Zarazarao e!
101. niryna
(
12/03/2008 04:28)
ikaretsaka:^:^=D finally !
dia ahoana ny Tv sy ny radio mandefa hira hiderana an'A/tra ireny. ireny librairie kristianian ireny ???
16 Fa hoy izaho: Mandehana araka ny Fanahy, dia tsy hahatanteraka ny filan'ny nofo hianareo.
17 Fa ny nofo manohitra ny Fanahy, ary ny Fanahy manohitra ny nofo; ary mifanohitra izy roroa, mba tsy hahazoanareo manao izay zavatra tianareo.Gal 5
safidy hoy aho io ,miaraka amin'ny amboalambo dia amboalambo.
Finding God in all Things indray andramana ry niryna au liey de satanatana anao io an.. kozy e...
102. ikaretsaka
(
12/03/2008 04:36)
nga raha filan'ny nofo dia tsy mila TV..
aza minety intsony ary koa fa sao filan'ny nofo koa itony fitaovana itony e!
aza minety intsony ary koa fa sao filan'ny nofo koa itony fitaovana itony e!
103. niryna
(
12/03/2008 04:38)
'
Deraina Jesoa Kristy Tompon'ny tompo,Mpanjakan'ny mpanjaka ary hasandratray ho Azy mandrakariva ny voninahitra hatramin'ny taloha indrindra sy ankehitriny ary mandrakizay Amena
niryna::D
Tsy azontsika sakanana tsy ho any am-piangonana intsony ny Kristiana''Tsy azontsika sakanana tsy hamaky Baiboly hamantatra ny fahamarinana izy ireo'=D=D^:^'Tsy ho azontsika atao intsony ny hisakana azy tsy hiroso @ firaisana@ Jesosy kristy''=DKoa raha tanteraka ny firaisany @ Jesosy Kristy dia ho rava ny fahefantsika aminy''Avelao ihany izy hizotra @ fiainana mahazatra azy, fa hangalarintsika kosa ny fotoana eo aminy mba hisakanana azy tsy hanam-piraisanaintsony @ Jesosy Kristy''
NY FANONTANIANA DIA NY HOE : Nahatanteraka an'ireo iraka (mission)nampanaovina azy teo @ fiainako tokoa ve ny Devoly ???? Anjaran'ny tsirairay ny mandinin-tena ny @ izany
Deraina Jesoa Kristy Tompon'ny tompo,Mpanjakan'ny mpanjaka ary hasandratray ho Azy mandrakariva ny voninahitra hatramin'ny taloha indrindra sy ankehitriny ary mandrakizay Amena
104. ikaretsaka
(
12/03/2008 04:43)
ka ny firaisana @ jesosy kristy ange hoa tsy voatery your way e...
ley everyone have their own way
ley everyone have their own way
105. niryna
(
12/03/2008 05:01)
ikaretsaka:
ka ny firaisana @ jesosy kristy ange hoa tsy voatery your way e...
ley everyone have their own way
5 Matokia an'i Jehovah amin'ny fonao rehetra,[b] Fa aza miankina amin'ny fahalalanao;
6 Maneke Azy amin'ny alehanao rehetra, Fa Izy handamina ny làlanao,
5 Trust in Lord with all your heart, And don`t lean on your own understanding.
6 In all your ways acknowledge him, And he will direct your paths. Ohabolana 3:5-6
Io foana arahina dia ho tanteraka tokoa ny tenin'Atra amin'ny fiaiananao
106. ikaretsaka
(
12/03/2008 05:57)
Ny tena important dia ilay fahasahiana manontany heo aiza ianao tompoko no mitoetra..de ho hitanareo
(Le ao @ Joany iny)
(Le ao @ Joany iny)
107. ari.malala
(
12/03/2008 08:11)
fa tsy azoko e, ny olona anie ka saina vatana fanahy e! tsitako mintsy izay faotana mijery TV sy mihaino radio, tsisy ifandraisany @ resaka fanahy manohitra ny nofo mints zany ra amiko manokana aloha...
ary ahoana moa no hahasahianao miteny ry niryna fa tsy tia mamaky baiboly aho??? alalana avy aiza??? tsy ianao iany ve no mpitory fa aza mitsara mba tsy ho tsaraina? ary ianao anie tsy maita izay ataoko aty antany lavitra ty sy ny fomba fiainako e! moramora iany!!!!!

108. ari.malala
(
12/03/2008 08:15)
niryna:tsy azo ny tian'ny mpanoratra tenenina o! fa sakan'ny fanahy masina manin ndray moa ny olona?:-D:-D:-D:-Dcontradictoire b nge zany zavatra lazainareo zany ry niryna e! :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Tsy ny olona mitory mihitsy no hisakana anao fa ny fanahy masina raha mino hianao ,ary omeny safidy kosa raha tsy mino Azy ary ataony tsy ho tia sy hankahala ny tenin'Atra.
109. fijo
(
12/03/2008 22:17)
niryna an,tsy manenjika andry aho sanatria,fa mba te hanontany.
ndry ve raha manao fety dia azo hanaovana hira "bodo na poopy na ambondrona sns "ohatra ny fety ,sa dia tsimaintsy hoe hira fiderana an'andriamanitra ihany?????
ndry ve raha manao fety dia azo hanaovana hira "bodo na poopy na ambondrona sns "ohatra ny fety ,sa dia tsimaintsy hoe hira fiderana an'andriamanitra ihany?????
110. ikaretsaka
(
12/03/2008 23:09)
avantano hoe .. inona no tian ahahatongavana fa misambodika be izato izy
112. ikaretsaka
(
12/03/2008 23:41)
le hevitr'i niryna no tiako ho fantatra hoe inona ka..
fanontanian'i ari sy ny fanontanian'i fijo ireo..
ahoana ny heviny momba ireo
fanontanian'i ari sy ny fanontanian'i fijo ireo..
ahoana ny heviny momba ireo
117. fijo
(
13/03/2008 22:52)
hohoho mbola naka hevitra izany ,ka tandremo rehefa miverina eo fa avy dia lavabeeeeeeeee
119. ari.malala
(
14/03/2008 07:08)
teo iany izy fa ts nandalo tato ko http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m47d74a6e21e70#m47d9e3197b24b
120. yonikafopl
(
14/03/2008 16:43)
ari, nandalo izy fa nolalovany fotsiny, i niryna le mandalo tana misy havana hihihihihi:-D:-D:-D