Zarazarao e!

61. yonikafopl ( 09/03/2008 10:39)
fahamarinana :wink:
ka zay le lazaiko we ny azy abosesiny fa tsy misaina ny hanakatra ny tian'ny hafa lazaina izy kouuu.:oops:
62. fahamarinana ( 09/03/2008 10:44)
:arrow: Tsiky fotsiny dia ampy hono e,mba hitsikio kely aho yonika an:-*(l)
63. ikaretsaka ( 09/03/2008 12:37)
yonikafopl:

ka zay le lazaiko we ny azy abosesiny fa tsy misaina ny hanakatra ny tian'ny hafa lazaina izy kouuu.:oops:


Inona tokao ny filaza an'io kay??? aretina koa ve io sa akory?


64. yonikafopl ( 09/03/2008 12:48)
à la demande de fahamarinana :):):):):):):):):)

65. fahamarinana ( 09/03/2008 12:55)
yonikafopl:

à la demande de fahamarinana :):):):):):):):):)



:arrow:Merci akia^:^(l)
66. yonikafopl ( 09/03/2008 13:15)
:-*:wink:
67. niryna ( 10/03/2008 05:21)
ikaretsaka:

12-Rehefa manao fihaonana handinika zavatra ara-panahy izy dia lanio fotoana @ resabe mba hikorontan-tsaina ka tsy hahavita na inona nainona

mandiniha tena dia iza no manao an'io ato:-D


hoy satana hoe rehefa misy mitoriteny dia ravao amin'ny teny hafa dia voasintona daholo ireo olona tokony ho voavonjy.Iza no manao an'izany? :D:D
68. niryna ( 10/03/2008 05:24)
Rasiligaoma:

R0manina 5:8, Jaoan 3:16

Tsy niteny mihitsy Andriamanitra ao hoe:"as soon as you clean up your act, I'll love you; " nor does He say, "I'll sacrifice my Son if you promise to love Me."

-> zanak'Atra foana isika

marina tokoa izany,zanany foana isika ary dia miandry antsika izay ondry mania mba hiverina aminy,tsy fantatra izay ho avy ka aleo mibebaka aminy .Ataon'ny satana fitaovana izay zavatra mahavariana antsika, sy mahatonga antsika handa ny teniny isan'andro ary dia mitomany ny tompo :cry:

69. Rasiligaoma ( 10/03/2008 05:26)
mety faholo na ny tompon'ondry no mandeha mitady ny very na ny ondry no miverina ka.
zanak'i dada foana izany!
70. niryna ( 10/03/2008 05:31)
rakaroka:

zarazaran'i niryna ny valinteny ho an'ny tsi1/1 ara-tsoritany masina8O:-D:-D:-D
:D
dia resahintsika koa ny tetik'i satana eto fa tena mandaitra mihitsy.
Hoy satana !!!
'Tsy azontsika sakanana tsy ho any am-piangonana intsony ny Kristiana''Tsy azontsika sakanana tsy hamaky Baiboly hamantatra ny fahamarinanaizy ireo''Tsy ho azontsika atao intsony ny hisakana azy tsy hiroso @ firaisana@ Jesosy kristy''Koa raha tanteraka ny firaisany @ Jesosy Kristy dia ho rava ny fahefantsika aminy''Avelao ihany izy hizotra @ fiainana mahazatra azy, fa hangalarintsika kosa ny fotoana eo aminy mba hisakanana azy tsy hanam-piraisana intsony @ Jesosy Kristy''

:evil::evil:

hoy indray satana

Izany no ataovy sy tanteraho ry anjely mpiodina, ataovy izay hahatonga ny kristiana ho variana sy sondriana, ary sakano tsy hiantsampy @ Mpamonjiny mba hampandamoka ny firaisany Aminy eo @fiainany andavan'andro'
:twisted:
71. niryna ( 10/03/2008 05:35)
ikaretsaka:

eny tokoa hoa?
dia ahoana ireny vanjelika vanjelika manao an'ireny? sa voanjo alika ireny

inona koa izany vanjelika,vanjelika izany :oops::oops:
72. niryna ( 10/03/2008 05:38)
fahamarinana:

Yonika :ka ohatran'ny tsy mitovy mihintsy ny fandraisan'niryna ilay dada resahana eto anie,ao fa zanaky dada ndry e,isika rehetra tsy mbola tonga lafatra daholo fa miezaka tsikelikely eny.sa ahoana ?

inona hono ny zanak'i dada tiany ho tenenina eto ry fahamarinana ? :D
73. Rasiligaoma ( 10/03/2008 05:40)
fiangonana voanjo alika mitsimpona andalana baibidevoly:-D:-D:-D
aoka le:-D:-D:-D
mba sangisangy ny ahy
74. niryna ( 10/03/2008 05:41)
[quotye=yonikafopl ]
fahamarinana
ka zay le lazaiko we ny azy abosesiny fa tsy misaina ny hanakatra ny tian'ny hafa lazaina izy kouuu. [/quote]:D
hay ve e,lazao ihany koa fa tsy mamaly indray hoe satria izay foana no fialan'ireo olona manohitra ny tenin'Atra vokona hi,hi iiiii. :oops:
lazao ahy izany dada,dada lazainao izany fa tsy mi-compy aho ary dia vonona aho ny hihaino anao :-*
75. niryna ( 10/03/2008 05:48)
fahamarinana:

Tsiky fotsiny dia ampy hono e,mba hitsikio kely aho yonika an

hitako,io koa no endrika iray ahalalana fa zanak'Atra ,mitraka foana ary mitsika foana satria na mafy aza ny onjam-piainana dia tsy misy azo atao raha tsy manankina ny fiainana amin'Atra ary izay no tsy tian'i satana.
niryna:
11-Hazony ho be raharaha hatrany hatrany izy ireo mba hitaraina lava ho tsy manam-potoana, tsy handinihina Soratra Masina intsony.
12-Rehefa manao fihaonana handinika zavatra ara-panahy izy dia lanio fotoana @ resabe mba hikorontan-tsaina ka tsy hahavita na inona nainona.
13-Ny fikasana rehetra ao aminy dia ampidiro olana sy zavatra hafa tsy hahatanteraka ny fitokisany @ Andriamanitra.

ka rehefa mitranga ireo dia kivy ka tsy manana fifaliantsaina sy fitsikina amin'ny fiainana :D
76. Rasiligaoma ( 10/03/2008 05:50)
tsy izay tenin'Atra araka izay fi interpreterao azy ihany no Tenin'andriamanitra marina sy mahitsy..
8) ianao ary kay izany tsy nanao katesizy tsy nanao theologie , tsy nanao seksalahady ko
tsy mahagaga raha sarotra iadian-kevitra fa tsy ampy fahalalana fa izay mba hainao sy netinety taminao irery tao ihany no asesikao amin'ny andalana lava be!
fa ny sisa tsy hainao sy somary nanindrona anao dia odianao fanina ..
77. Rasiligaoma ( 10/03/2008 05:52)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/non-fache.gif[/IMG]
tsy azo atao izany madama
78. niryna ( 10/03/2008 05:54)
Rasiligaoma:

tsy izay tenin'Atra araka izay fi interpreterao azy ihany no Tenin'andriamanitra marina sy mahitsy..
8) ianao ary kay izany tsy nanao katesizy tsy nanao theologie , tsy nanao seksalahady ko
tsy mahagaga raha sarotra iadian-kevitra fa tsy ampy fahalalana fa izay mba hainao sy netinety taminao irery tao ihany no asesikao amin'ny andalana lava be!
fa ny sisa tsy hainao sy somary nanindrona anao dia odianao fanina ..


misaotra anao,samy manana ny antsony ny olona ary izay dia tsy afaka hiady hevitra anao aho,samy nomen'Atra fahasoavana avokoa ary tsy mitovy ny fotoana hiantsoan'Atra antsika.hi,hi.
Izay indrindra no antony hilazako anao fa na dia tsy mba nianatra sekoly alahady aza aho rehefa nanomboka nomen'Atra ny fahasoavana ka nino azy dia nomeny ny fanahy masina ary dia nomeny hery ahalala ny teniny sy izara ho an'ireo izay mino Azy.


79. Rasiligaoma ( 10/03/2008 05:59)
nomen'andriamanitra fahasoavana... peuh..
samy nahazo fahasoavana daholo ny tsirairay !


manao an'izany daholo ny sekta voanjo alika..
Mody hoe nisehoan'i jesosy , oy e... avy eo ho any ambondrombe koa izany i niryna hitolona amin'i Belle the bota?
aoka re!
80. yonikafopl ( 10/03/2008 09:37)
lazao ahy izany dada,dada lazainao izany fa tsy mi-compy aho ary dia vonona aho ny hihaino anao


Andriamanitra no dadanay ry Niryna,tokony ho takatrao izany raha toa ka zanany koa ianao, saingy indrisy...........:(

Izahay zanany, tsy mila andranona sy ranona hanelanelana anay./.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0119