Zarazarao e!

41. niryna ( 08/03/2008 22:22)
fijo:

niryna an,hono hoaho,moa ve asan'ny satana koa ny fampisehoana hirahira sy sonema?????ireny mantsy no mahavarianany mpino matetika.de ny fitadiavam bola koa

rehefa maninona ilay izy no lazainao fa asan'ny satana ary rahoviana no asan'Atra ?

42. niryna ( 08/03/2008 22:24)
ari.malala:

hay va re ts tokony hiasa zany fa manjary manao ny asan'i satana e! sod ts tokony mampiasa internet kou aza fa i bill gates anie to ts mivavaka e, sa diso ah?

izany ve no fandraisan-dry azy :D
ka ny internet izao no fitaovana ainga indrindra nozaraina ny tenin'Atra eto ku

43. niryna ( 08/03/2008 22:26)
ikaretsaka:

vao mainka mampatory
kafe ooooo

ny voa afafy ihany no mampatory na tsy mampatory ary ilay mpamafy ihany koa no mahatonga ilay mandray na matory na tsia hi,hi.


44. niryna ( 08/03/2008 22:30)
pissoa:

:-D:-D:-D:-D:-D

niryna:

'Tsy azontsika sakanana tsy ho any am-piangonana intsony ny Kristiana''Tsy azontsika sakanana tsy hamaky Baiboly ha:mantatra ny fahamarinanaizy ireo''Tsy ho azontsika atao intsony ny hisakana azy tsy hiroso @ firaisana@ Jesosy kristy''Koa raha tanteraka ny firaisany @ Jesosy Kristy dia ho rava ny fahefantsika aminy''Avelao ihany izy hizotra @ fiainana mahazatra azy, fa hangalarintsika kosa ny fotoana eo aminy mba hisakanana azy tsy hanam-piraisanaintsony @ Jesosy Kristy''

45. niryna ( 08/03/2008 22:36)
Veloo:

fa ahoana hoy ilay hafatra,avelany hatory dia ataony tsy mahazo izay lazaina.Ny fiangonana famonjena aina kanefa tsy misy fidiram-bola ny fitoriana ny tenin'Atra na izany aza kamo ny olona tsy tia ho vonjena,fa raha cinema mampatahotra,na maka na mankafy ny filan'ny nofo kosa dia mandoa vola sy hilaharana na ohatrinona na ohatrinona ary tsy matory satria ny filan'ny nofo no mahazo vahana.
Na isika manana hery hiady ny filan'ny nofo dia mahery ny filan'ny fanahy,na isika tsy mila ny filan'ny nofo dia mahery ny filan'ny fanahy dia tsy matory dia mazoto mamaky ny tenin'Atra,dia omeny hery ho tonga zanak'Atra.Safidy io rahavako


safidy marina io rahavako:-*


-------------
izay indrindra :-*
46. niryna ( 08/03/2008 23:09)
ikaretsaka:

dia omeny hery ho tonga zanak'Atra


tsy azoko.. nga moa isika tsy efa zanak'Andriamanitra foana,

Zanak'Atra isika saingy niverin-dalana ny sasany,mino sampy,mino an'i dada rabe sy ny kristal,manao olona ho Atr'izao tontolo izao ka iny no hiankohonany ,hinoany,enjehiny hatraiza hatraiza ,kanefa Atra izay miaraka aminy isan'andro tsy fantany sy tsy ampifantarina an'ireo mpanaraka azy .hi,hi
hatramin'ny namoronana antsika hatrany an-kibo aza.......
.... dia efa fantany hoe ho tia Azy na hanohitra ny Teniny kanefa dia mbola nomeny second chance ihany saingy indrisy fa voagejan'i satana izy ireo ary tsy fantany sady ataon'Atra tsy mahafantatra ,ka ny fampianarany tsy kristiana indray no tadiaviny ampidirana hiaraka amin'ny finoana kristiana . =((=((

ary nga ndray tsy hoe zanany tiany isika matoa nomeny ny zanany lahitokana sy ny bliblibli patata..
ka na mijery an'ika manohitra ny tenin'Atra isan'andro aza ve tsy hitomany sy variana ary malahelo Izy mihaino an'ika miteniteny foana lava eto..... hoe bliblibli patata
:D:D
5 Fa izay araka ny nofo dia mihevitra izay zavatry ny nofo; fa izay araka ny Fanahy kosa mihevitra izay zavatry ny Fanahy.Romana 8



nareo hoa aza mi flip flop fa io ihany no tsy hinoan'ny olona anareo,
ka aza arahina aho fa i kristy izay toriko no araho raha manana an'i Jehovah Atrao hianao,sy mino an'i Kristy fa lalana mankany an-danitra Izy.
avy eo mivonto fo ery

=))=))=((=((
[color=blue[
Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po, fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana,

23 fahalemem-panahy, fahononam-po; tsy misy lalàna manohitra izany.Gat 5[/color]



47. niryna ( 08/03/2008 23:11)
22 Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po, fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana,

23 fahalemem-panahy, fahononam-po; tsy misy lalàna manohitra izany.Gat 5
48. niryna ( 08/03/2008 23:12)
fijo:

ari ,izay mihintsy,mampanahy ahy izao hevitra manomboka feno fandrarana izao an.
:D


49. ikaretsaka ( 08/03/2008 23:43)
fijo:

niryna an,hono hoaho,moa ve asan'ny satana koa ny fampisehoana hirahira sy sonema?????ireny mantsy no mahavarianany mpino matetika.de ny fitadiavam bola koa


eny tokoa hoa?
dia ahoana ireny vanjelika vanjelika manao an'ireny? sa voanjo alika ireny
50. niryna ( 09/03/2008 01:01)
cutie a > T@ kabary fanokafana dia hoy Satana t@ ireo anjely mpiodina :'Tsy azontsika sakanana tsy ho any am-piangonana intsony ny Kristiana''Tsy azontsika sakanana tsy hamaky Baiboly hamantatra ny fahamarinanaizy ireo''Tsy ho azontsika atao intsony ny hisakana azy tsy hiroso @ firaisana@ Jesosy kristy''Koa raha tanteraka ny firaisany @ Jesosy Kristy dia ho rava ny fahefantsika aminy''Avelao ihany izy hizotra @ fiainana mahazatra azy, fa hangalarintsika kosa ny fotoana eo aminy mba hisakanana azy tsy hanam-piraisanaintsony @ Jesosy Kristy''
51. niryna ( 09/03/2008 01:04)
cutie:

lava be

ataony satana daholo izay rehetra hanakanana ny olona tsy hanatona an'ATra intsony,saingy tsy vitany intsony izany ary tsy voasakany ka any amin'ny fiainana andavanandro amin'izay no ataony
- ny tv,ny radio,ny mpivarotra,ny asa,ary dia manadino an'Atra ny olona ka tsy manana fotoana hiderana an'Atra intsony.
Ataon'i satana daholo izay fomba handravany ny tenin'Atra ary maro ny olona ampiasany mandika sy mitsipaka ny tenin'Atra kanefa tsy mahafantatra ireny olona ireny

52. niryna ( 09/03/2008 01:05)
fijo:

efa mahazatra le lava be amin'i niryna ka
:-*


53. niryna ( 09/03/2008 01:07)
fijo:

mampalahelo izy e.

misaotra malahelo ahy fa hianao izao no mampalahelo sy hivavahako andro aman'alina mba handray ny tenin'Atra

54. niryna ( 09/03/2008 01:08)
fijo:

ny azy le variraraka ihany


efa ato am-poko ilay izy ka na dia mikipy aza ny masoko dia fantatro ny tenin'Atra izay nomeny ahy
55. niryna ( 09/03/2008 01:09)
ikaretsaka:

fa manakory tokoa izy io raha tsy atao lava be tahak'io e? tonga de avantano hoa
tsotra sy mazava

:-D:-D=((=((

56. ikaretsaka ( 09/03/2008 01:10)
matio 6:7
57. niryna ( 09/03/2008 01:31)
ika
niryna:

1-Hazony izy ireo (ny Kristiana) ho variana @ zavatra tsy dia misy dikany loatra eo @ fiainany ka mamorona zavatra hampifantoka ny saina aman'eritreriny;
8O
niryna:

12-Rehefa manao fihaonana handinika zavatra ara-panahy izy dia lanio fotoana @ resabe mba hikorontan-tsaina ka tsy hahavita na inona nainona
:roll:
niryna:
13-Ny fikasana rehetra ao aminy dia ampidiro olana sy zavatra hafa tsy hahatanteraka ny fitokisany @ Andriamanitra. Avelao izy hatoky tena hikarokaroka vahaolana samirery ka hanao sorona ny fahasalamany sy ny fianakaviany @ tanjona tiany ho tratrarina.
:roll::?::?:

'Ho hitanareo fa tsy maintsy ary tsy maintsy mahomby izany tetika izany....'Dia lasa tokoa ireo anjely mpiodina hamita faingana ny iraka (mission)nifanarahany mba hisintonana ny Kristiana, hanan-draharaha (occupé)lalan-dava, mandeha tsy an-kijanona, maika sy dodona lava hatrany @fotoana rehetra sy ny toerana rehetra hatrany am-piangonana aza, ka tsy manam-potoana intsony hivavahana sy hiresahana @ Andriamanitra,handinihina Soratra Masina, handinihin-tena.
:wink:

58. ikaretsaka ( 09/03/2008 02:20)
12-Rehefa manao fihaonana handinika zavatra ara-panahy izy dia lanio fotoana @ resabe mba hikorontan-tsaina ka tsy hahavita na inona nainona

mandiniha tena dia iza no manao an'io ato:-D
59. yonikafopl ( 09/03/2008 10:00)
ika hihihih za njay meme fona ka, tena hita manko fa ato le izy no ampihariny, resabe

niryna
35. Mpandefa : niryna [ Valio ] 08-03-2008 02:03:10
Lohateny : Re : Zarazarao e!
Hoy i yonikafopl:

ika hihihihih


Voalaza teo :
dia omeny hery ho tonga zanak'Atra


Za efa miteny fona fa za efa zanaki dada, mahazo hery fona


27 fa fiandrasana mahatahotra amin'ny fitsarana ary ny fahatezerana mirehitra izay handany ny fahavalo rehetra kosa.

28 Izay manohitra ny lalan'i Mosesy dia maty amin'ny tenin'ny vavolombelona roa na telo ka tsy asiana famindrampo;Heb 10:27-28


Inona ny ifandraisan'ny maha zanak'i dada ahy amin'ireo lazainao ireo???
mampalahelo ahy ianao rahavavy:oops:
60. fahamarinana ( 09/03/2008 10:32)
:arrow: Yonika :ka ohatran'ny tsy mitovy mihintsy ny fandraisan'niryna ilay dada resahana eto anie,ao fa zanaky dada ndry e,isika rehetra tsy mbola tonga lafatra daholo fa miezaka tsikelikely eny.sa ahoana ?:-*(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0083