ny janga

1. rajoelina ( 05/03/2008 12:52)
za mino fa misy tokoa lay naharY an'zao tontolo zao.

Fa tena tsy azoko sady tsy mazava amiko ny maha ratsy ny fijangajangana... kanefa porofon'ny fitiavana ihany io.

Misy afaka hanazava ny antony ve:?:

;-)

novalian'i fijo ny 12/03/2008 22:44
2. mirianah ( 05/03/2008 13:33)
ojyyyyy !!!8O porofom pitiavana ve :?: hein hein !!!
3. ni81 ( 05/03/2008 13:46)
Vakio ary ny baiboly dia hitanao ny valiny raha mino tokoa ianao e!
4. rajoelina ( 05/03/2008 14:00)
ni81:
Vakio ary ny baiboly dia hitanao ny valiny raha mino tokoa ianao e!


ao @ didi folo misy oe: Aza mijangajanga.

Fa ahoana no tsy azo mijangajanga:?:

;-)
5. mmmhh ( 05/03/2008 14:07)
Ny mijangajanga ne ry salmo tsy hoe ny fanaovana firaisana ara-nofo e, rah izany no izy tsy nanome tso-drano antsika Izy hoe "miteraha de mamenoa ny tany", dikan'zany de hoe manaova fôna, de miteraha be de be;
fa ny fijangajangana de dia ny tsy fanajanao ny olona miaraka aminao (vady) fampirafesana azy, @ fanaovana firaisana ara-nofo @ olon-kafa ankoatrany; reefa ny vadinao no safidinao dia hajao izy aza mitady olon-kafa hitadiavana fahafinaretana tsony, zay le fijangajangana amiko;:D
6. mirianah ( 05/03/2008 14:08)
fa inona no tena tianao ho fantatra kay , oe maninona no ratsy izany mijangajanga izany ve?
kristiana enao sa tsia ??
7. ikaretsaka ( 05/03/2008 14:30)
aza miodina sy mampirafy letsy ny dikan'ny hoe aza mijagajanga ry salmo raha tsy mahay teny gasy ialahy fa tsy heo aza manao firaisana ara nofo an
8. booboo ( 05/03/2008 15:30)
aiza ara Mandrindra zay klé ? :-w:-w:-w
9. rakapy ( 05/03/2008 17:08)
Ny fijangajangana dia tranga iray mpiseho eo @ fiaraha-monina. Ny hoe AZA MIJANGAJANGA amiko dia filazana FANERITERENA. Ka tokony hampalaina @ ny olona ny antony. Manaraka izany tokony ho fantarina koa ny antony hijangajangan'ilay olona. Dia eo no hitadiavana vaha olana.
10. ikaretsaka ( 05/03/2008 17:20)
amiko koa de ny fampianarana ny olona ny tena antony mampety na tsy mampety ilay zavatra no tsara atao, mba hahatonga azy hisaina sy conscient amin'ny ataony.... noho n'ny hoe aza atao izao nefa tsy fantatra antony hoe fa maninona ee


eo foana , araka ny fahitako azy no mipetraka ny olana ara-pinoana..

dia io no mahatonga le hoe mi fampi accuser eo nefa tsy hay akory ny antony.. maninona raha ilay antony aloha no jerena..

manompo sampy ve ny zao satria nahoana.. donc ahoana ny fanapahan-kevitra (ohatra) dia dia hazavaina eo.. fa tsy tonga de borkena toton'ondry bory fotsiny hoe zao rangahy an...
11. fijo ( 05/03/2008 21:39)
aoka kosa tsy hoadino,fa taloha anie ka mora ny manambady maro e.saingy nosakanana izany ,ka dia io fijangajangana io no vokany.
12. prime ( 11/03/2008 11:37)
Mitombina ilay fanontanian'ilay namana ao ambony ao hoe, mpino aloha ianao sa tsia, dia mino an'iza? dia izay vao azo valiana satria mety hanalava resaka ny famaliana izany amin'izao fotsiny...

Na amin'ny fivavahana maro misy aza dia samy hafa ny hamaritany avy ny atao hoe fijangajangàna... ny mahamety na tsia izany sns...
13. fijo ( 12/03/2008 22:44)
izay koa aloha marina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0454