dokambarotra serasera
6. melody
(
04/03/2008 20:26)
xxx: dia maninn no miafina, tsy hitako izay hiafenana @ i dokambarotra io izao, mampimé aza ilay izy, sa efa zatra manao xxx dia tsy mety intsony?
13. xxx
(
05/03/2008 14:33)
Ity no tena misenina kle! Tsy kobon-dry lerony ngamba fa forum amin'ny teny gasy no misy azy io :-D:-D:-D
[center]
[/center]
[center]
[/center]
16. yonikafopl
(
05/03/2008 14:50)
ika, an an an , ka zahay gasy kou, teny ratsy io aminay, ra ao am chat io tonga de vodakan-dry boots mipitika mintsy =))=))=))
17. penina
(
05/03/2008 15:30)
ainaheri:
melody,ka mety penina iany ko,enao v aona e
koa raha tsy mitapy aho koa, izaho aza anisan'ireo mangataka ny hanafoanana ny xxx
taloha aho no nanao xxx fa nony lasa vulgaire be ilay izy dia eo ianao radada ozy.
Fa ny ahy aloha ilay XxxX iny tena tsy lanin'ny vavoniko mihitsy e. :twisted: Fantatra izao fa nijery ny mombamomba ahy tao dia namorona an'iny.
18. yonikafopl
(
05/03/2008 15:37)
ndana torio any am omda ry penina refa mangalatra sanganasa aaaa:-D:-D:-D