Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
mitsuki
(
05/03/2008 15:43)
les adeline
slt daoli e! mba mangataka le hiran'i les adeline le : "raha mbola hisy koa" de le "izany fiainana" azafady. merci bocou...
tohiny
enric
(
05/03/2008 14:26)
rajoelina & cazal
[b][u]RAJOELINA[/u][/b]
* Raha manampy any Mscar elah, tsara zany fa toizo. Fa ny olona rehetra koa
mahavita zavatra bdb na 5 euros aza no hatolotra ho eny ambany vohitry Mscar
dia efa mahazo anj...
tohiny
novalian'i Papoose ny 11/03/2008 04:09
Jeankely
(
05/03/2008 13:09)
Ny tena mpanipy fako ny saina dia i Fucking Tezitra
Ny President koa moa izany no manala ny fako sady mibaiko ny manampahaizana rehetra? Sao dia mba tsy tokony asiana Praiministra, Ministra, SG, DG, Directeur isankarazany, Maire, President Fokotony sns...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/03/2008 16:38
rajoelina
(
05/03/2008 12:52)
ny janga
za mino fa misy tokoa lay naharY an'zao tontolo zao.
Fa tena tsy azoko sady tsy mazava amiko ny maha ratsy ny fijangajangana... kanefa porofon'ny fitiavana ihany io.
Misy afaka hanazava ny anto...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2008 22:44
arivel
(
05/03/2008 12:28)
be ambo-po
Ahoana ny atao ry zareo fa refa avy nifamaly mafy (faran'izay mafy) zahay roa d tsy nisy nifampiantso intsony efa ho 4 andro izao. Za malahelo azy saingy matahotra ny foko sao ho valiany teny maharary...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 11/03/2008 14:21
pissoa
(
05/03/2008 12:22)
Ny Safidy
Na dia tsy manao Oyez Oyez na Allo Allo tahaka ny vola, na tapa-kazo sns aza ny safidy dia misisika tsikelikely (na efa manao dingan-dava mihitsy aza, lol) ho isan'ny mpandrebireby ny Kristianina ...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/03/2008 21:59
arivel
(
05/03/2008 12:18)
Mitady an'i Levelo
Salama daholo e !
Azafady mba mila service, sao ianareo misy manana contact an'i Levelo mpihira ? na N° Téléphone na adiresy. Dia mba alefaso amin'ity adiresy mail ity anie azafady e : tiarivel@ya...
tohiny
pitoussy
(
05/03/2008 11:48)
Dihy watsa-watsa
Miarahaba,
Inona kay ny hira mety handihizana @ zany watsa-watsa (tsy haiko na izao no fanoratra azy :P) zany , d ohatraohatra ny ahoana ny fandihy @ zany . tena mbola tsy henoko mitsy io raha tsy...
tohiny
novalian'i mirianah ny 07/03/2008 19:22
Aino
(
05/03/2008 09:06)
Joyeux Anniversaire !!
joyeux anniversair dol jingains,felanawil, lemenakely ary ireo namana sasany!!
mirary bonjourne ho anareo!!:-*:-*:-*:-*:D...
tohiny
novalian'i penina ny 05/03/2008 15:47
vorona
(
05/03/2008 08:40)
Ô iza iza sy faly aho
Manahoana daholo,
Mba mitady ireo tononkira roan'ny Fihirana (ô iza iza sy faly aho). Mankasitraka mialoha izay afaka manampy. Veloma...
tohiny
novalian'i veromahefa ny 05/03/2008 09:56
niryna
(
05/03/2008 08:22)
ROMANA:NY LALAN'NY FAMONJENA
Toa tsotra sady mora kely ity lalana arahintsika raha te ho any an-danitra isika.
Jereo anie ny teny ao amin'ny Romana e !
Hoy Ndrema:[b]Fa maninona no tsy mankany an-danitra isika ?[/b]
Hoy Na...
tohiny
novalian'i niryna ny 28/03/2008 05:44
kabatritra
(
04/03/2008 21:21)
Lavitry ny maso lavitry ny fo (Black Jack's)
Misy mahafantatra ve ny tonon'io hiran'i Black Jack's io. Hira efa taloha be tokoa, tamin'ny fandaharana "Maritr'afo" an'i Nicolas Ratsimandresy. Misaotra mialoha....
tohiny
fijo
(
04/03/2008 20:33)
inona indray hono ity???
Ambondrombe
Nifanandrina tamin’i Belzeboba ny Apokalipsy
mardi 4 mars 2008, par Hery A.
Imprimer cet article Enregistrer au format PDF envoyer l'article par mail title=
Nihantsy an’i ...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/03/2008 21:56
Razouzou
(
04/03/2008 18:39)
Baolina kitra gasy zero manatody
Raraka ihany koa ajesaia na dia naresy 1 sy zero any costa do sol aza.Zany ny midika fa ny footy gasy de tsy tafa mihintsy.Préliminaire ela defa mihintsana.Tsy haiko fa taloha mba nandradraina ty aje...
tohiny
novalian'i andryrabe ny 12/03/2008 13:57
rajoelina
(
04/03/2008 17:08)
Iza no betsaka mahalala madio kokoa?
Ny kôfy sa ny joba:?: de hazavao ny antony.
;-)...
tohiny
novalian'i rohy ny 06/03/2008 10:37
simplex
(
04/03/2008 16:59)
minoa fotsiny ihany?
Tsy haiko ity na politika na finoana fa
http://www.madagascar-tribune.com/Nifanandrina-tamin-i-Belzeboba-ny,5180.html
ny hevitrao? :P...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2008 23:22
todisoa2
(
04/03/2008 15:59)
fitsarana farany
raha mandinika ny baiboly hianao, d inona no hevitrao manoloana ny mety hoendriky ny fitsarana farany?:lol::lol::lol:
aza hadino ny ref @ baiboly e...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/03/2008 22:44
xxx
(
04/03/2008 14:07)
dokambarotra serasera
Mahery ilay pub contextuel ka :)
[center]
[img]http://img204.imageshack.us/img204/1762/pencr6.jpg[/img]
[/center]...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 06/03/2008 12:09
ravakamalala
(
04/03/2008 13:47)
oooay zany oooaay!!
http://www.sobika.com/v2/interview/2006/spear-o-mic.php
[b]hatsaran izay zava boaharin Andriamanitra re izao[/b] !!!!!...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 04/03/2008 22:14
Famenosoa
(
04/03/2008 13:30)
MBA OMEO LE TONOKIRA NY FANILO "TSY TANTERAKA" ze manana
alefaso @ email-ko, merci...
tohiny
