Accueil
Sujets
Inscription
Connexion
CCLI (Christian Copyright Licensing International)
1. LazaDaddy
( 28/02/2008 02:00)
Efa napetrako ity fanontaniana ity fahiny saingy tsy nahazoako valiny dia averiko sao misy mahay. Misy solotenany ve ny CCLI eto Madagasikara? Sa azo ampiasaina any Madagasikara ny "CCLI fees" naloa taty ivelany?
Répondre
1
Répondre
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0402