Zarazarao e!
122. niryna
(
16/03/2008 21:09)
ikaretsaka:
Niryna> tsy mety izany ka .. raha mbola olombelona ihany dia mila miasa
Efa voaozona isika hoe "ny hatsembohan'ny tavanao no hihinananao" (Jenezy 3:19 ngamba izy izay)
"Tu gagneras ton pain à la sueur de ton front". Autrement dit, si tu veux vivre, tu travailleras.
na ny misionera aza miasa (jereo ny ao @ pedro sy ireny mampianatra sekoly sns... ireny ) , na ny moines aza miasa fa tsy mamaky baiboly fotsiny (masera manjaitra, moines mamboly voaloboka,)
fa tsy vitan' ny ao am-piangonana sy eny ananona eny fotsiny izy ireny.. nefa ireny efa nanokantena
hi,hi ,iza no niteny aminao fa tsy miasa :D
marina tokoa izany samy mandray izay mifanaraka ny mahafinaritra ny olona fa raha misy teny manahirana ny mpiangona dia esorin'ny sasany ilay izy e
123. niryna
(
16/03/2008 21:20)
ari.malala:
fa tsy azoko e, ny olona anie ka saina vatana fanahy e! tsitako mintsy izay faotana mijery TV sy mihaino radio, tsisy ifandraisany @ resaka fanahy manohitra ny nofo mints zany ra amiko manokana aloha...
ary ahoana moa no hahasahianao miteny ry niryna fa tsy tia mamaky baiboly aho??? alalana avy aiza??? tsy ianao iany ve no mpitory fa aza mitsara mba tsy ho tsaraina? ary ianao anie tsy maita izay ataoko aty antany lavitra ty sy ny fomba fiainako e! moramora iany!!!!!
fidio izay fandaharana mety mahatsara ny fanahinao sy ny sainao ary ny fanahinao,tsy ny fandaharana ao amin'ny TV na ny movie hofaina na jerena any amin'ny salle de cinema dia tsara avokoa.
Misy fandaharana ao amin'ny TV ka ? ataovy mifandanja ny filan'ny nofy sy ny fanahy raha kristiana dia ny fanahy no velombelominy kokoa ka dia mijery ireny fandaharana izay manome hery,mampianatra ny soratra masina,olona mijoro vavolombelona ary mihaino hira (gospel),mamelombelona
ny fanahinao,mampianatra anao ary manome hery anao,tsy miaraka mantsy ny filan'ny nofy,izany akory tsy miteny hoe aza mijery toetr'andro na vaovao na zavatra mampianatra antsika.
Ny iray dia feno izy aty ,CD feno film porno,vehivavy sy vehivavy miaraka na lehilahy sy lehilahy na lahy sy vavy maro,na film vetaveta,hianao indray ve no atoro an'izany? Zava-misy ireo ary misy aza aty raha mba te aheno vaovao hianao fa ny Braziliana vehivavy dia miboridina manadio ny tranon'ireo mpanan-karena ka mandray $1000 par semaine.
Ny tiako tenenina na inona na inona zavatra mitarika antsika ho any amin'ny ratsy dia hiezahana ny hiala aminy.
Mazava sa mbola mila fanampiny ?
Ny rindrin'ny lehilahy,dia feno sary vetaveta ary mino koa aho fa na aiza na aiza,ny boky moa tsy lazaina intsony, ireo no santionany
127. niryna
(
20/03/2008 04:14)
ari.malala::D
fa tsy azoko e, ny olona anie ka saina vatana fanahy e! tsitako mintsy izay faotana mijery TV sy mihaino radio, tsisy ifandraisany @ resaka fanahy manohitra ny nofo mints zany ra amiko manokana aloha...
ary ahoana moa no hahasahianao miteny ry niryna fa tsy tia mamaky baiboly aho??? alalana avy aiza??? tsy ianao iany ve no mpitory fa aza mitsara mba tsy ho tsaraina? ary ianao anie tsy maita izay ataoko aty antany lavitra ty sy ny fomba fiainako e! moramora iany!!!!!
128. niryna
(
20/03/2008 04:25)
ari-malala:odry,inona no mahatezitra anao an'izany? tsy voasakan'ny satana intsony hono ny kristiana hamaky baiboly,nisy soratra niteny teo hoe tsy voasakan'ny satana intsony ari-malala hamaky baiboly ? :D :roll:
ary ahoana moa no hahasahianao miteny ry niryna fa tsy tia mamaky baiboly aho??? alalana avy aiza??? tsy ianao iany ve no mpitory fa aza mitsara mba tsy ho tsaraina? ary ianao anie tsy maita izay ataoko aty antany lavitra ty sy ny fomba fiainako e! moramora iany!!!!!
22 Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po, fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana,
23 fahalemem-panahy, fahononam-po; tsy misy lalàna manohitra izany.Gal 5:22-23
Ireo foana no hiezahana ampiharina amin'ny fiainantsika dia tsy tafiditr'i satana ny baolina.
izay foana no mba teniko,isika rehefa manomboka mino an'i kristy ho tompo sy mpamonjy ka manankina ny fiainana aminy irery dia lasa olom-baovao,ny lasa momban'ny lasa ary ny ho avy indray no mbanjinina,miezaka ny andray ny tsara hatrany aky ry ari-malala fa aza variana eo a :D.
129. niryna
(
20/03/2008 04:40)
ari-malala:
tsy azo ny tian'ny mpanoratra tenenina o! fa sakan'ny fanahy masina manin ndray moa ny olona?contradictoire b nge zany zavatra lazainareo zany ry niryna e!
efa azon'i ari-malala ve aloha fa ny fanahin'i kristy dia tsy mipetraka velively ao anatin'ny olona izay tsy mino azy irery? Manana Atra maro be ny olona izay tiany hinoana sy hivavahany ary ny famonjena dia tsy misy na iray aza amin'ireo Atra marobe ireo raha tsy mino an''i kristy ho Zanak'Atra,Tompo sy Mpamonjy azy amin'ny andro farany.
Raha misy na zavatra iray aza ka akambana amin'ny finoana an'i kristy dia tsy ahazo famonjena mihitsy.Fanahy Izy ka ny fanahitsika no mifona sy mitalaho ary mangataka famelan-keloka aminy,efa resaka lavabe eo ka tsy averiko intsony izay mandray dia arahaba soa arahaba tsara,izay tsy mandray dia efa fantatr'Atra avokoa isika rehetra na hino ny teniny na hanipaka hatrany ny fahamarinana ,izay ao amin'i kristy,afaka mamaky baiboly hianao raha tianao izany na vereno vakiana ny fanazavana maro any rehetra any mikasika ny "inona no atao mba ahazoana famonjena ?"
Izay miaraka an'i kristy irery no manana fanahy masina ary satana dia manaka ny olona hatrany tsy hiaraka ny fanahy masina.Satana dia afaka mampiasa olona hoentiny hanantanterahana ny asany,ary maro ny zavatra izay tsy mifanaraka ny tenin'ATra ataon'ny olona., ka inona no mahagaga anao an'izany ?
Mila miamnbina isika,izay ihany raha te ho voavonjy,mila mametraka ny fiainantsika amin'ATra dia i kristy izany.Tsy mila famonjena moa dia tsy mila manao na inona na inona fa efa meloka sahady.Voasoratra ao amin'ny soratra masina koa io .
130. niryna
(
20/03/2008 04:46)
fijo:
niryna an,tsy manenjika andry aho sanatria,fa mba te hanontany.
ndry ve raha manao fety dia azo hanaovana hira "bodo na poopy na ambondrona sns "ohatra ny fety ,sa dia tsimaintsy hoe hira fiderana an'andriamanitra ihany?????
hi,hi, avy raha hiaraka hira amiko na kalon'ny fahiny na fivavahana,na gospel .
Angaha tsy mahalala i fijo fa feno ny hiran'izao tontolo izao feno teny ratsy? ireny no teneniko,olomhelona isika,nomena safidy, tsy niteny mihitsy Atra hoe aza manana fialamboly hi,hi,
Ny film porno,ny sary porno,ny soratra vetaveta ireny no teneniko,mino ,mihitsy aho fa raha mandeha any amin'ny fiasan'ny sasany hianao dia mahita sary vetaveta feno ny lockeroom ny lehilahy.Eny e,mety tsy mitovy ny misy ny tsirairay,firifiry ny olona milaza sy mamitaka ny ankizy aty aminay milaza fa kely taona ka ny FBI no mahatratra azy ireo?
Alaivo fotsiny ireo zaza any amin'ny Thailand,zazakely,vokatry ny tsy fananana dia amidy ny olona manambola,herin'ny inona izany? herin'ATra no miasa ao ?
131. niryna
(
20/03/2008 04:50)
ari.malala [ Valio ] 14-03-2008 08:08:02
Lohateny : Re : Zarazarao e!
teo iany izy fa ts nandalo tato ko Jereo eto
mampihomehy ahy hianareo ireto,tsy afaka ny hiala eto izany ny olona ? eny e,misaotra tamin'ilay fiandrasana ny valinteny :D
misaotra ihany koa tamin'ireo rehetra manitikitika,ampiharo amin'ny fiainana izay tsara izay ratsy sy heverina fa tsy mifanaraka moa dia hialao lavitra toy ny afo.
132. ikaretsaka
(
20/03/2008 05:23)
o @ ilay tantaran'i niryna..
miaramilan'i satana izany i niryna satria nahita ze nataony tany !
mpanao communique de presse an'i balizebota
mazava ka!
miaramilan'i satana izany i niryna satria nahita ze nataony tany !
mpanao communique de presse an'i balizebota
mazava ka!
133. majesty
(
20/03/2008 09:15)
hay ve nisy dinika ôtran'zao tato e,fa taiza koa ary za no tsy nahita an'ity:D
