Zarazarao e!

21. cutie ( 07/03/2008 21:09)
:-D
22. fijo ( 07/03/2008 21:16)
mampalahelo izy e.
23. cutie ( 07/03/2008 21:18)
mampime ka:-D
24. fijo ( 07/03/2008 21:19)
tsssss mapmpalelo ko
25. cutie ( 07/03/2008 21:21)
mampime wa:-D
26. fijo ( 07/03/2008 21:25)
za izao mila hitomany ko
27. cutie ( 07/03/2008 21:26)
hihihihihihihi
efa nolazaiko izy we fintino e:-D
28. fijo ( 07/03/2008 21:33)
ka izy tsy mahay mamintina
29. cutie ( 07/03/2008 21:43)
:-D
30. fijo ( 07/03/2008 21:46)
ny azy le variraraka ihany
31. cutie ( 07/03/2008 22:03)
ka afafy ny in moa:-D:-D:-D:-D:-D
32. ikaretsaka ( 07/03/2008 23:30)
fa manakory tokoa izy io raha tsy atao lava be tahak'io e? tonga de avantano hoa
tsotra sy mazava
33. niryna ( 08/03/2008 00:54)
ikaretsaka:

vao mainka mampatory
kafe ooooo

:D
5 Fa izay araka ny nofo dia mihevitra izay zavatry ny nofo; fa izay araka ny Fanahy kosa mihevitra izay zavatry ny Fanahy.Romana 8


34. niryna ( 08/03/2008 00:58)
pissoa:

:-D:-D:-D:-D:-D
:D

22 Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po, fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana,

23 fahalemem-panahy, fahononam-po; tsy misy lalàna manohitra izany.Gat 5


5 Fa izay araka ny nofo dia mihevitra izay zavatry ny nofo; fa izay araka ny Fanahy kosa mihevitra izay zavatry ny Fanahy.Romana 8



35. niryna ( 08/03/2008 00:59)
ikaretsaka:

naninona izao tsy natao tsotra hoe "ho'zy i satana hoe asaivo manao bornE izy:"
=))=))

Fa ny fihevitry ny nofo dia fahafatesana; fa ny fihevitry ny Fanahy kosa fiainana, (sy fiadanana)
Romana 8
36. niryna ( 08/03/2008 01:03)
yonikafopl:

ika hihihihih

dia omeny hery ho tonga zanak'Atra


Za efa miteny fona fa za efa zanaki dada, mahazo hery fona
:wink:
27 fa fiandrasana mahatahotra amin'ny fitsarana ary ny fahatezerana mirehitra izay handany ny fahavalo rehetra kosa.

28 Izay manohitra ny lalan'i Mosesy dia maty amin'ny tenin'ny vavolombelona roa na telo ka tsy asiana famindrampo;Heb 10:27-28


37. Rasiligaoma ( 08/03/2008 04:01)
R0manina 5:8, Jaoan 3:16

Tsy niteny mihitsy Andriamanitra ao hoe:"as soon as you clean up your act, I'll love you; " nor does He say, "I'll sacrifice my Son if you promise to love Me."

-> zanak'Atra foana isika
38. rakaroka ( 08/03/2008 09:02)
zarazaran'i niryna ny valinteny ho an'ny tsi1/1 ara-tsoritany masina8O:-D:-D:-D
39. niryna ( 08/03/2008 22:20)
yonikafopl:

ika hihihihih
:cry::cry: tsy mampihomehy fa :oops:
dia omeny hery ho tonga zanak'Atra


Za efa miteny fona fa za efa zanaki dada, mahazo hery fona
[/quote]ka ny dadantsika anie tsy afaka mamonjy antsika any amin'ny afobe e.Na mpanankarena be aza ohatra,tsy misy vola aloha sady tsy voavidin'ny volan'i dada ilay famonjena omeny Ray any an-danitra


40. niryna ( 08/03/2008 22:21)
rabilabila:

Tsy misy mofogasy ve ampiarahana amin'ilay kafe ooo!!:-D:-D:-D

ny ronono no misy ary ronono no omena ireo vao mianatra ny tenin'Atra :D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0083