gripa sy hemorroïde

1. xxx ( 03/03/2008 07:02)
Tena tapaka ny hevitro ry namana isany fa aretina tsy afa-miaraka mihitsy ny gripa (sery mampievina) sy ny hemorroïde. Aza mba voany e!
novalian'i kelly13 ny 08/03/2008 14:23
2. kelly13 ( 03/03/2008 09:26)
vao mievina v ny ambony d mitosaka ny ambany? ary ra mievina v ny ambany d mitosaka ny ambony? :-D
3. sakaizakely ( 03/03/2008 09:38)

tsy hoe mihomehy loza fa tsy ratsy indray iny


4. yonikafopl ( 03/03/2008 09:50)
kelly =))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
5. menalamba ( 03/03/2008 13:58)
:^):^):-D:-D:-D:-D:-D Dia inona no hevitra notapahanao ?
6. melody ( 03/03/2008 14:28)
kelly13: indry koa tena mahay mihintsy an:-D:-D:-D
7. Veloo ( 03/03/2008 16:13)
kelly13 [ Valio ] 03-03-2008 10:26:44
Lohateny : Re : gripa sy hemorroïde
vao mievina v ny ambony d mitosaka ny ambany? ary ra mievina v ny ambany d mitosaka ny ambony?


=))=))=))

melody [ Valio ] 03-03-2008 15:28:08
Lohateny : Re : gripa sy hemorroïde
kelly13: indry koa tena mahay mihintsy an


melody a tena efa pro io ka :-D:-D:-D
8. kelly13 ( 03/03/2008 16:29)
:oops: aoka re ry veloo a fa :oops: b za an :-D:-D:-*
9. melody ( 03/03/2008 16:39)
veloo: izany ve? tsara ka, mahafinaritra ilay mihomé toy izao koa:wink:

kelly13: mazotoa e!:-D:-D
10. Veloo ( 03/03/2008 20:35)
melody [ Valio ] 03-03-2008 17:39:22
Lohateny : Re : gripa sy hemorroïde
veloo: izany ve? tsara ka, mahafinaritra ilay mihomé toy izao koa


ia she is the BEST

kelly13 [ Valio ] 03-03-2008 17:29:20
Lohateny : Re : gripa sy hemorroïde
aoka re ry veloo a fa b za an

ka marina kosa anie e:oops::oops::-D:-D:-D
11. xxx ( 04/03/2008 08:48)
Ny mitosaka tsy dia olana fa ilay manaikitra no tena gaigy koa. Tsy hainao izany hoe olona voan'ny hemorroïde mahazo seza? Satry tsy hihetsiketsika eo. Nefa raha vao mievina dia ...
Dia izany no hevitro tapaka.
12. Veloo ( 04/03/2008 18:45)
xxx [ Valio ] 04-03-2008 09:48:49
Lohateny : Re : gripa sy hemorroïde
Ny mitosaka tsy dia olana fa ilay manaikitra no tena gaigy koa. Tsy hainao izany hoe olona voan'ny hemorroïde mahazo seza? Satry tsy hihetsiketsika eo. Nefa raha vao mievina dia ...
Dia izany no hevitro tapaka.


ntsoooooooo,
asivo creme na hemorroide lesy mba tsy dia harary mafy
13. melody ( 04/03/2008 20:41)
marina izany re!:)
14. ikaretsaka ( 05/03/2008 00:04)
xxx:

Ny mitosaka tsy dia olana fa ilay manaikitra no tena gaigy koa. Tsy hainao izany hoe olona voan'ny hemorroïde mahazo seza? Satry tsy hihetsiketsika eo. Nefa raha vao mievina dia ...
Dia izany no hevitro tapaka.


[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/moqueur-rigole-94.gif[/IMG]
15. yonikafopl ( 05/03/2008 12:10)
=))=))=))=))

aza de manapaka re ry xxx aaaaaaaa
16. tsiafoi1 ( 05/03/2008 16:36)
:Djuste pour rire : :P:Pny tanana iray manampina vava ambony rehefa mihevina, moa ny tanana iray manampina ny ambany. De Rehefa miarahaba miondrika fotsiny.:)
17. kelly13 ( 08/03/2008 14:22)
xxx:

Ny mitosaka tsy dia olana fa ilay manaikitra no tena gaigy koa. Tsy hainao izany hoe olona voan'ny hemorroïde mahazo seza? Satry tsy hihetsiketsika eo. Nefa raha vao mievina dia ...
Dia izany no hevitro tapaka.



aza ny hevitra fotsiny no tapahana fa alaivo ny antsy ngôda b sy maranitra b d tapaho ze azo tapahana sy ze manelingelina :-D:-D:-D
18. kelly13 ( 08/03/2008 14:23)
klou klou fa tena difotry ny hehy aho (tsé tsé, zany ka malagasy), fa inn no manaikitra tao indray??? nga misy nify le hemorroide? :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.377