Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
mpindrana ( 28/02/2008 08:09)
SADY TIA NO TSY TIA
Misy tovovavy iray mifankahazo mifanerasera amiko ,rehefa eo akaikiny sy miresaka amiko izy dia hafa ny fitiavako azy ,fa tsy toy ireny fihaonana sy fiarahan'olon-droa ireny ,fa rehefa mieritreritra ... tohiny
novalian'i mirianah ny 05/03/2008 21:25
peugeot ( 28/02/2008 08:09)
TSARA VE OLONA KRISTIANINA?
ahoana ny hevitrao @ olona kristianina ,tsara ve izy ireny mihoatra ny slamo ?... tohiny
novalian'i fijo ny 05/03/2008 22:58
badboy ( 28/02/2008 07:46)
Ce pays d'une énorme richesse n'aura aucune peine à accélére
POLITIQUE DEVELOPPEMENT Benoît Girardin pour des règles claires Benoît Girardin n’en démord pas. Benoît Girardin, chargé d'affaires suisse, a livré ses points de vue sur la situati... tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/03/2008 16:42
Papoose ( 28/02/2008 06:35)
Ministera
Mahita @ vaovao foana za fa sahirana ny mpilalao gasy @ fandehanana @ comptetition internationale @ famatsiana ara-bola. ray zao le cas na equipe na boule dia manaraka ndray ty le equipe na box moa i... tohiny
Papoose ( 28/02/2008 06:22)
Fitsipika
tsy haiko na efa resaka efa nandeha tato na tsia, fa maninona kay ny nono no marary be rehefa alohan'ny ho tonga regles?... tohiny
novalian'i Papoose ny 16/03/2008 02:38
ravatorano ( 28/02/2008 06:08)
famangiana manjo !
Nohon'ny firaisana misy eo amin'ny namana serasera rehetra dia amin'ny alahelo lehibe no ilazako entona fa namoy ny anabaviny i glou_ izay tompon'andraikitra voalohany ny namana serasera dago noho iz... tohiny
novalian'i glou ny 05/03/2008 13:53
rakapy ( 28/02/2008 04:42)
Ry Kristianina! Hanaraka an'iza ianao raha toa...
Hanaraka an'iza ianao ry xana raha toa ka voaporofo ny fahamarinan'ny fikaroahana nataon'i James cameron sy Jackobovici Simcha momba ny taolam-balon'i Jesosy? Raha toa mantsy ka mitombona ny fikaroha... tohiny
novalian'i prime ny 11/03/2008 10:05
LazaDaddy ( 28/02/2008 03:08)
Solon'anarana
Veloo => Loveo Cutie => Cuite Ikaretsaka => Kaka re ti sa? Pissoa => Piss oa Fasaly => Lasa fy Ravakamalala => Lavaka ramala Rasiligaoma => Ra gila sima o! Rakapy => Paraky Ravatorano => Tava... tohiny
novalian'i Papoose ny 08/03/2008 23:37
LazaDaddy ( 28/02/2008 02:16)
Raha noana ny fanahy, mivezivezy ny vatana
Raha noana ny fanahy, mivezivezy ny vatana. Raha noana ny vatana, tsy voatery hivezivezy ny fanahy raha tsy naona. Sambatra iza mangetaheta fahamarinana :)... tohiny
LazaDaddy ( 28/02/2008 02:06)
volant ankavanana
tsaroako toa efa nanontany an'ito i Maika raha tsy diso aho...azo ampiasaina any Madagasikara ve ny fiarakodia raha toa ka eo ankavanana toy ny any Angleterre ny volant?... tohiny
novalian'i niry17 ny 15/07/2011 08:15
LazaDaddy ( 28/02/2008 02:00)
CCLI (Christian Copyright Licensing International)
Efa napetrako ity fanontaniana ity fahiny saingy tsy nahazoako valiny dia averiko sao misy mahay. Misy solotenany ve ny CCLI eto Madagasikara? Sa azo ampiasaina any Madagasikara ny "CCLI fees" naloa t... tohiny
LazaDaddy ( 28/02/2008 01:54)
fiaraha-miasa orin'asa sy oniversite
Inona ny misakana ny mpikaroka tsy hitady fiaraha-miasa @ ireo orinasa misy? Maninona no miandry famatsiana lava avy amin'ny fitondrana? - Hakamoana? - Tsy fahaizana mandresy lahatra ireo orinasa?... tohiny
novalian'i Jeankely ny 25/04/2008 21:37
LazaDaddy ( 28/02/2008 01:01)
ranomaso
raha mirotsaka ho azy ve ny ranomaso dia mety hoe malahelo an'i cutie? =))=))=))=))... tohiny
novalian'i cutie ny 07/03/2008 20:52
penina ( 27/02/2008 21:36)
inona kay ito?
[center][img]http://img406.imageshack.us/img406/1908/rova222yd4.jpg[/img][/center]... tohiny
novalian'i penina ny 07/03/2008 01:28
mitsuki ( 27/02/2008 21:01)
tempo gaigy
manaona daoli o! so dé mba misy mahafantatra anlé hirany tempo gaigy lasa tsy voafafa iny ato azafadi??... tohiny
Babouzy ( 27/02/2008 19:42)
Mba mangataka eh
mba mangatatka zay manana ny tonon-kiran'i BIG JIM DAH "Jaolahy mpiarakandro" ok merci d'avence eh... tohiny
kelly13 ( 27/02/2008 19:08)
marary lamosina
makaleo b, inn no azo atao?... tohiny
novalian'i om974 ny 05/12/2008 14:54
badboy ( 27/02/2008 18:46)
Masina maria = razambe?????
Mitovy lanja ve masina maria sy ny razambe satria : [list=1] [*] Refa mitady ny handefa hafatra any @ Zanahary de ny razambe no antsoina hampita ilay hafatra; [*] Refa mitady hampita hafatra any @... tohiny
novalian'i majesty ny 04/03/2008 05:41
angotiko ( 27/02/2008 17:13)
tsy tafiditra ao amin'ny tchat
miarahaba an'i hery tsy tafiditra ao amin'ny tchat ndray za io nanomboka omaly, d tsy haiko we inona ndray no antony d inona indray kou no atao, misaotra anao... tohiny
novalian'i ANARIM ny 03/03/2008 07:25
raboanavola ( 27/02/2008 16:40)
Tononkira
Mba mitady ny tononkiran'i Hantatiana ilay hoe "Paix" aho raha mba misy manana. Misaotra mialoha.... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8855