fanirian-Rakaroka
1. rakaroka
(
05/03/2008 16:54)
Te hiantso ny samy hafa finoana mba hampanjary eo amin'ny fiainana ny "Fandriam-pahalemana"; ny "fahamarinana" manoloana ny habibiana herisetra, fitomboan'ny vonoan'olona etsy sy eroa; ny fitsitongilanam-piainana mahatonga ny maro mirepirepy na kivy na mivarilavo na lasa manao izay tsy fanao.
Misaotra ireo hikatsaka; hihevitra ; hisaina izany ambonin'ny vavaka ataony!:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*

novalian'i Rasiligaoma ny 24/03/2008 05:40
2. ikaretsaka
(
05/03/2008 17:07)
vavaka sy actes am-pisainana fa tsy vavabava-pahatany e!
"tsy fahafahana mivoana any anivon-danitra any fa santarina eto an-tany hampiadana ny olona rehetra" HOy ilay hira izay

3. rakapy
(
05/03/2008 17:18)
Tsy misy maha ratsy ny mivavaka fa raha vavaka tsy misy action dia aleo tsy mivavaka fa mandany andro. Ny tiako hanampiana io sujet-n'i Rakaroka io dia ity. Maro ny zavatra tsy mazava @ olombelona @ izao fotoana izao.Izay mitarika argument matetika. Ka tokony anjaran'ny ts1-1 no mihezaka manazava ny heviny sy ny zavatra ataony eo @ mpiara-belona. Izany anefa tsy vita mora raha mbola maro ny bado(tsy ampy education).
4. ikaretsaka
(
05/03/2008 17:25)
izay!
ny ahy ny principe-ko dia ny fanazavana hatrany ny heo fa maninona no manao izao no mahaliana kokoa
nohon'ny hoe "ataovy izao satria izay fotsiny"!

5. rakapy
(
05/03/2008 17:36)
Izay! rehefa mazava anie ny zavatra iray dia tsy hiisy hiady @ nao eo e!
6. rijadolly
(
05/03/2008 18:04)
rakaroka:mahafinaritra mihitsy ny hevitry se miombon-kevitra tanteraka amin'sé aho
Te hiantso ny samy hafa finoana mba hampanjary eo amin'ny fiainana ny "Fandriam-pahalemana"; ny "fahamarinana" manoloana ny habibiana herisetra, fitomboan'ny vonoan'olona etsy sy eroa; ny fitsitongilanam-piainana mahatonga ny maro mirepirepy na kivy na mivarilavo na lasa manao izay tsy fanao.
Misaotra ireo hikatsaka; hihevitra ; hisaina izany ambonin'ny vavaka ataony!:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
Ny zavatra mahagaga ahy nefa dia efa samy manao io ady io avokoa ny finoana samy hafa eto amintsika,fitaizana zaza sahirana sy kamboty oh.Ny fiangonana samihafa koa tsy minjery fotsiny amin'Fanabeazana samihafa.Ny fikambanana anatiny efa mivoaka ao am-piangonana mihitsy.
Inona tokoa ny tokony atao e!Ny mivavaka aloha tsy azo esorina,ny fanampiny sisa andrasatsika.
7. ikaretsaka
(
05/03/2008 18:08)
di efa nolazaina io rty RD an..
Rara misy zavatra iray atao na ilaina fantatra ny momba azy dia
azavao hoe fa maninona no manao izao aloha izay vao manao hoe ataovy izao..
fa tsy heo ataovy izao satria izay fotsiny

8. rakaroka
(
05/03/2008 18:19)
'zaho io Be tao Andrefan'Ambohijanahary.Vao am-polo taona mahery kely aho no lasa aty.
Fony aho mbola tany: nandry fahalemana ny tanàna. Nisy fotoan'andro nifadimby nisy niambina ny tanàna tamin'izany, indray mandeha nisy mpanendaka izay tao an-tanàna fa nifandrombahan'ny mponina norahonana saika atao anaty vatam-paty. Dia nisy namako lhl nanatitra ahy izay satria nijery fety tao @ CCAC aho, dia voa-compagner hatreo am-pidirana ny tanàna ka hatrany an-tranoko aho tamin'izay sendra tratra hariva.
Je vous assure : "impeccable" anefa tamin'izany aza.
Izao...nisy namana tato: i Sera...nisy namono, dia toa maro koa hono ny vonoan'olona any amin'ny tanàna:cry::cry:8O:oops::roll::roll:.
Dia heverinareo hi-croise mes bras ve aho?...Na hoe toro-hevitra resadresaka sns aza...'ndrao mba misy hahasoa!!

9. rakaroka
(
05/03/2008 18:23)
Misy hetsika tohanako izay aty satria mahatsapa rizareo fa:
"Sans partage, il ne peut y avoir de Justice,
sans Justice, il n'y peut y avoir de Paix,
et sans Paix, il n'y a pas d'Avenir".
Dia taomina ireo tokony hizara mba hihevitra sy hitsimbina ny hafa.

10. rijadolly
(
05/03/2008 18:35)
rakaroka:
Misaotra ireo hikatsaka; hihevitra ; hisaina izany ambonin'ny vavaka ataony!
ika:aiza ilay zavatra atao é!
vavaka sy actes am-pisainana fa tsy vavabava-pahatany e!
"tsy fahafahana mivoana any anivon-danitra any fa santarina eto an-tany hampiadana ny olona rehetra" HOy ilay hira izay
izay!
ny ahy ny principe-ko dia ny fanazavana hatrany ny heo fa maninona no manao izao no mahaliana kokoa
nohon'ny hoe "ataovy izao satria izay fotsiny"!
rijadolly:
efa samy manao io ady io avokoa ny finoana samy hafa eto amintsika,fitaizana zaza sahirana sy kamboty oh.Ny fiangonana samihafa koa tsy minjery fotsiny amin'Fanabeazana samihafa.Ny fikambanana anatiny efa mivoaka ao am-piangonana mihitsy.
11. fijo
(
05/03/2008 21:35)
tsara ilay hevitra,fa ny maika izao dia ny fiainan'ny olona.marina fa nilamina taloha,satria niadana "kokoa" ny olona.ary raha mbola mitohy io fijaliana io ,di ahitohy foana io habibiana io
13. fijo
(
05/03/2008 22:23)
aza hadino,fa io habibiana io anie izao ka efa hatraty koa no ahitana azy e.ary izany dia vokatry ny fiainana daholo.
14. majesty
(
06/03/2008 06:24)
ka zao ange rakaroka e,i dadabenay zao nitantara fa fahiny hono tsy mbola nisy karazam-pinoana be tahak'izao fa ny mpanaraka ny fomban-drazana no betsaka kanefa dia nandry fahalemana ny tanana,ka sao dia tsy vahaolana io hevitr'isé io.Ary anisan'ny nampianarina izahay fony teny ambony dabilio fa ny fahendrena Malagasy dia ny hoe "aleo very tsikalakalam-bola toy izay very tsikalakalam-pihavanana"fa ankehitriny efa tsy io intsony fa hoe "aleo very tsikalakalam-pihavanana toy izay very tsikalakalam-bola" .
15. rakaroka
(
06/03/2008 07:15)
Ny atahorako amin'ity tsiilakalam-bola Bbe loatra ity,
ka ny ihafarany, rehefa mamofona vola ianao anefa tsy manana ny hafa tondé avy izy hamono handroba anao.Sady dé ho "tranquille va re ny saina hoe: ianao manam-be eo anivon'ny tsy misy harapaka snd:roll::?:8O8O8O . Mety atao be 'ngamba ny polisy 'nefa raha poretin'ny tsy fisiana ny olona:oops::oops::oops:dia polisy betsaka no vahaolana:roll::?::roll:8O8O8O8O

16. rakaroka
(
06/03/2008 07:31)
Hoy rijadoll: efa mba samy manao:tsara izany fa
"'ngamba tsy ampy ilay ezaka" na misy ajustement tokony heverina matoa mbola midradradradra sy mikaikaiky amin'ny hasarotam-piainana ny maro.marina ny tenin'i Fijo hoe noho ny fiainana.
Voadiniko ohatra saiky sakafom-panahy no aelin'ny mpino ankehitriny, ary zary tsinotsiniavina ny nofo. Jesoa toa nitsimbina ny olona ihany hatramin'ny fiheverana hoe "noana ireo olona ireo" ary nikatsaka sakafo ho an'ny vatany koa.
Sao dia mba fihevitra tsy ary mbola natao loatra aza
izany ohatra. Tokony heverina ohatra.
Ny "blem" iray ny vary. Fa maninona kay raha mi-enviseage hoe katsaka indray no atao foto-tsakafo ohatra?...Tsapako nihomehezan'ireo zatra hoe "vary ihany ny anay malagasy" fotsiny izany fony naroso ny hevitra, mbamin-dRadidy fony nampatsiahy ilay "cocombre de mer "izy.
Ny vary anie sarotra hariana raha ny marina e. Tsy tahaka ny katsaka. Ary rizareo Kenyana, sy ny any atsimo taoko io no tena sakafony fa : matanjaka tsara e. Donk mba soson-kevitra amin'ny ady amin'ny hanohanana ny ahy io.

17. rakaroka
(
06/03/2008 07:56)
Dia ny tsapako koa: mizotra am samby mandeha samby mitady ny fianantsika: Izay mahita hohanina sy mbola afa-miahy ny fiaiany dia =D=D=D bravo! ary ireo tsy izany toa langilangy hoe: miasa sy "Débrouillez-nous!" no sahaza tsy misy tloram-potsiny sns...ny hatsembohan'ny tavana o no ihinananao. Dia zary tsy ao intsony ilay "ésprit" mba miantra ny hafa.Raha ny marina
tokony misy "assistante sociale" mbô hidodododon'ny olona amin'ny blem-ny eny ho eny, tsy hahatongavany am hoe "raha maty aho matesa rahavana. Sady mety manja kokoa ny fianana raha mba nisy tanana hafa afaka nanampy, sy sofina hafa afaka nihaino sy nanoina ny hafa fa tsy hoe "mahavita tena tokoa dia novitaina t izay lé fianana. Mbô nô nisy "ordi"-mifampiresaka hifanasoavana hanatsarana ny fiainana
:-P:-D:-D:lol:

19. prime
(
07/03/2008 11:24)
Ny vahaolana tsara indrindra dia ny famitranam-pihavanana amin'Andriamanitra indray... manomboka amin'ny tena sy ny ankohonana ary ny fianakaviana ary miitatra hatramin'ny manodidina sy ny firenena mihitsy...