Dihy watsa-watsa
1. pitoussy
(
05/03/2008 11:48)
Miarahaba,
Inona kay ny hira mety handihizana @ zany watsa-watsa (tsy haiko na izao no fanoratra azy :P) zany , d ohatraohatra ny ahoana ny fandihy @ zany . tena mbola tsy henoko mitsy io raha tsy vao izao :-D:-D
plizy mbo atovy sarisary eto oe na le oe jereo eto ze mahay
sotsa

novalian'i mirianah ny 07/03/2008 19:22
6. pitoussy
(
05/03/2008 15:12)
Mirianah, haingana njy mandihy raha mahay ho jereko fa tsy mimeme fotsiny :-D:-D:-D
xxx, thk ;)
xxx, thk ;)
7. ainaheri
(
05/03/2008 15:20)
Tô fandihizana tany @ faritra atsinana tany izy io ra tsy diso ny fieritreretako
9. mirianah
(
05/03/2008 15:25)
:-D zah mahay fa zah kosa tsy handihy irery eto kou :-D , ndao isika miara mandihy d ok ka :P :-D:-D.
marina io lazainy i ainaheri io satria toa tam androny kaiamba izy io rah mahatadidy tsara zah .
ndao handihy pitoussy aa :-D:-D:-D
marina io lazainy i ainaheri io satria toa tam androny kaiamba izy io rah mahatadidy tsara zah .
ndao handihy pitoussy aa :-D:-D:-D
10. pitoussy
(
06/03/2008 14:00)
:roll::roll:ary zah mbo efa avy nipetraka tany atsinanana ihany fa tsy nahay an'io, sa zah no taraiky :-D:-D:-D
Mirianah, ampenaro zah d ampiko njy mandihy e:wink:
Mirianah, ampenaro zah d ampiko njy mandihy e:wink:
12. mirianah
(
07/03/2008 19:22)
ojyy kou ty pitoussy e, nipetsaka tany de oe tsy mahay ono izy :-D:-D, humm tsy taraiky fa mba ahetseoo kely ny vatana :-P ndao aza fa tsy pb mintsy zany e, eo tsika mandihy eo alou , amzay mba falifaly koa e :P
izay ilay izy diamondra27.
izay ilay izy diamondra27.