Fitsipika

41. kallie ( 03/03/2008 07:16)
:-D:-D:-D:-D:-D ntsôôôô, ndry ty mahita tenenina mintsy, ary ra andramana manao tsingolobatita d miakatrakatra lé kibo? na manao poirier mo lé mitsingoloka reny :-D
42. Papoose ( 03/03/2008 12:08)
:-D ka tsy haharitra raha vao tsingolibatita fa rehefa reraka de miverina @ laoniny ihany
fa tsy maintsy ho sheshefako plastika resiklE ihany angamba:-D
43. ikaretsaka ( 04/03/2008 00:57)
tess:

ny ahy njay ny lamosina ambany ambony rehetsa manikrikiry mampi kizitina be mitsy :x
ny ahy no ataoko refa tsy misy mpanotra dia maka anlay ball de tennis ireny aho de ataoko ambany lamosina dia mitsilany am tany aho de avelako hikorisarisa miaraka am mouvement eo lay ball de alefa any am marary fa hummmm ihany aloha e! soulagée ihany na hankinina am rindrina de meme mouvement:cry: lay kiné aty otran'ny manfosafo fotsiny izany malemy tanana be!


ny ahy aza boule de petanque mihitsy no ataoko...
44. Papoose ( 04/03/2008 04:43)
tsary zaka zany datoa a!
45. kiadi ( 07/03/2008 08:15)
t@ zah mbola nanambady de refa zone rouge rafotsy de zah no manotra tena ! =))=))=))=))
vazivazy io an!
46. kallie ( 07/03/2008 14:46)
partie aiza alo ny orin'i Kiady zany, lamosina no resaka eto
47. kiadi ( 07/03/2008 16:25)
ka efa oe manotra tena ko!!! =))=))=))
48. Papoose ( 10/03/2008 11:23)
:-D de zao zany lasa manotra in sisa?:-D
49. ari.malala ( 10/03/2008 11:39)
manotra an'iza tsara hoe i trimobe?=))=))=))
50. kiadi ( 10/03/2008 17:05)
kallie:

partie aiza alo ny orin'i Kiady zany, lamosina no resaka eto



avy aty de hatoroko :-D:-D:-D
51. kiadi ( 10/03/2008 17:07)
ari.malala:

manotra an'iza tsara hoe i trimobe?=))=))=))



resak'oldehibe zany ry ari bota an!
52. ari.malala ( 11/03/2008 09:28)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-Diza mitns tsika s'enao no bota e! =))=))za nga zazakely mou?:-P
53. Papoose ( 11/03/2008 19:24)
mifanotra mihitsy zao no metyaminareo de samy mahita:-D:°)
54. kiadi ( 11/03/2008 21:08)
tairo fa zah mahay manotsa eh!
55. Papoose ( 16/03/2008 02:38)
ehehehehe!! tsara be le initiava,
o ri ari a!otsaotsa party hono ao @ dosy e!:^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0834