Fitsipika

1. Papoose ( 28/02/2008 06:22)
tsy haiko na efa resaka efa nandeha tato na tsia, fa maninona kay ny nono no marary be rehefa alohan'ny ho tonga regles?
novalian'i Papoose ny 16/03/2008 02:38
2. tess ( 28/02/2008 07:19)
de niko ambany sy ny valahana ambany kounkou !:P
3. kelly13 ( 28/02/2008 09:54)
d ny lamosina kou :-P
4. ari.malala ( 28/02/2008 10:13)
resaka hormone hono, fa za moa izany efa marary foana isaky ny tonga fotoana nefa nisy niteny hoe refamiteraka d ts manin tsony, efa 2 iay ny zanako fa mbola marary vel iany za:-(
5. ainaheri ( 28/02/2008 10:20)
:-D:-D nenà ko marary fona nefa za tsisy cm:-D:-D:-D
6. tafita ( 28/02/2008 13:56)
arakaraka ny olona koa io ka , fa ny anah tsy de maninona aloha e....
7. ikaretsaka ( 28/02/2008 15:49)
tsy arakaraky ny toe-batan'olona tokoa ve io raha io e?
8. tess ( 28/02/2008 16:29)
da shy haiko raha arakakraka ny toe batana fa i ari.malala aza io toute fine izaho mafonja fa samy marary velona zany kou!:? resaka hormone kou lou no hahalalako azy e! efa nazavain'i dokotera ahy fa hadino teo lay izy:x
9. tess ( 28/02/2008 16:30)
zà tsinona natahotra ihany hoe sao mba signe de cancer izany de ozy hoe non non non!
resaka hormone ouz!
10. ikaretsaka ( 28/02/2008 16:52)
ny toe batana tiako lazaina tsy heo glomany sy pitsana fa hoe ny mahataty saoka sy ny tsy mahataty e...
11. ni81 ( 28/02/2008 17:26)
Ity no fanazavana hitako momba an'io. Fa indraindray na dia soutien mikasika eo aza dia tena mila tsy ho tanty mihitsy an!
http://www.medisite.fr/medisite/Les-douleurs-de-seins-ou.html

12. booboo ( 28/02/2008 17:30)
hormones aby mahatonga an'zany fa tsy hoe mahatanty saoka na tsia ...

hihihi hita mitsy Ikaretsaka hoe tsy vhv :°)
13. ikaretsaka ( 28/02/2008 17:37)
za tsy vehivavy raboobs fa mino aho tsy misy mahadiso ny fanoto ngamba ny lIana amin'ny manjo ny laona an!:-D:-D:-D
mahatsara ny toto vary aby izany she okory?:-D:-D:-P:wink:

fa le hormones: misy zany kely be hormones de misy be kely hormones?
14. kallie ( 28/02/2008 17:56)
:-D nénà ny nono ts manin fa ny valahana, dray, mila hitomany mintry, miolakolana... d ra valahana sy kibo ve d mbola hormone ihany
15. ikaretsaka ( 28/02/2008 18:11)
fa eritreritra sendra mandalo ity an..
sao tokoa de arakaraky ny habean'ilay nono koa no mamparary na tsia azy?
16. Veloo ( 28/02/2008 18:28)
ainaheri [ Valio ] 28-02-2008 11:20:54
Lohateny : Re : Fitsipika
nenà ko marary fona nefa za tsisy cm


ahona ary ela no miditra ato kle :-D:-D:-D:-D

mahereza mihinana zavatra misy (fer) fa afaka io hihihih
17. penina ( 28/02/2008 18:35)
papoose:
tsy haiko na efa resaka efa nandeha tato na tsia, fa maninona kay ny nono no marary be rehefa alohan'ny ho tonga regles?


izaho mahay manotra
18. penina ( 28/02/2008 18:35)
tess:
de niko ambany sy ny valahana ambany kounkou!:P


Dia izaho koa mahay manotra
19. penina ( 28/02/2008 18:36)
kelly13:
d ny lamosina kou :-P


dia io koa haiko manotra :°)
20. tess ( 28/02/2008 18:52)
an han ! mahay manotra izay aleha rehetra izany:°) manza be izany! :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2007