kilalao japonais

1. melody ( 05/03/2008 18:21)
ary ahona indray ity ry zalahy a, jereo hatramin'ny farany fa ilay farany no tena mahatsikaiky!
http://www.youtube.com/watch?v=YOfZPZJHnKg
novalian'i rapala ny 20/03/2008 11:31
2. ratonga ( 05/03/2008 20:39)
=))=))
lé klipy manara ko no loza fa tena mazô mintsy reo kelimaso reo kty http://www.youtube.com/watch?v=6g8OPvSfB2Y&feature=related
3. melody ( 07/03/2008 22:05)
mahay mihintsy zareo ka! sady mampimé daholo izay ataony rhetra @ fampilalaovana:-D:-D
4. nandrianina1 ( 18/03/2008 02:58)
=))=))=))=))
tena lebe le japoné vo misary adala marina a!:-D:-D
5. rapala ( 18/03/2008 14:05)
eny tokoa wa :-D:-D:-D:-D
6. melody ( 19/03/2008 14:06)
nandrianina1: misary adala zareo satria tsy manana complex izany, manala azy, miala voly.... tsy hitantsika mahafinaritra ve izany aloha e?
7. nandrianina1 ( 20/03/2008 01:13)
ka le olon-dehibe manao zazakely mints ane no mahalatsaka e! ts fahita le izy de otran mampite hanao kou!:-D:-D:-D
8. rapala ( 20/03/2008 11:31)
isika malagasy tô tsy ahavita toandry zareo koa, mety ahavita isika raha tsisy camera!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2167