Mifohaza @ izay

21. ikaretsaka ( 06/03/2008 18:16)
majesty:

fijo:sao dia isé no antony tsy mbola ahatongavany:D


io indray ilay sao de... ary raha sao de ianao koa?
sa hiandry ze hiara manatsoboka?:-D:-D:-D
22. fijo ( 06/03/2008 23:23)
hi hi ih izay mihintsy,hiara manatsoboka amiko ireo ny farany
23. majesty ( 07/03/2008 07:48)
Ikaretsaka:D "hoy le hiranay fahiny zay hoe:endrey mba mahafinaritra loatra raha ny mpirahalahy no miara-monina..." koa tsy aleo miaraka sa ahoana ra fijo:D
24. prime ( 07/03/2008 11:12)
lagoon> Misaotra... injay fa miasa ilay fanahin'ny fiambenana...
25. cutie ( 07/03/2008 11:59)
Mpandefa : majesty [ Valio ] 06-03-2008 07:04:46
Lohateny : Re : Mifohaza @ izay
fijo:sao dia isé no antony tsy mbola ahatongavany

:-D:-D:-D:-D:-D:-D
26. prime ( 07/03/2008 12:15)
majesty> marina ny fanamarihan'ise...
27. fijo ( 07/03/2008 21:36)
majesty ,ndao,sady misy ran'i lery milay vao azoko ato.

cutie,miandry antsika hono e
28. prime ( 11/03/2008 10:24)
fijo> ny anareo kosa na mifoha na matory na mipetraka na mitsangana na miasa raha vao misokatra ny maso dia ny hanao an'io zavatra io foana no mandalo ny saina voalohany, na fety na fahoriana, na fifaliana... io anie tsy ho lanin'ise e... ny sambo aza firy izay no efa natelin'io dia izay olona kely ve??? asa aloha...:lol:
29. ikaretsaka ( 11/03/2008 21:38)
fijo> amelao kely aho le
30. niryna ( 14/03/2008 03:23)
lagoon:

Mba jereo ity vidéo ity.

http://www.dailymotion.com/video/x26svj_babylone-la-grande_politics

Ny fomba fitondrana geo-politika ankehitriny no hilazako izany.Maro dia maro tokoa ny zavatra nolaizain'ny Soratra Masina nefa dia ataon'ny ra-olombelona.Maro ny ohatra ao @ io vidéo io.

misaotra betsaka e,

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0075