Ny Safidy

41. ari.malala ( 10/03/2008 13:35)
ikaretsaka:

ny ahy io ry pissoa dia tsy raisiko @ zavatra imposena intsony.. raha ohatra hoe manala zaza izany dia izay amiko no tsy mety satria na tiana na tsy tiana dia efa nomena safidy ianareo ny hanao ilay zaza.. ny vy tsy mikotrana raha irery! mainka fa!

amiko koa fialana pas izany hoe ka violee e zaza tsy niryna e (nirina azafady:-D) nirina io matoa natao.. na par force aza.. raha olona misaina sy misafidy sy mandinika tsara dia mahalala ny consequences an'ny acts rehetra ataony!

Rehefa une fois cree dia tsy ianao intsony no tompony. indrindra hoe zava-manan'aina




andraso alou fa za ts dakory amin'ika eto! viol izany anie ry ika tsy sitrapon'ilay anankiray e! ilay vehivavy moa izany no tena voaresaka eto! ka atao aza sanatria hoe olona 3 b izao indray nibeda ilay vevavy, nentiny any @ toerana mangina lavitr'olona ary tsy misy mandre na hiantso vonjy toy ny inona aza! dia mbola nirian'ilay vevavy iany ve ny hitoe-jaza? nefa izy aza mba tsy fidiny azy ny natao an-terisetra! sanatria tsy miaro ny fanalana zaza aho akory, fa ilay filazanao hoe safidy no mahavariana ahy...
42. fijo ( 12/03/2008 22:49)
io ary nareo fa mikorontana an
43. Rasiligaoma ( 13/03/2008 06:22)
nanaiky kosa matoa namaha fe e..
raha tsy nanaiky nanao maritiry!
44. ari.malala ( 13/03/2008 08:35)
rasily, ahoana indray aza ianao amin'ireny olona maty sy vetavetaina ireny e! nanaiky koa? nareo koa toa mitady hanao toa ilay olona 1 bonré b zay ko:P
45. fijo ( 13/03/2008 22:53)
hi hi i tandremo izany ry zalahy an
46. ikaretsaka ( 14/03/2008 01:46)
rehefa ho faty ihany.. aleo maty mafy sligany :-D:-D:-D:-D
47. fijo ( 14/03/2008 21:59)
ka bandy efatra glady (1m sy 90sm ary 115kg)be no avy dia nibata ilay sipa 1m sy 10sm.de hanamasy silipo ahoana i kala kely????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0582