volant ankavanana

1. LazaDaddy ( 28/02/2008 02:06)
tsaroako toa efa nanontany an'ito i Maika raha tsy diso aho...azo ampiasaina any Madagasikara ve ny fiarakodia raha toa ka eo ankavanana toy ny any Angleterre ny volant?
novalian'i niry17 ny 15/07/2011 08:15
2. LazaDaddy ( 28/02/2008 02:08)
tsy i Maika fa i Tojo e :)
3. Veloo ( 03/03/2008 21:19)
tsy mety lety a
ao Maurice ihany ho azo atao zany. Asa na tonga ihany iretsy taxi avy any Maurice oe alefa any Dago????
Tsy maintsy ovaina daholo ndray ny systeme rehetra raha izany ko
ilay izy aloha tsy manome mihitsy e
4. Rasiligaoma ( 07/03/2008 05:08)
tsy ho amboarin'ny gasy ho lasa double pedales sy double volants ve izany rehefa tonga any e.
atao ohatran'ny auto ecole
5. AINA77 ( 07/03/2008 15:21)
azo ampiasaina tsara aty madagasikara lety ny fiara eo ankavanana ny volant ah
6. niry17 ( 15/07/2011 08:15)
betsaka ny mampiasa volant ankavanana,fa raha ny tena lalana tsy tokony azo ampiasaina,sady ialana ny loza koa ange tsy ampiasana azy aty e, misy efa maty hanina ny manova izany aty dago
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5439