minoa fotsiny ihany?

1. simplex
(
04/03/2008 16:59)
Tsy haiko ity na politika na finoana fa
http://www.madagascar-tribune.com/Nifanandrina-tamin-i-Belzeboba-ny,5180.html
ny hevitrao? :P
novalian'i fijo ny 12/03/2008 23:22

3. pissoa
(
04/03/2008 17:06)
tiko be ito :
:-D:-D:-D
ilay gazety:
Voalaza fa nisy amin’ireo mpitondra no nasainy namono ny zanany, nefa tsy nahatanteraka izany, ka ho avy izy hamono azy. « Hiaro an’ireny aho » hoy Pasitera Mailhol.
:-D:-D:-D

6. ikaretsaka
(
04/03/2008 17:53)
aleo aloha jerena izany film izany kooo.
Fa tsetsatsetra tsy haritra ary tsy mamely ny atrany Ihosy fa ny ao iIosy ao tokoa koa betsaka ny mahay o ny "mpitarika fivavahana" (tsy tianareo manko ilay hiantsoako azy heo sekta") mahay mkanao sinema sy mampitanaka ny mponina an ... efa niainako tao io.
Sendra tafajanona indray alahady tao aho nandeha nianatsimo dia nilalao roller le ankizy kely zandrin'ny namako izay dia heo manao kirarondevoly hono:wink: fa mandeha migorisa gorisa be
ary nalaza eraky ny tanana hoe lamaody any antaninarivo indray ty kirarondevoly ity. dia izay de serimonina be amin'ny andro alahady dia nino fotsiny ihany tokoa ny olona :-w^:^

7. pissoa
(
04/03/2008 18:01)
za:
ny hevitrao? :P
Efa io ny hevitro :-P
Tiko be hoa io Hoy ilay gazety io :)
Sa ve hoe "politika" sa "finoana" no ilan'lah hevitra ? Tsy haiko fa za tsy mahafantatra an'i belzeboba.
Ny haiko kosa aloha dia hoe "raha tsy maty" ny zanak'ilay prezida, na dia tsy nisy namono akory aza fa tsy hoe nisy namono fa narovan'i pasitera, dia efa vato maromaro izay ho an'ny Prezida amin'ny 2013 !
Raha - sanatria sanatria - moa maty dia mety mihena kely ny vatony, lol !
:-D:-D:-D

8. Kwasi
(
04/03/2008 19:33)
ary nalaza eraky ny tanana hoe lamaody any antaninarivo indray ty kirarondevoly ity. dia izay de serimonina be amin'ny andro alahady dia nino fotsiny ihany tokoa ny olona
=))=))=))

9. rabilabila
(
04/03/2008 20:03)
Ny ahy indray ilay "mpanao gazety" manao tantitra no tena tsy mendrika ny atao hoe "mpanao gazety " ; Tsy misy "conditionnel" na kely aza fa dia "affirmatif" no ampiasaina .Tsy misy asan'ny journaliste na kely aza ( famakafakana ,fanaovana enquête......) fa dia raisina toa "argent comptant " ny tenin'ilay rangahy .
Izaho manokana efa nahita azy io nampianatra ity ilay atao hoe "sekoly sabata " rehefa manatitra ny bebenay tao Mandrosoa fa efa tamin'izany izy no mpamahan-dalitra .Mampalahelo ny olona amin'ilay "ignorance"................................

10. diamondra27
(
04/03/2008 20:16)
simplex: bon annif aloha de passage fa tara vao nahare:wink:
ary hono ho aho , dia aiza izany ilay horonantsary fa tsy hitako ilay izy
ary hono ho aho , dia aiza izany ilay horonantsary fa tsy hitako ilay izy

11. rakaroka
(
04/03/2008 20:35)
Manamafy ny resak'i Rabila aho eto hoe mila "analyse" profond ny fisehon-javatra iray fa tsy tokony ho peta-toko, gratuit be ny commentaire . Ny "erreur "GOAVANA" mazana dia mi-prétendre ny mpino sasany fa rizareo ihany no zanak'Atra, ary misy fomban-tany avy hatrany dia tebatebainy, d'accord aho amin'ny fiarovana aina, fa ankoatr'izay
tsy fanao loatra ny miseho milay!:wink:
tsy fanao loatra ny miseho milay!:wink:

12. simplex
(
04/03/2008 21:44)
diams,
merci :)
sao d mba azon'i Maihol alefa @ youtube aza le video. @ zay mahita doly ny ol rehetra. Afaka mahatsapa na tokony hino na tsia :P
mbola ela ihany le 2013 kle :)

13. fijo
(
04/03/2008 22:59)
tsssss le olona mino be no tena mampalahelo ahy.eto dia tena voaporofo fa ny finoan adia vokatry ny tsy fahalalana,ka dia hararaotin'ny sasany

14. ikaretsaka
(
04/03/2008 23:32)
Kwasi:
ary nalaza eraky ny tanana hoe lamaody any antaninarivo indray ty kirarondevoly ity. dia izay de serimonina be amin'ny andro alahady dia nino fotsiny ihany tokoa ny olona
=))=))=))
tena kozy izany e..
ny any mao le sekta sekta (aleo izay no hilazako azy mivantana kokoa fa mino aho fa azonareo ny tiako lazaina na maharary anareo aza le appellation) ireny tsy manana trano hatao hoe fiangonana loatra fa le mbola vao miforomporona! dia eo amin'ny tany malalaka eo izy sy ny megaphone no mivavaka rehefa alahady.
Nisy olona nalehanay tao @ mairie sy ny zandarme ary ny hopitaly tao dia mbola somary varian-dresaka kely ny lehibe
ny ankizy kely moa ankizy kely dia te hilalao izy, navoakany ny roller dia nilalao teo @ le prehaut an'ny lapan'ny tanana teo izy... nanomboka nigorisagorisa,
Tampotampoka teo heno avy ao anaty trano fa tonga de nivadika tany @ le ankizy kely tsy manantsiny ny toriteny hoe manao kiraron-devoly hono..
Ngamba raha tsy nivoaka haingana mety nitambaran'izy rehetra no exorciser-na tao ity zaz atsy manantsiny!

16. ikaretsaka
(
04/03/2008 23:46)
ka izay rehefa mamely loatra nby "minoa fotsiny ihany"
lasa "mamonoa" fotsiny ihany!
lasa "mamonoa" fotsiny ihany!

19. Kwasi
(
05/03/2008 21:05)
ika> fa nahita kofiboay nilalao roller hoa za taninkeo fa tonga dia tapaka be ny tsinaiko le. Tena nigagan'le akama za.

20. rakaroka
(
05/03/2008 21:14)
:-w[quote=Kwasi]
ika> fa nahita kofiboay nilalao roller hoa za taninkeo fa tonga dia tapaka be ny tsinaiko le. Tena nigagan'le akama za.
Mba loza ko lé eritreritra an=))=))=))=))=)):-D:-D:-D