Ny Safidy
1. pissoa
(
05/03/2008 12:22)
Na dia tsy manao Oyez Oyez na Allo Allo tahaka ny vola, na tapa-kazo sns aza ny safidy dia misisika tsikelikely (na efa manao dingan-dava mihitsy aza, lol) ho isan'ny mpandrebireby ny Kristianina amin'ny fanarahana an'i Kristy.
Eny, nomen'Andriamanitra safidy isika ! Na ny hino sy hanaraka Azy aza toa tsy misy faneriterena fa izay tia ihany no manaraka :) Fa tahaka izay rehetra nomen'Andriamanitra antsika ihany, ampiasaintsika tsara ve io safidy io ? Tsy efa tiantsika havadintsika karazana andriamanitra kely koa ve, ka rehefa tsy tazantsika izy (safidy) na heverintsika ho voatohina kely dia iny isika fa te hanangam-bovona ? Indraindray mantsy toa tsy misy fandinihana lalina izay mety ho fiatraikany, na izay mety ho lafy ratsy na tsaran'izany zavatra misy na zavatra atolotra akory, fa raha vao hoe voatohina kely ny safidy dia efa te hidrikina.
...
:-D:-D:-D
novalian'i fijo ny 14/03/2008 21:59
2. booboo
(
05/03/2008 12:44)
mba asio ohatra hoe raha mety fa mbola voky loatra ny kiboko zao dia tsy azoko tsara hoe inona no tian'i Pissoa tenenina :°). m'ci a
3. ikaretsaka
(
05/03/2008 14:28)
sao de tsy voky aza izany ry boobs fa raha hafa ny ao anaty veventre ao!:°)
le imposing koa jereo ihany ry pissoa an... safidy ve ny mi imposer? du genre hoe ity ny billet (ohatran'ny atsy ambadika atsy) nefa tsy hay hoe nahazo alalana tany @ Dadanay akory ve izy nivarotra io billet io sa ahoana?
betsaka kao manko ny stalkers amin'ity raha ity

5. yonikafopl
(
05/03/2008 15:34)
tena tsy misy azoko le resaka,za manko mora mahazo zay ihany rehefa mamerina mamaky impolo, nefa za kamo:(
6. pissoa
(
05/03/2008 16:47)
hi hi hi - ary ohatran'ny mazava be ny fahitako azy. Omena lanja be ilay "safidy" ka na tsara na ratsy vokany avy eo ... rehefa io no voatohintohina dia :twisted: !
Toa misy tontolo vaovao izany ka ny famaritana ny "mety sy tsy mety" (traduction kristianina : fahotana sa tsia) dia tsy araka ny mahaKristianina intsony, tsy hoe manaraka ny sitrapon'Andriamanitra ve sa tsia ... fa hivadika hoe "Nalalaka ve ny safidiny ?"
Raha niady hevitra isika ohatra Ny fanalan-jaza (Mety sa tsy Mety) dia miverimberina ny hoe "Safidy io fa tsy ianareo izay [adjectif qualificatif] no hiseho [...] !" Toy ny hoe rehefa izay no safidiny dia mety ilay izy.
Tahaka izany koa ny resaka famonoan-tena, ny mariazy (amboarina) sns.

7. pissoa
(
05/03/2008 16:48)
Ika : tsy nanaraka izany lohahevitra izany aho dia tsy afaka mamaly io tenin'i Ika io :-D:-D:-D
8. ikaretsaka
(
05/03/2008 17:05)
ny ahy io ry pissoa dia tsy raisiko @ zavatra imposena intsony.. raha ohatra hoe manala zaza izany dia izay amiko no tsy mety satria na tiana na tsy tiana dia efa nomena safidy ianareo ny hanao ilay zaza.. ny vy tsy mikotrana raha irery! mainka fa!
amiko koa fialana pas izany hoe ka violee e zaza tsy niryna e (nirina azafady:-D) nirina io matoa natao.. na par force aza.. raha olona misaina sy misafidy sy mandinika tsara dia mahalala ny consequences an'ny acts rehetra ataony!
Rehefa une fois cree dia tsy ianao intsony no tompony. indrindra hoe zava-manan'aina

9. piste
(
05/03/2008 19:47)
isan'ny culture ny monde post-moderne io fermeture sur soi io na ny individualisme. Hany ka tsy misy valeur universelle reconnue intsony fa tout est centré sur soi. Tsara na marina ny zavatra iray raha toa ka mety amiko.
Dia miverina @ filozofia sophisme taloha : " l'homme est la mesure de toute chose". Dikan-teny tsotsotra : miankina @ olona ny fahamarinan'ny zavatra rehetra.
Vokatr'izay, izay mahay mandresy lahatra manam-pahaizana, izay be sandry ihany no tompon'ny fahamarinana.

10. fijo
(
05/03/2008 21:43)
raha azoko izany dia manomboka miahiahy ny fahafahana misafidy i pissoa???????
amiko raha io no manomboka terena dia efa very ny maha olona.mitady hiverina tamin'ny andron'ny faha mpanjak asy ny papa ve?????aoka lahy.

11. pissoa
(
05/03/2008 21:52)
Fijo :
1 - Tsy mila Kristianina akory dia efa mahafantatra fa voafehin'ny fahafahan'ny hafa ny fahafahanao ! Endrika hisehoan'ny fahafahana ny fananana safidy. Tsy misy maha-olona very amin'izany, fa misy fanajana ny hafa fotsiny !
2 - Izaho tsy niteny hoe tokony ho terena ny olona ! Toa efa voasoratra ery ambony fa na Andriamanitra aza manome safidy ny tsirairay ... ary na hanisatsira Azy in-100000000000000 eto amin'ny forum aza i Fijo dia toa tsy mbola nosakanany !
3 - Fehiny : Raha azoko tsara dia tsy azonao ny teniko :-P:-D:-D:-D

13. pissoa
(
05/03/2008 22:02)
tsy hitanao angaha ireo olona mahazo eo ambony ireo ?! :-D:-D:-D
pissoa:
hi hi hi - ary ohatran'ny mazava be ny fahitako azy. Omena lanja be ilay "safidy" ka na tsara na ratsy vokany avy eo ... rehefa io no voatohintohina dia :twisted: !
Toa misy tontolo vaovao izany ka ny famaritana ny "mety sy tsy mety" (traduction kristianina : fahotana sa tsia) dia tsy araka ny mahaKristianina intsony, tsy hoe manaraka ny sitrapon'Andriamanitra ve sa tsia ... fa hivadika hoe "Nalalaka ve ny safidiny ?"
Raha niady hevitra isika ohatra Ny fanalan-jaza (Mety sa tsy Mety) dia miverimberina ny hoe "Safidy io fa tsy ianareo izay [adjectif qualificatif] no hiseho [...] !" Toy ny hoe rehefa izay no safidiny dia mety ilay izy.
Tahaka izany koa ny resaka famonoan-tena, ny mariazy (amboarina) sns.
15. pissoa
(
05/03/2008 22:09)
Leeeaaaaannnnnnnnaaaaaaaa
Mba mianara teny gasy ry fijo vao mitratreva amin'i Pissoa a ! Jereo ny soratrao eo ambony eo :
Asa raha azonao ny dikan'izany hoe tsy misy na tsia ... mahagaga nefa fa nosoratanao ilay izy !!!

fijo:
dia azavao ary ,fa toa tsy misy mahazo ilay izy izany.