tsaroako toa efa nanontany an'ito i Maika raha tsy diso aho...azo ampiasaina any Madagasikara ve ny fiarakodia raha toa ka eo ankavanana toy ny any Angleterre ny volant?
tsy mety lety a
ao Maurice ihany ho azo atao zany. Asa na tonga ihany iretsy taxi avy any Maurice oe alefa any Dago????
Tsy maintsy ovaina daholo ndray ny systeme rehetra raha izany ko
ilay izy aloha tsy manome mihitsy e
betsaka ny mampiasa volant ankavanana,fa raha ny tena lalana tsy tokony azo ampiasaina,sady ialana ny loza koa ange tsy ampiasana azy aty e, misy efa maty hanina ny manova izany aty dago