tsy ny tsara ihany no azo avy amin'Atra fa ny ratsy koa
1. xxx
(
03/03/2008 11:40)
aiza ho aiza ao aminy baiboly kay no misy anio teny io zé malala?dia misotra d ni mialo raha afaka manazava vao may tsara
novalian'i niryna ny 14/03/2008 03:06
2. mmmhh
(
03/03/2008 14:06)
Joba 2 : 10 "...Moa ny soa ihany va no horaisintsika avy amin'Andriamanitra, fa tsy ny ratsy koa?"
6. tsiafoi1
(
04/03/2008 11:44)
ka vakio le tantaran'i Joba fa satana no nanao an'ny le ratsy rehetra t@'i Joba fa tsy Andriamanitra
7. diamondra27
(
04/03/2008 11:58)
tsiafo marina zany fa nahazo alalana tam Atra le satana fa nisy condition : ny AINY ihany no tsy azonao kitihina.
Io zany na inon manjo anao na inon de fantaro fa ny fahafatesana no fahavalo farany ho resena , ary Atra irery ihany no tompon'io
fin de mission refa tonga le fotoana
Io zany na inon manjo anao na inon de fantaro fa ny fahafatesana no fahavalo farany ho resena , ary Atra irery ihany no tompon'io
fin de mission refa tonga le fotoana
9. tsiafoi1
(
04/03/2008 12:37)
Ka satana sy ny namany anie miara-miaina amintsika eto @'ity planète terre ity e! Izy ireo tsy maintsy hanao ny ataony foana, de ny HAMOTIKA sy HANDRAVA ny voarin'Andriamanitra, izay 1er adversaire-ny.
10. fijo
(
04/03/2008 23:14)
izany hoe mifanaraka ihany kay i izany le satana sy andriamanitra????mampanahy an
11. lehilahytsyresy
(
11/03/2008 12:19)
fijo ...> Gravy tokoa retsy izy ity, fa dia entina araky ny onjany eny fotsiny e.
12. niryna
(
14/03/2008 03:06)
tsiafoi1:
Ka satana sy ny namany anie miara-miaina amintsika eto @'ity planète terre ity e! Izy ireo tsy maintsy hanao ny ataony foana, de ny HAMOTIKA sy HANDRAVA ny voarin'Andriamanitra, izay 1er adversaire-ny.
marina tokoa izany ary efa mahalala izy fa
niryna:santionany ireo fa mbola misy maro tokoa,jereo ao amin'ny "Zarazarao"...
T@ kabary fanokafana dia hoy Satana t@ ireo anjely mpiodina :'Tsy azontsika sakanana tsy ho any am-piangonana intsony ny Kristiana''Tsy azontsika sakanana tsy hamaky Baiboly hamantatra ny fahamarinanaizy ireo''Tsy ho azontsika atao intsony ny hisakana azy tsy hiroso @ firaisana@ Jesosy kristy''Koa raha tanteraka ny firaisany @ Jesosy Kristy dia ho rava ny fahefantsika aminy''Avelao ihany izy hizotra @ fiainana mahazatra azy, fa hangalarintsika kosa ny fotoana eo aminy mba hisakanana azy tsy hanam-piraisanaintsony @ Jesosy Kristy''
Izany no ataovy sy tanteraho ry anjely mpiodina, ataovy izay hahatonga ny kristiana ho variana sy sondriana, ary sakano tsy hiantsampy @ Mpamonjiny mba hampandamoka ny firaisany Aminy eo @fiainany andavan'andro'
Dia namaly ireo anjelin'i Satana ka nanao hoe : '@ fomba ahoana noahazoana manatanteraka izany?'Dia hoy Satana :
1-Hazony izy ireo (ny Kristiana) ho variana @ zavatra tsy dia misy dikany loatra eo @ fiainany ka mamorona zavatra hampifantoka ny saina aman'eritreriny;
2-Tariho hanao fandaniana (dépenses) tsy an-kijanona mba hisambo-bola tsy ho afa-trosa mihitsy;
3-Reseo lahatra mba hiasa mafy ny olona, tsy hanam-potoana intsony, ka samy hikarataka ny mpivady hanatrarany ny nofinofiny @ rendrarendra ety ivelany.
4-Sakano tsy hanam-potoana hiarahana sy hiresahana @ zanany sy ny fianakaviany ny olona. Ny trano fonenany dia ho tonga toeram-piefenana ialàna @ asa (toeram-patoriana fotsiny)
;5-Korontano ny sainy tsy handre intsony ny bitsiky ny Fanahy Masina.Ny vesatry ny harerahana
eo aminy no tsy maintsy mahatonga azy ho moratohina sy tezitra @ zavatra tsy misy dikany indrindra .
Ny zavatra izay manjo antsika dia misy antony avokoa ary matetika dia mahatonga antsika hanankina ny fiainana Aminy izany.Misy fiafarany anefa io mangidy na fitsapana amin'ny fiainana io rehefa manatona Azy tokoa isika.