Masina maria = razambe?????

1. badboy ( 27/02/2008 18:46)
Mitovy lanja ve masina maria sy ny razambe satria :

  1. Refa mitady ny handefa hafatra any @ Zanahary de ny razambe no antsoina hampita ilay hafatra;
  2. Refa mitady hampita hafatra any @ A/tra dia masina maria no asena mitondra le hafatra


@ gasy nefa ny Zanahary (le créateur) dia A/tra ihany!:-/:-/:-/
novalian'i majesty ny 04/03/2008 05:41
2. cutie ( 27/02/2008 18:46)
:-D:-D:-D:-D:-D
3. cutie ( 27/02/2008 18:48)
aiza alou ny misy an'i maria @ zao fotoana zao :-D:-D:-D
4. ikaretsaka ( 27/02/2008 19:11)
dia misy koa raha mandefa zavatra @ zanahary de le boky diarin-janahary no antsoina .. sy averina ohatran'ny diska loaka!
de ahoana kao io?
5. pissoa ( 27/02/2008 21:03)
mila lanjaina :-D:-D:-D
6. ikaretsaka ( 27/02/2008 21:07)
mabesatra ihany iny le...
7. fijo ( 27/02/2008 21:32)
mety mitovy ireo amintsika mijery ety ivelany.(le tsy mpino)fa ny tena heviny ,izy manao azy no tena mahalala izay tena ao ampony amin'io fotoana io
8. pissoa ( 27/02/2008 21:41)
marina :-D:-D:-D
9. ikaretsaka ( 27/02/2008 21:45)
re marina:-D:-D:-D
10. fijo ( 27/02/2008 21:47)
fa aminay dia izay no hanehoanay azy.
11. ikaretsaka ( 27/02/2008 21:50)
fa ny mahagaga anie matetika de le mijery no :{:{:{ sy mivarahontsana noho ilay manao e:-P
12. fijo ( 27/02/2008 22:56)
izay le mijery te hiditra.fa raha mijery tena hoe liana mijery te ahalala fotsiny tsy itako izay olana hoe sampy ve sa tsia .
13. LazaDaddy ( 27/02/2008 23:00)
Masina maria = razambe?????
Eny
14. ikaretsaka ( 27/02/2008 23:15)
fijo:

izay le mijery te hiditra.fa raha mijery tena hoe liana mijery te ahalala fotsiny tsy itako izay olana hoe sampy ve sa tsia .


izay koa marina
15. LazaDaddy ( 27/02/2008 23:26)
Masina maria = razambe?????
LazaDaddy:
Eny
badboy> voavaly ny fanontanianao?
16. ikaretsaka ( 27/02/2008 23:36)
le fanontaniana tsy hay intsony ary ko

ity ve

Masina maria = razambe?????




sa ity?
Mitovy lanja ve ?





17. LazaDaddy ( 28/02/2008 04:27)
Masina maria = razambe?????
Eny
Mitovy lanja ve ?
tsy nolanjaiko fa izaho tsy mpilalao razambe
18. soanja ( 28/02/2008 04:57)
Tsy mahamenatra ahy ny hilaza fa MODELY eo amin'ny fiainako i Masina Maria. Ka na hilaza n'iza n'iza fa manompo sampy aho na manompo razan'olon-kafa na mirona amin'ny hevi-diso, dia tsy maninona satria satriko izany toy izay hiala aminy aho ka hanaraka ny fahalotoana rehetra izay tsapako fa tsy mahasolo ny fahadiovany sy ny hasoavany.

Vehivavy voafidy tao anatin'i maro i Masina Maria. Izy no kibo nifonosan'ilay Andriamanitra zanaka tonga teto an-tany. Izy no nahita sy nahalala ny hatsaran'ilay Mpamonjy. Izy no mariky ny fiononam-po sy fanetre-tena.

Raha tsy zava-dehibe aminao ireo voalazako eo ambony ireo dia hadinoy izy fa tsy natokana ho anao!

19. Rasiligaoma ( 28/02/2008 05:01)
torak'i soanja ny aty!

LD> tsy nanao experience akory ise (nandanja ohatra) koa lazain'ise fa mitovy?
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Basse_cour/thcl1g.gif[/IMG]
20. majesty ( 28/02/2008 07:16)
Ny razam-be amin'ny Malagasy mpandala ny fomba-ndrazana izay efa hita ny naharatsy azy dia inoany fa mpanelanelana eo aminy sy Atra = "Malagasy zay",Masina Maria amin'ny Katôlika dia inoany fa mpanelanelana eo aminy sy Atra = "Kristiana Katôlika zay",
Dia lanjao amin'zay raha mitovy:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0948