Zarazarao e!

81. fahamarinana ( 10/03/2008 09:58)
:arrow: Lasa alohako ndray yonika an:wink:,voavaly zany ny fanontanian'ny niryna ,merci:lol:(l)
82. yonikafopl ( 10/03/2008 10:08)
fahamarinana, za aky ny pre a, saika hisongona ana nga njy???:wink::-*
83. fahamarinana ( 10/03/2008 10:20)
:arrow: mbola naka bahana ve aky za dia tonga dia naka avance ndry nefa tsy pret partez akory,:-D:-*(l)
84. yonikafopl ( 10/03/2008 10:42)
euh..euh.. aleo ary zarazaraina e, de njy njay atao volou :wink:
85. moi ( 10/03/2008 10:59)
Lava be e ... mampatory e ... kamo be e ....
Toa efa hita sahady fa nahavita ny hafatra ny Devoly iraka !

Ny famintinana avy amiko dia hoe :
Diniho tsara izay mahavariana na mahasahirana anao ka mampandefitra foana izay zavatra momba ny fiainam-panahinao !
86. niryna ( 10/03/2008 11:33)
Rasiligaoma:

nomen'andriamanitra fahasoavana... peuh..
samy nahazo fahasoavana daholo ny tsirairay !
=D^:^ aza variana aza fa zarao ny namana aman-tsakaiza ny anjara-boirikanao izay nomen'Atra maimai-poana,ary tsara kokoa ny mamaky na mandray izay tsara fa safidy io noho izay mi-blaspheme fa hanenina hianao.

[quote]nanao an'izany daholo ny sekta voanjo alika..
:-@:-@ avy aiza io miteny ny olona ho voanjo alika io?:roll::oops::cry:
io leroa fa mivoaka tsikelikely ilay fandrika sy arato.
Rebirebeo hoy satana ny olona mba hamily lalana ny kristiana ka raha misy manana sujet miresaka an'Atra dia ataovy mafy ny fony ary tohero ny teniny....ka dia ataovy hoe voanjo alika na teny hafahafa ilazana azy ireny.


Ndry ry rasily e,mampitoma ity hianao....mampitomany ny dikan'io raha tsy fantatrao.:cry::cry::-*(l)(l)
Miampy iray indray ny olona hivavahana fa be fahoriana sy hetraketraka ity tany ity.
ny vokatry ny fanahy dia fitiavana,fahamarinana ...Gal 5:22-23
Moramora rasily fa sao dia hanenenao ny fankahalanao an'Atra.Io dia endrika iray ahafaly an'i satana tokoa.Tafiditra ny baolina ry rasily

Mody hoe nisehoan'i jesosy , oy e... avy eo ho any ambondrombe koa izany i niryna hitolona amin'i Belle the bota?
aoka re!
hi,hi.Ny olon'izao tontolo izao dia tsy ahazo ary tsy andray ny tenin'Atra na oviana na oviana raha tsy ao aminy ny fanahy masina.Miambena fasao tafiditra ny baolin'i satana,hianao mahalala ny fahamarinana kanefa dia i satana no mahazo loza eto,ooooopppppppssss sorry satana fa izy no efa mi-rebell an'Atra foana ...:cry::arrow:izao no endriky ny atao hoe "Rebellion" na ireo olona izay manao ny fara-heriny hanoherina ny tenin'Atra.Tsy izaho anie no enjehinao e. Izy no mahalala ny fo maloto ao anatintsika.
Tompo o ovay ny fony mba ho mora hanarina .....
Tompo o ovay ny foko mba ahafantatra ny marina...


Tompo o ,maro ireo olona mangetaheta ny teninao,Enga anie izahay tsirairay avy mba andray izay safidy nomenao anay avy ka ny hisafidy ny lalana mankany aminao no tianay sy sitrakay ary hitondra fifaliana sy fiadanana ary hasambarana eo amin'ny fiainanay.
Ireo rehetra mbola tsy nandray Anao ho Tompo sy Mpanjaka kosa ry Tompo ,dia omeo fo madio,fo handalina ary fo ahay hihaino ny bitsika mangina ao anatiny ny fitiavany anao sy anay tsirairay avy.Mpanota izahay kanefa dia nametraka ny fiainanay taminao ary mbola mifona hatrany raha nisy heloka vitanay ka tsy nangatahanay famelan-keloka taminao
Misaotra Ray raha mbola nomenao tombon'andro izahay hihaino sy andalina ny teninao.Avy amin'ilay Zanakao Malalanao no anaovanay izany vavaka izany .Amena


87. niryna ( 10/03/2008 11:38)
yonikafopl:

lazao ahy izany dada,dada lazainao izany fa tsy mi-compy aho ary dia vonona aho ny hihaino anao


Andriamanitra no dadanay ry Niryna,tokony ho takatrao izany raha toa ka zanany koa ianao, saingy indrisy...........:(

Izahay zanany, tsy mila andranona sy ranona hanelanelana anay./.

ie, hitovizana io,soa ihany fa nisy an'yoni nampahatsiahy anay fa tsy mila mpanelanelana tokoa isika raha hitady an'ilay Ray any an-danitra.Na mpanota na tsy mpino Azy dia zanany avokoa ary handova ny fanjakany raha manao an'i kristy ho Mpanelanelana. misaotra e.


88. niryna ( 10/03/2008 11:42)
fahamarinana:

:arrow: Lasa alohako ndray yonika an:wink:,voavaly zany ny fanontanian'ny niryna ,merci:lol:(l)

misaotra aky a,ie, hitovizana io aza miala amin'i kristy izay mpanelanelana antsika amin'Atra


:-*
89. niryna ( 10/03/2008 11:44)
moi:

Lava be e ... mampatory e ... kamo be e ....
Toa efa hita sahady fa nahavita ny hafatra ny Devoly iraka !
=D=D izay no tadiaviny e.Loza ity ,ary ilay andeha hiangona,mafana ery ny fandriana toa tsy te hiala ao.Manisa iray roa telo dia lasa mifoha aingana =))


Ny famintinana avy amiko dia hoe :
Diniho tsara izay mahavariana na mahasahirana anao ka mampandefitra foana izay zavatra momba ny fiainam-panahinao !
marina tanteraka izany ,misaotra moi nizara :-*


90. ari.malala ( 10/03/2008 13:14)
fa mbola miverina indrya nge le hoe asa ao ambonimbony ao, fa tsy tokony hiasa v zany hoa!d fanontaniana iray koa, oviana ary taiza no nisy an'io resaka io? nanatrika nga i niryna?:)
91. ikaretsaka ( 10/03/2008 13:39)
ari.malala:

fa mbola miverina indrya nge le hoe asa ao ambonimbony ao, fa tsy tokony hiasa v zany hoa!d fanontaniana iray koa, oviana ary taiza no nisy an'io resaka io? nanatrika nga i niryna?:)


ahako mao de zendana... miandry an'i niryna iznay hamaly e
92. yonikafopl ( 10/03/2008 14:46)
ari, aza miasa akia fa ndana ento ny baiboly de manaova teny lava beeeuuhhh ,de mitabataba eny andalambe, de ze hita rehetra sakanana kely doly de ..............fa voky wazy eny njy aaaa, velombelompoana amzay
93. niryna ( 11/03/2008 02:52)
ari.malala:

fa mbola miverina indrya nge le hoe asa ao ambonimbony ao, fa tsy tokony hiasa v zany hoa!d fanontaniana iray koa, oviana ary taiza no nisy an'io resaka io? nanatrika nga i niryna?:)
ari-malala a,tsy nisy niteny hoe aza miasa,omeo an'i kristy avokoa ny olana misy amin'ny fianandry fa ho mora sy ho maivana izany :D


94. ari.malala ( 11/03/2008 11:45)
niryna, jereo kely ny voalazanao ao ambony indrindra le n°3 de vakio ity:
50. Mpandefa : niryna [ Valio ] 09-03-2008 02:04:54
Lohateny : Re : Zarazarao e!
Hoy i cutie:

lava be


ataony satana daholo izay rehetra hanakanana ny olona tsy hanatona an'ATra intsony,saingy tsy vitany intsony izany ary tsy voasakany ka any amin'ny fiainana andavanandro amin'izay no ataony
- ny tv,ny radio,ny mpivarotra,ny asa,ary dia manadino an'Atra ny olona ka tsy manana fotoana hiderana an'Atra intsony.
Ataon'i satana daholo izay fomba handravany ny tenin'Atra ary maro ny olona ampiasany mandika sy mitsipaka ny tenin'Atra kanefa tsy mahafantatra ireny olona ireny


fa iza no miteny @ niryna fa refa miasa d manadino an'Andriamanitra? d misy fanontaniana mipetraka tsy nahazoako valiny iany koa ao hoe
zahako ao ambony ao hoe:
d fanontaniana iray koa, oviana ary taiza no nisy an'io resaka io? nanatrika nga i niryna?:)
95. ikaretsaka ( 11/03/2008 15:44)
dia ahoana ny Tv sy ny radio mandefa hira hiderana an'A/tra ireny. ireny librairie kristianian ireny ???

Finding God in all Things indray andramana ry niryna au liey de satanatana anao io an.. kozy e...
96. niryna ( 12/03/2008 03:53)
yonikafopl:

ari, aza miasa akia fa ndana ento ny baiboly de manaova teny lava beeeuuhhh ,de mitabataba eny andalambe, de ze hita rehetra sakanana kely doly de ..............fa voky wazy eny njy aaaa, velombelompoana amzay

:D raha voaantso hianao dia efa manao asan'Atra ka aza matahotra fa izy no mitantana ny dianao,raha ao aminao ny fanahy masina dia tsy hitabataba araka ny eritreritrao velively izany .Hay moa tsy tia mamaky baiboly koa izany hianao k'ty hitako eto :cry:
Tsy ny olona mitory mihitsy no hisakana anao fa ny fanahy masina raha mino hianao ,ary omeny safidy kosa raha tsy mino Azy ary ataony tsy ho tia sy hankahala ny tenin'Atra.

10-Aza avela handinika ny hatsaran'ny zava-boaharin' Andriamanitramihitsy izy fa hazony @ fandaniana andro @ fijerena sarimihetsika syfampisehoana arahina mozika feno kotaba ary fanatanjahatena mba horaiki-tampisaka ao an-tsainy sy tsy afaka am-bavany mandritra ny androizany ka hanadinoany an'Andriamanitra.
11-Hazony ho be raharaha hatrany hatrany izy ireo mba hitaraina lavaho tsy manam-potoana, tsy handinihina Soratra Masina intsony.
12-Rehefa manao fihaonana handinika zavatra ara-panahy izy dia lanio fotoana @ resabe mba hikorontan-tsaina ka tsy hahavita na inona nainona.


97. ikaretsaka ( 12/03/2008 04:15)
Niryna> tsy mety izany ka .. raha mbola olombelona ihany dia mila miasa

Efa voaozona isika hoe "ny hatsembohan'ny tavanao no hihinananao" (Jenezy 3:19 ngamba izy izay)
"Tu gagneras ton pain à la sueur de ton front". Autrement dit, si tu veux vivre, tu travailleras.

na ny misionera aza miasa (jereo ny ao @ pedro sy ireny mampianatra sekoly sns... ireny ) , na ny moines aza miasa fa tsy mamaky baiboly fotsiny (masera manjaitra, moines mamboly voaloboka,)

fa tsy vitan' ny ao am-piangonana sy eny ananona eny fotsiny izy ireny.. nefa ireny efa nanokantena
98. ikaretsaka ( 12/03/2008 04:16)
tia mamaky baiboly aby ireo olona ireo amiko ry niryna .. fa samy manan ny fomba famakiany azy.. izay tsy mitovy amin'ny anao..:wink:
99. niryna ( 12/03/2008 04:23)
ari.malala:

niryna, jereo kely ny voalazanao ao ambony indrindra le n°3 de vakio ity:
50. Mpandefa : niryna [ Valio ] 09-03-2008 02:04:54
Lohateny : Re : Zarazarao e!
Hoy i cutie:

lava be
[/
:D
moi:

Lava be e ... mampatory e ... kamo be e u]
Toa efa hita sahady fa nahavita ny hafatra ny Devoly iraka ![/u]
....[hi,hi

Ny famintinana avy amiko dia hoe :
Diniho tsara izay mahavariana na mahasahirana anao ka mampandefitra foana izay zavatra momba ny fiainam-panahinao !
=D=D^:^

Ataon'i satana daholo izay fomba handravany ny tenin'Atra ary maro ny olona ampiasany mandika sy mitsipaka ny tenin'Atra kanefa tsy mahafantatra ireny olona ireny


fa iza no miteny @ niryna fa refa miasa d manadino an'Andriamanitra? d misy fanontaniana mipetraka tsy nahazoako valiny iany koa ao hoe
:D
niryna:

Na isika manana hery hiady ny filan'ny nofo dia mahery ny filan'ny fanahy,na isika tsy mila ny filan'ny nofo dia mahery ny filan'ny fanahy dia tsy matory dia mazoto mamaky ny tenin'Atra,dia omeny hery ho tonga zanak'Atra.Safidy io rahavako

veloo:


safidy marina io rahavako
=D
ari-malala
inona no mahagaga anao an'izany? tohizo ary ny fiasana ary ny fiderana an'Atra raha izany,raha tsy hianao no manao an'izany dia aza miahiahy,hafafy fotsiny ny tenin'Atra ary fampatsiahivana io"friendly warning" ka afaka mino na tsy hino hianao ka,raiso hatrany ny tenin'Atra araka izay mifanaraka ny eritreritrao.
zahako ao ambony ao hoe:
d fanontaniana iray koa, oviana ary taiza no nisy an'io resaka io? nanatrika nga i niryna?:)


-------------------------------------------
:D:D Fa mino ny fisian'ny satana ve aloha hianao sa tsia? Mino fa manana miaramila maro izy mamingany ny olona izay mihevaheva sy tsy mino ny tenin'Atra?
niryna:

Nanao fivoriambe niantsoana ny miaramilany sy ny anjeliny rehetra satana.Ny fifanarahana nataon'izy ireo dia trangan-javatra nisy marina tokoa ka meteza hamaky sy handinika tsara ary aoka tsy hovoafandrika.....
..:wink:zava-misy amin'ny fiainana io ry ari-malala ary tsy azontsika hodiana tsy hita. Tsy voatery hino hianao ka

3-Reseo lahatra mba hiasa mafy ny olona, tsy hanam-potoana intsony, ka samy hikarataka ny mpivady hanatrarany ny nofinofiny @ rendrarendra ety ivelany.
zava-misy io ka aza hodiana tsy hita,raha tsy mandalo amin'izany isika dia misaora an'Atra.Misy olona tsy manana fanantenana ,tsy manambady ,tsy manana fifaliana,miasa,miasa foana no ataony ary mitranga io aty aminay.Ny tena zava-doza dia tsy maka retraite mihitsy ireny olona ireny fa miasa,miasa foana na dia reraka aza ny vatany,izay no eritreretiny ho mahafaly azy,ary firifiry ny experience misy aty fa tamin'ny herintaona izao efa ho firy ireo mpiara-miasa vao miala tsy miasa intsony dia maty(iray volana ka hatramin'ny herintaona).Tsy afaka ny hanazava mihoatra aho fa zava-misy io ry ari-malala a .Tandremo indray sao avadikoa ho izay mijanona tsy miasa indray izany dia maty daholo hi,hi
100. ikaretsaka ( 12/03/2008 04:26)
raha mino na tsy mino ny fisian'i satana akory tsy izany akory dia midika fa hanaovana tantara valamaty sy fictif sy fampitahorana be ry niryna an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084