Masina maria = razambe?????
21. Fody
(
28/02/2008 13:56)
Soanja: Ok
majesty:
1 - Tsy ny zavatra rehetra nataon'ny Malagasy akory dia ratsy avokoa.
2 - Aza adino fa efa nanana fahalalana an'Andriamanitra ny Malagasy, saingy mbola nanjavozavo ny fahalalany azy. Izany hoe efa tao aminy Andriamanitra saingy mila fanampiana fotsiny izy hamohahany azy eo amin'ny fiainany andavan'andro.
3 - Mba halalalino ihany ny fomba malagasy fa mahamenatra be izato fomba fandinikao.
4 - I Masina Maria dia manampy ny olona tokoa ho any amin'i Jesoa, hanaiky an'i Jesoa. Fa hoy izy: "Ataovy izay rehetra lazainy anareo". Izy ilay nanaiky ka tonga nofo tao aminy ilay Zanak'Andriamanitra. Mbola mampianatra antsika hanaiky koa: "Ataovy izay rehetra lazainy anareo".
5 - I Masina Maria koa dia mitondra an'i Jesoa eo amintsika.
Misaotra anao!

23. badboy
(
29/02/2008 09:57)
Ny razatsika hendry .. sy lalim-pandinihana....
1 - Tsy ny zavatra rehetra nataon'ny Malagasy akory dia ratsy avokoa.
De mitovy lanja zany masina maria sy ny razambe satria mitovy ihany ny toerana hitotonan'ny hafatra voarainy!
24. soanja
(
29/02/2008 16:52)
Tsy voatery ka
Ny razambeko izao betsaka ny lesoka hitako vitandry zareo toy ny hoe fametrahana ny zaza manoloana ny vavahandim-balan'omby satria teraka alakaosy ny zazakely.
I Masina Maria nitaiza sy nikarakara ary nifofotra ny momba anjanany na dia fantany aza fa mety hisy hamono ny zanany any aoriana any satria Izay no sitrak'Andriamanitra.
Tsy mitovy ireo ny iray modely ny iray tsy modely amiko donko tsy mitovy lanja!

26. badboy
(
29/02/2008 19:46)
Ka le afatra ange no resahana fa tsy jerena hoe iza no modely na iza no tena mitaiza tsara (io ary tsy afaka ny hitovy satria ilay mpamonjy tsy nila notazaina : tsy nampianarina izy fa nahay ho azy): tonga ve le izy raha ny razambe no mampiampita sa tsy?? De tonga koa ve ra ampitondraina an'i masina maria??:roll::roll:
27. fijo
(
29/02/2008 22:00)
- I Masina Maria dia manampy ny olona tokoa ho any amin'i Jesoa, hanaiky an'i Jesoa. Fa hoy izy: "Ataovy izay rehetra lazainy anareo". Izy ilay nanaiky ka tonga nofo tao aminy ilay Zanak'Andriamanitra. Mbola mampianatra antsika hanaiky koa: "Ataovy izay rehetra lazainy anareo".
ie ka zanany kosa ve hoaratsiany?????sady amin'izay zazasary tsy hay izay tena dadany.

28. ikaretsaka
(
29/02/2008 22:41)
badboy:
Ka le afatra ange no resahana fa tsy jerena hoe iza no modely na iza no tena mitaiza tsara (io ary tsy afaka ny hitovy satria ilay mpamonjy tsy nila notazaina : tsy nampianarina izy fa nahay ho azy): tonga ve le izy raha ny razambe no mampiampita sa tsy?? De tonga koa ve ra ampitondraina an'i masina maria??:roll::roll:
izay no maha masina maria azy
29. soanja
(
01/03/2008 03:30)
Zah manokana aloha tsy mivavaka amin'ny Masina Maria velively fa kosa mihevitra azy ho toy ny modely tsara tokoa.
Ary vitako ny miresaka aminy raha te hifandray aminy aho. Mpitondra hafatra izy na tsia dia tsy nihevitra izany aho. Amiko ny modelim-piaina niainany no zava-dehibe amiko.
Azoko ampitoviana aminy ny fitiavako an'i Mere Theresa, Masimbavy Therese de L'enfant Jesus, Jeanne D'arc ohatra sy ny hafa maro nandalo teo anoloako ary isaorako Andriamanitra ny nisiany.

30. badboy
(
01/03/2008 10:38)
Zah manokana aloha tsy mivavaka amin'ny Masina Maria velively fa kosa mihevitra azy ho toy ny modely tsara tokoa.
Ka izy nofidiana fa tsy nifidy ny hitondra ny messie! Izany hoe efa hatrin'ny teraka no efa voafidy ary notsinjovin'ny anjely sy ny fanahy masina!
Ny razambe alohan'ny colonisation no nataon'ny gasy ho mpitondra ny hafany hiakatra ho any @ zanahary na A/tra! Samy modely ihany zany reo ve?
31. soanja
(
01/03/2008 15:55)
Raha tianao raisina ho mpitondra hafatra ireo dia azo atao tokoa izany. Ary raha izay dia mitovy. Fa ny hoe hitovy ny lanjany dia tsia tokoa no valiny.
Samy manana ny mahaizy azy ireo ary tsy afaka hitovy nefa tsy hifandrafy akory.

32. majesty
(
04/03/2008 05:41)
fody:
Tsy niteny aho hoe ratsy avokoa fa hoe,nisy ny fomban-drazana efa hita ny maha-ratsy azy ka tsy tokony ho atao intsony ary misy ny tsy hita izay maha-ratsy azy izay mbola tokony ho tohizana.
Tsy ny zavatra rehetra nataon'ny Malagasy akory dia ratsy avokoa.