Mifohaza @ izay

1. lagoon ( 03/03/2008 13:33)
"La Bible nous révèle qu'à la fin des temps, Satan va prendre une forme humaine et va, par toute une série de miracles et autres prodiges mensongers, tromper les hommes pour capter leur adoration, allant jusqu'à s'asseoir dans le Temple de Dieu et se faire passer pour Dieu même (2 Th 2:2-4, Ap 13).

A l'instar de nombreux chrétiens vigilants, nous pensons que l'actuel processus de mondialisation est un véhicule de cette ambition satanique."
répondu par niryna le 14/03/2008 03:23
2. lagoon ( 03/03/2008 13:37)
"Nous croyons que l'esprit d'antichrist est déjà présent

et à l'oeuvre dans le monde

(1 Jean 4:3) et qu'il

nous dirige droit

vers une période de

turbulences importantes

au niveau mondial."
3. ikaretsaka ( 03/03/2008 14:14)
temoins angaha i lagoon?
tena tsy mety letsy fa za mila alaina ra isanandro sy manao transfusion amin'ilay manao sport le
4. yonikafopl ( 03/03/2008 15:11)
5. ikaretsaka ( 03/03/2008 15:29)
ka fikana temoins sy approche na temoins izao ko
6. Veloo ( 03/03/2008 16:20)
Misaotra a, mila ho eritreretina mihitsy io:-*

ny critique dia tsy miala mihitsy :roll:
7. ikaretsaka ( 03/03/2008 16:59)
fika fitadiavana kil foana iznay hoe akaiky ny farany izany e
nefa i Rajesosy aza ao amin'ny matio manao hoe tsy mbola misy iznay raha tsy efa ringana ity generation ity
8. lagoon ( 03/03/2008 18:10)
tsy misy resaka témoin izany eo e.
Adi-hevitra no haroso dia tonga dia reska secte ny an'ny sasany.
9. Veloo ( 03/03/2008 18:19)
lagoon [ Valio ] 03-03-2008 19:10:53
Lohateny : Re : Mifohaza @ izay
tsy misy resaka témoin izany eo e.
Adi-hevitra no haroso dia tonga dia reska secte ny an'ny sasany.


ie wa lesy
10. pissoa ( 03/03/2008 19:01)
Lagoon : mbola tsy miova foana ny hevitro mikasika ny dinika tahaka itony :
I Jesoa tadiavina, rehefa hita i Jesoa dia ataovy ampy izay !!! Tahaka ny hoe i "antikristy" indray no mahaliana kokoa noho i "Kristy" rehefa mijery ny dinika mpiverimberina eto ! :-D:-D:-D
11. ikaretsaka ( 04/03/2008 00:47)
:wink:zay manko
12. majesty ( 04/03/2008 06:11)
Aza tonga dia tsaraina avy hatrany hoe "temoin" ve ilay foto-kevitra entin'i Lagoon fa diniho fotsiny hoe ara-tsoratra masina ve aloha sa tsia dia eo no misokatra ny adi-hevitra:D (ilay anaram-pinoana io mantsy manakana zavatra maro)

2Timoty 3

1 Fa aoka ho fantatrao izao: fa any am-parany any dia hisy andro mahory.

2 Fa ny olona ho tia tena, ho tia vola, ho mpandoka tena, mpiavonavona, miteny ratsy, tsy manoa ray sy reny, tsy misaotra, tsy manaja izay masina,

3 tsy manam-pitiavana, mpanontolo fo, mpanendrikendrika, tsy mahonom-po, lozabe, tsy tia ny tsara,

4 mpamadika, kirina, mpieboebo, tia ny fahafinaretana mihoatra noho ny fitiavany an'Andriamanitra,

5 manana ny endriky ny toe-panahy araka an'Andriamanitra, nefa nandà ny heriny; ireny koa dia halaviro.

6 Fa isan'ireny izay misokosoko miditra any an-tranon'ny sasany ka mahalasa babo ny vehivavy adaladala, vesaran'ny fahotana, entin'ny filana maro,

7 mianatra mandrakariva, nefa tsy mahatratra ny fahalalana ny marina.:D
hatreho aloha.

13. niryna ( 04/03/2008 07:24)
lagoon:

tsy misy resaka témoin izany eo e.
Adi-hevitra no haroso dia tonga dia reska secte ny an'ny sasany.


lagoon sy veloo =D

16 Fa hoy izaho: Mandehana araka ny Fanahy, dia tsy hahatanteraka ny filan'ny nofo hianareo.

17 Fa ny nofo manohitra ny Fanahy, ary ny Fanahy manohitra ny nofo; ary mifanohitra izy roroa, mba tsy hahazoanareo manao izay zavatra tianareo.

18 Fa raha tarihin'ny Fanahy hianareo, dia tsy mba ambanin'ny lalàna. Gal 5
Mazava ho azy fa raha tsy misy fanahy mitarika azy dia tsy ho fantany fa toheriny foana ny tenin'Atra ka aza atao mahagaga.
Ataovy hoe iresaka basketball hianao,raha tia basketball aho dia faly ery miresaka amin'iny eo,raha tsy tiako indray dia mahita lesoka na teny aho hanatsatsona an'ilay izy.



14. Veloo ( 04/03/2008 18:59)
majesty [ Valio ] 04-03-2008 07:11:17
Lohateny : Re : Mifohaza @ izay
Aza tonga dia tsaraina avy hatrany hoe "temoin" ve ilay foto-kevitra entin'i Lagoon fa diniho fotsiny hoe ara-tsoratra masina ve aloha sa tsia dia eo no misokatra ny adi-hevitra (ilay anaram-pinoana io mantsy manakana zavatra maro)


hehehhe marina ny an'i majesty:-*
15. lagoon ( 04/03/2008 19:41)
Mba jereo ity vidéo ity.

http://www.dailymotion.com/video/x26svj_babylone-la-grande_politics

Ny fomba fitondrana geo-politika ankehitriny no hilazako izany.Maro dia maro tokoa ny zavatra nolaizain'ny Soratra Masina nefa dia ataon'ny ra-olombelona.Maro ny ohatra ao @ io vidéo io.
16. Veloo ( 05/03/2008 03:39)
lagoon a tena mampieritreritra ilay video ka
misaotra lesy a
17. lagoon ( 05/03/2008 18:18)
Fantatro fa maro ny kristianina eto,ary mety hampiova ny fomba fisainany sy fiainany ny hevitra harosoko eto.
18. fijo ( 05/03/2008 22:27)
efa tamin'ny andron'i jesoa no hoe hoavy sy efa akaiky ny farany.aiza???????lasa resabe fotsiny.
19. majesty ( 06/03/2008 06:04)
fijo:sao dia isé no antony tsy mbola ahatongavany:D
20. Veloo ( 06/03/2008 17:47)
majesty [ Valio ] 06-03-2008 07:04:46
Lohateny : Re : Mifohaza @ izay
fijo:sao dia isé no antony tsy mbola ahatongavany


Ekany tokoa wa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0951