Ny tena mpanipy fako ny saina dia i Fucking Tezitra
1. Jeankely
(
05/03/2008 13:09)
Ny President koa moa izany no manala ny fako sady mibaiko ny manampahaizana rehetra? Sao dia mba tsy tokony asiana Praiministra, Ministra, SG, DG, Directeur isankarazany, Maire, President Fokotony sns intsony fa ny President daholo no mahatonga anio? Mifamono ny olona dia lazainao ny President. Ianao lasa adala dia mbola izy ve?=))=))=))Tezitra??
novalian'i Jeankely ny 07/03/2008 16:38
2. penguin
(
05/03/2008 13:22)
Ny fianakavian'i tezitra mihintsy no nametraka ny fakan'ny loto sy fako ary saindratsy rehetra alohan'ny nadehananyniaraka @'ny ha-tezerany
4. tezitra
(
05/03/2008 14:48)
et ça c tezitra qui le dit?
http://www.forbes.com/2008/02/26/pollution-baku-oil-biz-logistics-cx_tl_0226dirtycities.html
http://www.rap2france.com/video-clip-rap-soprano-ferme-les-yeux-et-imagine-toi-feat-blacko.php
seuls les poissons morts suivent le courant
http://www.forbes.com/2008/02/26/pollution-baku-oil-biz-logistics-cx_tl_0226dirtycities.html
http://www.rap2france.com/video-clip-rap-soprano-ferme-les-yeux-et-imagine-toi-feat-blacko.php
seuls les poissons morts suivent le courant
5. Jeankely
(
05/03/2008 15:45)
Manao Fucking ny Filohan'ny Tanana izany mety Ra-Simplex ve? Ongoty hiala izy raha zaka fa tsisy raharahanay izany fa ny manao lohamboto valiana lohamboto. Izahay tsy mpivavaka miantsara ivelantsihy. Na tsy mihaja io na ahoana izay io.
6. kanota
(
05/03/2008 15:52)
Minananana toan'i TEZITRA rehefa any @ sofiny sy vavany no voan'ny sasany.=))=))=)). Ny masony sisa no manao trondro maty=))=))=))
7. nanas
(
05/03/2008 16:10)
mbola tsy novalian drajeankely mihitsy ny fanotaniako indray mandeha iry oe, ianao ve tsy sasatra miovaova pseudo eto: kanota e! jeankely e!misy miatomboka @ t. zay koa fa tsy tadidiko tsara, le ravaranto koa toa mbola ianao ihany e! Matahotra adi-hevitra angaha no dia manao toy izany. Tsy mety zany ry namana hoy mopera. Hevitra no ampiadiana fa tsy olona,ohatran ny mba efa olon-dehibe ihany ny fijerevako anao nefa dia toa.........
8. kanota
(
05/03/2008 17:26)
Mizara firy izy izany? Trondro maty manaradrano sa nanabe otrika? sa mbola misy xxx koa? Tsy mbola vaky angaha ny nanas otrika? Marina ny voalazany. Soloy izay tsy mahavita azy raha vitanareo fa maika koa ny vahoaka.
9. Jeankely
(
05/03/2008 17:32)
Tsy mivadika palitao izany ve fa miova anarana?Izay no nahatonga ahy nametraka fanontaniana koa tary hoe Andry ihany ve no Rabe sa Rakoto ihany no Randria? Sao misy mampidimbola izany be anarana izany mba lazao fa maika aho? Ny xxx tokoa eo ihany=))=))=))
10. nanas
(
06/03/2008 00:07)
kanota:
Mizara firy izy izany? Trondro maty manaradrano sa nanabe otrika? sa mbola misy xxx koa? Tsy mbola vaky angaha ny nanas otrika? Marina ny voalazany. Soloy izay tsy mahavita azy raha vitanareo fa maika koa ny vahoaka.
rehefa tsy mahay miady hevitra aman olona @ FOMBA MIHAJA SY MAHALALA FOMBA hoa dia ajanony, aza ny fo no alefa aloha fa ho sasatra eo foana ianao hiantsy ady aman olona eto! olon iza koa moa anefa ny hiady hevitra amin ny olona craky fa aleo ho craky hoazy eo ny lohany e! Ny tenako aloha de tsy hoa azonao amin zany na hivovovo tahaka ny alika mandava-taona eto aza ianao,ny siten olona no simba amin ny tsy fahaizanao miaina.
11. Jeankely
(
06/03/2008 00:11)
Izaho moa mamporosika ny mpitantana ity Serasera ity tsy hamafa ireny fanopana Filoha ireny ahalalan'ny olona tsara ny toe-tsain'ny tsirairay. Nefa izay tapak'ireo dia tsy misy kabary amiko. Atsy manompoa manomboka any amin'ny Malagasy mahantra avy eo ny Filohany indray. Izaho nilaza ary misy mba mitovy hevitra fa tsy afaka ny ho Filoha mandrakizay ilay olona noho izany tsy ny anarany no hifampitaretana ny olona tsy ahay manaja ny Mpitondra. Rehefa tonga koa ny andronao ilay tsy fifanajana no lasa fomba fiainana.
12. Jeankely
(
06/03/2008 05:51)
Aleo hongotan'ny olona any rehefa miteniteny fahatany. Na tezitra ianao na faly tsy hita hoe hanao inona?
13. badboy
(
06/03/2008 08:16)
Izaho nilaza ary misy mba mitovy hevitra fa tsy afaka ny ho Filoha mandrakizay ilay olona noho izany tsy ny anarany no hifampitaretana ny olona tsy ahay manaja ny Mpitondra. Rehefa tonga koa ny andronao ilay tsy fifanajana no lasa fomba fiainana.
Chiche alors (I dare U)!!! Mba ho hitako eo zany tsy manao "attaque personnelle" zany!! Eto manko misy raha vao romotry ny fanakihanana mitombona, dia mivadika gisa mainty. Ka tsy ilay hevitr'ilay kil tsony no iadivana fa ny tenany (izay tsisy mahalala akory ny momba azy) no ezahana viraviraina!!
Ka hoy aho hoe ndao ary mba jerena zany olona milaza matotra, manaja sy tsy tia manompa zany!!8)8)8)8)
14. Jeankely
(
06/03/2008 11:47)
Ity angaha tsy mahay teny Malagasy? Manompa FILOHAMPIRENENA no lazaiko ary voasoratro eo ambony fa rehefa samy loham-boto dia loham-boto samy vahoaka. nofafan'ny tompon'andraikitra ny soratr'i Tezitra mnompa President-n'i Madagasikara teo izay avy dia notengenako ity ahy ity kanjo voafafa dia asa lasa olona masina indray leiry ve? Mbola maro ny tsy voafafa ao. Ny an'i Badboy moa dia hainy tsara fa ny zavatra avy noteneniny sy anontaniany ary omeny valiny no resahany mifanohitra amin'iny.
15. rabingogilabanga
(
06/03/2008 20:40)
ny tena olana eto dia toa rapport ny magazine forbes no tena notaterin'ny tezitra, donc ny votoatiny na ny fond ny resaka tsy nojeren'ny responsable, fa dia mamafa hatrany no nataony. mampalahelo
16. Jeankely
(
07/03/2008 02:54)
Izaho miteny aminao Ra-bogosy mody bingo gila sy banga fa afaka mifanompa ary mifanala nify amin'ny totohondry ny rehetra saingy ny toerana Filoha hifandimbasana ary na tsy mifanaraka amin'ny tianao hatongavana ny ataony tsy tokony ompana izy. Efa miteny aho fa ilay voaompa tsy mamaky ity akory fa ilay fisainana hoe ny Filoha aza azo ompaina @ Internet hitan'izao tontolo izao koa azo ompaina imasombahoaka daholo izany na Pastora, na Mopera, na solombavambahoaka, na Dada na Mama. Izay fanimbana toetsaina izay no anekeko tanteraka ny famafana azy. Na ny ahy raha voafafa izay no hevitry ny mpitantana koa raha malahelo aho mitady sehatra hafa ary rehefa manaiky dia manaraka izay tokony ho izy.
17. rabingogilabanga
(
07/03/2008 16:11)
jkl:
tsy mifanaraka amin'ny tianao hatongavana ny ataony tsy tokony ompana izy.
Marina io, ary na prezida,na jeankely,na hery, na tezitra aza tsy tokony hompana satria ny ompa ratsy, ny fanompanao an'i tezitra dia lasa fandreseny satria miditra @ jeux-ny i toi. saingy ny homme d'Etat, homme public, dia lasa voaompa, na dia tsy tokony ho izay aza ny fandehany(jereo ny mahazo an'i bush, sarkozy,poutine,etc...)
ny anomezako tsiy an'i hery dia ny namafany an'ily rappor ny magazines forbes:
satria na nofafan'i hery aza dia efa fantatr'izao tontonlo izao iny rapport iny
ny famelana an'iny teto, dia mba nahafahana niaro-tena, dia mba azo nohamavainina hoe: mandalo ihany ny loto ao tana, na koa hoe:tsy ny faritr'i tana rehetra no maloto, na tsy gasikara rehetra no maloto
raha le hoe teny vahiny indray, dia toa rapport copié-collé izy iny, sa diso ve aho?
raha fahtahorana indray moa ny an'i hery, dia tsy omena tsiny izy, ny olona samy manana ny degré de courage-ny. saingy tokony hohazavainy
na izany na tsy izany, tsy tokony ho variana @ forme isika, fa ny fond no jerevo
tsy miobonkevitra @ tezitra aho fa raha marina io rapport io dia resin'ny Moroni(comores) anie isika e! gravy izany, ka tokony hasiantsika resaka, tsy asiana fanomezantsiny n'iza n'iza.
18. Jeankely
(
07/03/2008 16:38)
Soratra roa samy hafa voafafa no resahin-dRabogosy mody gila banga bingo. Ny farany no resahiko fa ilay iray tsy nalalinoko ary tsy tratrako fa vao nipetany dia lasa rano nga=))=))=)). ilay hitako mantsy efa sady novaliako no nandraisan'ny sasany anjara.
