minoa fotsiny ihany?
21. fijo
(
05/03/2008 21:59)
tena mahatsikaiky marina anie le resaka fa ,rehefa dinihina nefa dia mampalahelo e.
hevero fotsiny wa,fa tany mahajanga dia nisy olona tsy tia ary tsy mety alain asary ,fa maka ny fanahiny hono?????toa mampiomehy ilay izy,nefa rehefa dinihina dia tena mampalahelo.
hevero fotsiny wa,fa tany mahajanga dia nisy olona tsy tia ary tsy mety alain asary ,fa maka ny fanahiny hono?????toa mampiomehy ilay izy,nefa rehefa dinihina dia tena mampalahelo.
22. ikaretsaka
(
05/03/2008 22:40)
izay hoa...
greavy io mino tsy misy dinika sy manao zavatra tsy manao examen de conscience io
le version mampalahelo no tiako avoitra fa le mampihomehy kao amin'ilay tantara anefa
greavy io mino tsy misy dinika sy manao zavatra tsy manao examen de conscience io
le version mampalahelo no tiako avoitra fa le mampihomehy kao amin'ilay tantara anefa
23. fijo
(
05/03/2008 22:44)
ka ny mpanabe arapinoana no mila hezaka ngamba,fa manjary tsy misy raharaha vanona le izy
24. ikaretsaka
(
05/03/2008 23:40)
le mpanabe @ raha ohatran'ireny anie saika tsy tena hoe nianatra momba ilay zavatra toriany sy ataony loatra fa dia nentanketanina teny fottsiny e.. inspired fahatany fotsiny! fa tsy nisy resaka fandinihana loatra e.. dia tereny ho toy azy avokoa ireo olona manaraka azy
25. Mandefitra
(
06/03/2008 12:26)
rakaroka:
fa ankoatr'izay
tsy fanao loatra ny miseho milay
hadinon' i mailhol le hoy Jesosy hoe "aza mifaly fa manaiky anareo ny fanahy ..."
26. fijo
(
06/03/2008 22:41)
izay no loza ry ika.raha ny natao hanabe aza tsy nobeazina tsara akory aloha??????
27. Rasiligaoma
(
07/03/2008 04:46)
io indray ilay hoe izay tiatiana ihany [marina ilay hoe tsy fanao loatra ny miseho milay sy ilay hoe aza mifaly fa manaiky anareo ny fanahy]
29. rakaroka
(
07/03/2008 22:21)
Ny mahavoa matetika dia maika hiseho ho nahavita zavatra . Manja kokoa raha mba voahevitra lalina kokoa ny zavatra atao tsy ho tran'ilay fitenenana hoe vita gasy.
31. ikaretsaka
(
11/03/2008 14:49)
arakarak'ilay fenitra arahina ry prime no maha tsara sy maharatsy ilay vita gasy an
izya no mahavoa anareo gasy kely ireo... tsy mba gasy be ohatranay.. ho'zy ilay mpampianatra angalisy anay izay
izya no mahavoa anareo gasy kely ireo... tsy mba gasy be ohatranay.. ho'zy ilay mpampianatra angalisy anay izay
