champion ligue ''adios real madrid''

1. rajoelina ( 06/03/2008 00:33)
aiza ary i ronaldo09:?::lol:=))

;-)
2. ikaretsaka ( 06/03/2008 00:45)
nenareo mitsam koa rehefa tsy fotsy de mena symanga mitsoriadriaka an
3. Mandefitra ( 06/03/2008 05:12)
Mamangy @ fahoriana mr Ronaldo a ... hehehe
na lyon, na real, na milan samy nanjavona avolkoa ... mbola tsy miova ny manao finale amiko fa barca # arsenal ...
4. ravatorano ( 06/03/2008 09:48)
mandefitra < za less manahy fa hanjavona koa io barca io kle !
fa i arsenal aloha atokisako e =D=D=D
5. rajoelina ( 06/03/2008 09:58)
RAVATORANO


;-)
6. Ralay ( 06/03/2008 10:14)
Sao dia hitomany eo ise ry rajoelina fa aza mbola misioka aloha raha tsy mivoaka ny ala e :lol:. Arabaina aloha ise na izany aza fa tafakatraka @ dingana manaraka ny FCB. :lol:
Ny mandresy tsy hobina moa ny resy tsy ankoraina fa izay no atao hoe lalao.
7. ikaretsaka ( 06/03/2008 10:29)
inona daholo aloha izany resahin'i lisany izany??
nenay tena football americain no hainay kle..
ireto toa tsy manao casques
8. ronaldo09 ( 07/03/2008 09:48)
Za leity tsy malahelo raha raraka ny mpanjakan'i Eoropa eo amin'ny sehatra baolina kitra satria mpilalao 10 be izao no tsy nilalao ka eo ialahy no be resaka sy mandihy tsy afa-tavony!!! I Asley Sneijder aloha tsy tao ,i Robben koa torak'izany ,i Sergio Ramos tsy ho lazaiko intsony,ary i Van Nistelroy koa tsy nilalao ,ary azon'ialahy antsaina ve fa nilalao 10 ange ny mpanjakan'i Barcelona (Real) zay vao resy e!ary i Salgado koa voatery nivoaka izy sy Diarra noho ny ratra nahazo azy ireo ka ny ekipa B ny Real no nanao fa tsy ny tena real izay nandresy an'i Barca tao amin'ny taniny ny 23 desambra teo!!!Za aloha de efa nahafantatra mialoha fa ho resy ny ekipanay noho ireo mpilalao andry ao aminay tsy nilalao !
ary vaovao mahafaly fa maratra indray i Messi=))=))=))=))=))=))=)) ,ary ho faty i Eto'o sy Henry lohan'akanga:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
9. naughtyboy ( 08/03/2008 12:13)
marina zany mandefitra a=D:-D:-D
t@ androny zidane sy figo,ronaldo ihany no masaka galactico fa @ zao imezany barca fotsiny sisa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.8148