Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
melody
(
03/03/2008 16:44)
'bless you' na 'velona'
http://www.youtube.com/watch?v=FzRH3iTQPrk...
tohiny
novalian'i booboo ny 19/03/2008 22:32
amo
(
03/03/2008 15:50)
Artista
Mitady vaovao na k7 momba ny Groupe NY tany Mahajanga année 2001...
tohiny
eisy
(
03/03/2008 14:00)
NY Bôlina KITRA GASY
Ny hevitro no ho lazaiko ka asa raha ho tohizanareo
Tato ato dia toa izao ny fandehan'ny baolina kitra gasy
1-isaky ny mba manao fifaninana iraisam-pirenena any ivelany dia mitondra faharesena fô...
tohiny
novalian'i eisy ny 05/03/2008 07:52
xxx
(
03/03/2008 13:41)
Yanick Noa
Tena manaja vazaha marina ny Malagasy, fa io no anomanana fitsena goavana, sy famerenan-kira isan'andro
...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 05/04/2008 21:15
lagoon
(
03/03/2008 13:33)
Mifohaza @ izay
"La Bible nous révèle qu'à la fin des temps, Satan va prendre une forme humaine et va, par toute une série de miracles et autres prodiges mensongers, tromper les hommes pour capter leur adoration,...
tohiny
novalian'i niryna ny 14/03/2008 03:23
BadGirl
(
03/03/2008 13:19)
Ao moa e
Raha mba efa misy manana ny tonon'io hiran'i Tahiry (Ndondolahy&Tahiry) io. Misaotra. Ao mou e! Omeo mou e!(l)...
tohiny
ronaldo09
(
03/03/2008 12:38)
rajoelina ! aiza ialahy ????
Nihinana ny anganony ny Barca fa resin'i Athletico ary i Real nandresy an'i Huelva recreativo ka hoy aho hoe : Aiza i rajoelina ,mivoaha raha mafy !!!Madrid leity mbola madrid ary tsy ho tratran'ny ...
tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 07/03/2008 10:18
ronaldo09
(
03/03/2008 12:24)
rajoelina ! aiza ialahy ????
Nihinana ny anganony ny Barca fa resin'i Athletico ary i Real nandresy an'i Huelva recreativo ka hoy aho hoe : Aiza i rajoelina ,mivoaha raha mafy !!!Madrid leity mbola madrid ary tsy ho tratran'ny ...
tohiny
hery
(
03/03/2008 11:42)
VCD Majeur 7 amidin'ny Radiovazogasy.com
Ie, raha sendra liana dia http://radiovazogasy.com/?rub=pages/page&page_id=p47a382c4611e6 fa amidin'ny Radiovazogasy.com 8 euro ny VCD faran'ny tarika Majeur 7. Tafiditra ao anatin'io ny saram-pandefa...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 03/03/2008 13:26
xxx
(
03/03/2008 11:40)
tsy ny tsara ihany no azo avy amin'Atra fa ny ratsy koa
aiza ho aiza ao aminy baiboly kay no misy anio teny io zé malala?dia misotra d ni mialo raha afaka manazava vao may tsara...
tohiny
novalian'i niryna ny 14/03/2008 03:06
mansoor
(
03/03/2008 11:19)
momba ny gasy mangataka visa
:xmanoa aona daolo! aôna ny hevitrareo momba ireo olona mangataka visa ao dago tsy mahazo ,nefa lany vola be tahaka ny in ery ,avy eo asainy mamerina fangatahana vaovao ndray de asainy mandoa vola ia...
tohiny
novalian'i mandresyfoana ny 10/10/2008 05:31
tianjhi
(
03/03/2008 10:22)
slt!
mba hangataka ty hira ty"because you loved me:celine dion"...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 03/03/2008 12:25
mabloo
(
03/03/2008 09:50)
Mahamasina
mampalahelo be ny zava-nitranga tao mahamasina omaly araka ny vaovao azo omaly !!fa ahona ny tena marina momba ilay resaka e! fa nanin no mbola nampidirina ny olona nefa efa fantatra fa tsy ho raikit...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 05/03/2008 05:48
ravatorano
(
03/03/2008 09:43)
SERA : mandria ampiadanana ianao !
Amin'ny alahelo lehibe ary tao anatin'ny fahatairana tokoa no ampandrenesanay mpitantanana sy mpikamabana rehetra ato amin'ny namana serasera dago fa nodimandry omaly i sera (ps ihany io):cry::cry::cr...
tohiny
novalian'i comptezo ny 13/03/2008 17:44
eliediego
(
03/03/2008 09:42)
SOS Tononkira "Ampelasoa" Ny Ainga
Salut daholé! Tsy de manana ho resahina loatra aho fa mba mangataka lay tononkira "Ampelasoa" an'Ny Ainga, tena tiako be lay hira kanjo tsy de haiko zay lazainy. Zay ihany éeh! Ka Bye bye....
tohiny
novalian'i iaboba ny 03/03/2008 13:38
Fiffi
(
03/03/2008 08:11)
Simba ny toe-tsaina.
Io ary ilay efa nahiana. Miparitaka ny horonan-tsary vahiny, mahay maka lesona ny gasy. Arivo ariary dia efa mahazo horonan-tsary vahiny, ary samy misafidy izay heveriny fa mahamety azy ny tsirairay...
tohiny
novalian'i epsedo ny 30/09/2008 18:49
tsiafoi1
(
03/03/2008 07:06)
Plaisir d'offrir
Rehefa mandray cadeaux de misy an'ireny etiquette dorée misy soratra we : "[b]Plaisir d'offrir[/b]" ireny. De lasa ny eritreritra we zany tokoa ve...
Kay [u]tena ahatsapana fahafinaretana sy faha...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 05/03/2008 07:47
xxx
(
03/03/2008 07:02)
gripa sy hemorroïde
Tena tapaka ny hevitro ry namana isany fa aretina tsy afa-miaraka mihitsy ny gripa (sery mampievina) sy ny hemorroïde. Aza mba voany e!...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 08/03/2008 14:23
malasco
(
02/03/2008 23:21)
Lola Ndao Namako
Zava-doza mananontanona
Ny aretina avy amin’ny firaisana
Indrindra raha tsy voaaro
Tsaboy haingana
Raha vao misy ahiahiana
Ny vatanao, aza variana
Tsarovy fa dokotera ihany
No hany tokana mit...
tohiny
rakapy
(
02/03/2008 22:15)
Zanaka lahitokan' A/tra marina ve i Jesosy?
Mba manotany aho hoe inona no porofo fa tena zanak'Atra marina i Jesosy? valiny akaotran'ny baiboly no tadiavaiko. ...
tohiny
novalian'i prime ny 17/03/2008 11:40
