Mpamonjiny mba hampandamoka ny firaisany Aminy eo @fiainany andavan'andro'
Dia namaly ireo anjelin'i Satana ka nanao hoe : '@ fomba ahoana noahazoana manatanteraka izany?'Dia hoy Satana :
1-Hazony izy ireo (ny Kristiana) ho variana @ zavatra tsy dia misy dikany loatra eo @ fiainany ka mamorona zavatra hampifantoka ny saina aman'eritreriny;
2-Tariho hanao fandaniana (dépenses) tsy an-kijanona mba hisambo-bola tsy ho afa-trosa mihitsy;
3-Reseo lahatra mba hiasa mafy ny olona, tsy hanam-potoana intsony, ka samy hikarataka ny mpivady hanatrarany ny nofinofiny @ rendrarendra ety ivelany.
4-Sakano tsy hanam-potoana hiarahana sy hiresahana @ zanany sy ny fianakaviany ny olona. Ny trano fonenany dia ho tonga toeram-piefenana ialàna @ asa (toeram-patoriana fotsiny)
;5-Korontano ny sainy tsy handre intsony ny bitsiky ny Fanahy Masina.Ny vesatry ny harerahana
eo aminy no tsy maintsy mahatonga azy ho moratohina sy tezitra @ zavatra tsy misy dikany indrindra .
6-Ataovy izay hahatonga azy handefa tsy an-kijanona ny radio, ny K7, ny CD, télé, ordinateur @ fotoana sy ny toerana rehetra (trano, fiara...)ka hahavariana azy @ zavatra tsy misy antony.
7-Ataovy mibahan-toerana eo @ fiainany ny mozika sy ny hiran'izao tontolo izao, ka fenoy azy ny fiara, ny toeram-piavarotana ary ny toeram-pisakafoanana rehetra mba hanapaka ny fifandraisany @ Jesosy Kristy sady hanadinoany ny tonon-kiram- panahy mba hahavery azy.
8-Fenoy zava-mahatsikaiky sy doka-barotra mahavariana ny gazety sy nylàlana rehetra. Ny vaovaon'izao tontolo izao no ataovy mamenony fonymandritra ny 24 @ 24 ora mba tsy hahenony intsony ny @ Jesosy Kristysy ny famonjeny.
9-Ampitomboy ny filan'ny maso eo aminy mba hampifantoka azy @ lamaody sy ny fitafiana tsy maotina, ho sodokan'ny endrika ety ivelany
hamonomiandalana ny fitiavana eo @ mpivady hitarika @ faharavan'nytokantranony, hampitombo ny fijangajangana.
10-Aza avela handinika ny hatsaran'ny zava-boaharin' Andriamanitramihitsy izy fa hazony @ fandaniana andro @ fijerena sarimihetsika syfampisehoana arahina mozika feno kotaba ary fanatanjahatena mba horaiki-tampisaka ao an-tsainy sy tsy afaka am-bavany mandritra ny androizany ka hanadinoany an'Andriamanitra.
11-Hazony ho be raharaha hatrany hatrany izy ireo mba hitaraina lavaho tsy manam-potoana, tsy handinihina Soratra Masina intsony.
12-Rehefa manao fihaonana handinika zavatra ara-panahy izy dia lanio fotoana @ resabe mba hikorontan-tsaina ka tsy hahavita na inona nainona.
13-Ny fikasana rehetra ao aminy dia ampidiro olana sy zavatra hafa tsyhahatanteraka ny fitokisany @ Andriamanitra. Avelao izy hatoky tena kahikaroka vahaolana samirery ka hanao sorona ny fahasalamany sy nyfianakaviany @ tanjona tiany ho tratrarina.'Ho hitanareo fa tsy maintsy ary tsy maintsy mahomby izany tetika izany....'Dia lasa tokoa ireo anjely mpiodina hamita faingana ny iraka (mission)nifanarahany mba hisintonana ny Kristiana, hanan-draharaha (occupé)lalan-dava, mandeha tsy an-kijanona, maika sy dodona lava hatrany @fotoana rehetra sy ny toerana rehetra hatrany am-piangonana aza, katsy manam-potoana intsony hivavahana sy hiresahana @ Andriamanitra,handinihina Soratra Masina, handinihin-tena.

NY FANONTANIANA DIA NY HOE : Nahatanteraka an'ireo iraka (mission)nampanaovina azy teo @ fiainako tokoa ve ny Devoly ???? Anjaran'ny tsirairay ny mandinin-tena ny @ izany
Hialako tsiny fa somary lava . :-*
(l)niryna
novalian'i majesty ny 20/03/2008 09:15
2. rabilabila ( 06/03/2008 13:35)
Alefaso ny glacholet sy aourtam sachet sy ny kilarinety fa mafana be ooo!!!!
3. yonikafopl ( 06/03/2008 14:27)
kamo be hamaky fa lava lotra, otran le toriteny any ampiangonana mampatory, tsy misy miditra am lohan'ny mpiangona tsony.

aiza kounkou le vandro ooooooo
4. ikaretsaka ( 06/03/2008 18:07)
vandro oo!
5. niryna ( 06/03/2008 18:33)
rabilabila:

Alefaso ny glacholet sy aourtam sachet sy ny kilarinety fa mafana be ooo!!!!

:D

6. niryna ( 06/03/2008 18:38)
yonikafopl:

kamo be hamaky fa lava lotra, otran le toriteny any ampiangonana mampatory, tsy misy miditra am lohan'ny mpiangona tsony.

aiza kounkou le vandro ooooooo

:wink: fa ahoana hoy ilay hafatra,avelany hatory dia ataony tsy mahazo izay lazaina.Ny fiangonana famonjena aina kanefa tsy misy fidiram-bola ny fitoriana ny tenin'Atra na izany aza kamo ny olona tsy tia ho vonjena,fa raha cinema mampatahotra,na maka na mankafy ny filan'ny nofo kosa dia mandoa vola sy hilaharana na ohatrinona na ohatrinona ary tsy matory satria ny filan'ny nofo no mahazo vahana.
Na isika manana hery hiady ny filan'ny nofo dia mahery ny filan'ny fanahy,na isika tsy mila ny filan'ny nofo dia mahery ny filan'ny fanahy dia tsy matory dia mazoto mamaky ny tenin'Atra,dia omeny hery ho tonga zanak'Atra.Safidy io rahavako :-*

7. ikaretsaka ( 06/03/2008 19:02)
vao mainka mampatory
kafe ooooo
8. pissoa ( 06/03/2008 19:23)
:-D:-D:-D:-D:-D
9. ikaretsaka ( 06/03/2008 19:38)
naninona izao tsy natao tsotra hoe "ho'zy i satana hoe asaivo manao bornE izy:"
10. yonikafopl ( 06/03/2008 19:54)
ika hihihihih

dia omeny hery ho tonga zanak'Atra


Za efa miteny fona fa za efa zanaki dada, mahazo hery fona
11. rabilabila ( 06/03/2008 21:02)
Tsy misy mofogasy ve ampiarahana amin'ilay kafe ooo!!:-D:-D:-D
12. fijo ( 06/03/2008 21:57)
niryna an,hono hoaho,moa ve asan'ny satana koa ny fampisehoana hirahira sy sonema?????ireny mantsy no mahavarianany mpino matetika.de ny fitadiavam bola koa
13. ari.malala ( 07/03/2008 12:50)
hay va re ts tokony hiasa zany fa manjary manao ny asan'i satana e! sod ts tokony mampiasa internet kou aza fa i bill gates anie to ts mivavaka e, sa diso ah?
14. Veloo ( 07/03/2008 14:55)
fa ahoana hoy ilay hafatra,avelany hatory dia ataony tsy mahazo izay lazaina.Ny fiangonana famonjena aina kanefa tsy misy fidiram-bola ny fitoriana ny tenin'Atra na izany aza kamo ny olona tsy tia ho vonjena,fa raha cinema mampatahotra,na maka na mankafy ny filan'ny nofo kosa dia mandoa vola sy hilaharana na ohatrinona na ohatrinona ary tsy matory satria ny filan'ny nofo no mahazo vahana.
Na isika manana hery hiady ny filan'ny nofo dia mahery ny filan'ny fanahy,na isika tsy mila ny filan'ny nofo dia mahery ny filan'ny fanahy dia tsy matory dia mazoto mamaky ny tenin'Atra,dia omeny hery ho tonga zanak'Atra.Safidy io rahavako


safidy marina io rahavako:-*
15. ikaretsaka ( 07/03/2008 15:34)
dia omeny hery ho tonga zanak'Atra


tsy azoko.. nga moa isika tsy efa zanak'Andriamanitra foana, hatramin'ny namoronana antsika hatrany an-kibo aza hono dia efa sitrany isika. ho'zy ny ao @ Isaia

ary nga ndray tsy hoe zanany tiany isika matoa nomeny ny zanany lahitokana sy ny bliblibli patata..

nareo hoa aza mi flip flop fa io ihany no tsy hinoan'ny olona anareo, avy eo mivonto fo ery
16. fijo ( 07/03/2008 20:54)
ari ,izay mihintsy,mampanahy ahy izao hevitra manomboka feno fandrarana izao an.
17. cutie ( 07/03/2008 20:58)
lava be
18. fijo ( 07/03/2008 21:02)
efa mahazatra le lava be amin'i niryna ka
19. cutie ( 07/03/2008 21:05)
:-D
fintino ry nyrina a:wink:
20. fijo ( 07/03/2008 21:08)
tsy hainy izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0352