Tsy mahay dmila vonjy re!!!!

1. miarilala ( 05/03/2008 17:12)
Salama daôle eh!

Misy ordi cousineko tsy mety mi affiché écran, marihina fa efa tranainy ny ordy fa PII reny za mba antenainy nefa za koa tsy mahay! izao nahazo azy voalohany raha vao velomina d tsy activé ny clavier sy ny souri fa tonga d mijanona @ W2000 eo d novonoindreo d avy eo izy encour d démarrage iny notsindriny hono ny F2 d niaffiché zvt mainty² d activé kely ny clavie d ni quité ono izy d tonga d tsy naita écran ntsony
Misaotra mialoha
novalian'i xxx ny 18/03/2008 13:48
2. wooda ( 05/03/2008 22:55)
Raha tsy ny Barette de memoire no voa amin'izany dia mety ilay Processeur no efa maty.

Andramo soloy daholo hoe ireo raha mahita ianao.
3. miarilala ( 07/03/2008 18:20)
misaotra betsaka t@ torohevitra ry wooda fa mbola ho propozena aminy zany d ho ita eo ny fandehany
4. xxx ( 18/03/2008 13:48)
raha izaho no eo amin'ny placenareo soloina daholo ny carte mere, sy ny processeur ary ram,boitier sy lecteur ary alimentation sisa tazonina,raha ny hanolo ihany aleo soloina daholo amzay mahazo P4 na P3 farafaharatsiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3548