Fitsipika
21. ainaheri
(
28/02/2008 18:55)
veloo:
ahona ary ela no miditra ato kle
D aona fotsiny zany hihihi
io aza io ambony misy mpanotra kalazalà klé:-D:-D:-D
23. Papoose
(
28/02/2008 23:11)
tena mandreraka be fa mitambatra daholo ny aretim-batana, ny kibo azo ihinana fanafody ihany, fa le valahana mampite hanapaka ny vatana mihitsy
dia le nono koa kitihina maharary tsy kitihina marary!:snif::lol:
fa ny nono v azo orina?
dia le nono koa kitihina maharary tsy kitihina marary!:snif::lol:
fa ny nono v azo orina?
25. Veloo
(
29/02/2008 01:14)
fa ny nono v azo orina?
io no tena zavatra tian';ny sipa/vadin-njy atao knou hihihih:-D:-D:-D
26. Papoose
(
29/02/2008 02:38)
veloo, tsy le orina lalaovina fa le orina hoe marary dia orina ka! ohatran'ny hoe manotra lamosina fa marary
le vady aza mbola hitadiavana club de selibany ko:-D
le vady aza mbola hitadiavana club de selibany ko:-D
28. tess
(
29/02/2008 06:40)
ny ahy njay ny lamosina ambany ambony rehetsa manikrikiry mampi kizitina be mitsy :x
ny ahy no ataoko refa tsy misy mpanotra dia maka anlay ball de tennis ireny aho de ataoko ambany lamosina dia mitsilany am tany aho de avelako hikorisarisa miaraka am mouvement eo lay ball de alefa any am marary fa hummmm ihany aloha e! soulagée ihany na hankinina am rindrina de meme mouvement:cry: lay kiné aty otran'ny manfosafo fotsiny izany malemy tanana be!

29. ari.malala
(
29/02/2008 07:46)
nenà ndray ny kibono tena ts zakako:snif: tena mila hahatorana mitns! d nen'ny oul mba ny 1er sy ny 2è jour no ts zaka fa nenà efa 3è jour zao androany fa mboal mila hahafaty iany:cry:
30. Papoose
(
29/02/2008 08:04)
ny ahy 1er zoro no tena ts laitra,
kallie, koa na tsy orina aza ny an'ny sasany efa adoladolantseto foana koa!! sady raha orina mety ho lasa muscle le tavy:-D
kallie, koa na tsy orina aza ny an'ny sasany efa adoladolantseto foana koa!! sady raha orina mety ho lasa muscle le tavy:-D
31. ari.malala
(
29/02/2008 11:34)
nenà marina ndeha hataoko orina sod mb amiangeda iany:-D:-D:-D:-D:-D:-D
38. ikaretsaka
(
01/03/2008 16:12)
kallie> raha azo afindrafindra tokoa manko io hoe ny mahihy te hatavy de ny matax te hahihy io an
39. kallie
(
01/03/2008 16:55)
:-D tsy mety faly razanakolombelona :-D
fa nénà tiko reo ka...
ô ry Ari a, ao ampefiloha zao hono misy fanabehazana nono, asa aôna zany ...
fa nénà tiko reo ka...
ô ry Ari a, ao ampefiloha zao hono misy fanabehazana nono, asa aôna zany ...
40. Papoose
(
02/03/2008 10:15)
kallie, mahamenatsa be fa na vatony aza tsisy akoriny:-D
tokony afamadika mints ny kiboko sy ny nonoko! ny tokony ho fisaka tsy fisaka! ny tokony hibontsina tsy mibontsina!:-D
tokony afamadika mints ny kiboko sy ny nonoko! ny tokony ho fisaka tsy fisaka! ny tokony hibontsina tsy mibontsina!:-D