fanirian-Rakaroka

61. prime ( 14/03/2008 12:40)
yonika> araho tsara anie e!???
62. rakaroka ( 14/03/2008 16:52)
[quote=prime]
Tsy ho tanteraka ny fanirian-drakaroka
.8O:-P:-D. Dia tahaka ity foana ilay "mentalité" antsoiko hoe "pessimiste" sy ilay mi-proteste irony foana.Si tu savais hoe faritra maro nisiako ary maro ireo nanaovana "méditation" tsy nila na mpitandro filaminana iray aza fa dia nizotra tampilaminana avokoa ny rehetra. Impossible mais vrai....Tsiahy ity, fony rizareo Anglisy nanafika an'i Inde tamin'ny fiadiana "non violence" anie no nasetry izany.
Izao anefa miankina amin'ireo iharany ny fiainana. Il faut être conscient et mandray andraikitra.
satria na izy aza tsy resy lahatry ny ambarany akory...

Fantatro izay ambarako sy inoako ka :wink:, ary fantatro koa ny tsy inoako8O

mbola variana mitodika an-kavia sy an-kavanana mijery ny kileman'ny hafa...:)

Asa aloha izay tena mpanakiana ny hafa eto e :roll:8O:wink:Ary raha nanakiana aza aho , tsy nanao izany fahatany mihitsy fa dans le sens "constructive" hanatsaram-piainana.sady tsy nanjeny andro lava tahaka ireo nanakiana ny hafa araka ny voalaza eto aho 'zafady indrindra, diso repère 'ngamba i Prime satria tsy izaho mihitsy no nanenjika ny slamo, sy ny maro hafa fa toa 'nareo, indrindra anie e8O8O8O:roll: dia toa izaho indray no
ambaranao ho izany. taoko na kristiana na tsia nisitomako lesona avokoa , dia où est le "blem"?:roll::?:8O



63. rakaroka ( 14/03/2008 17:10)
Ny teny tiako ambara fotsiny dia tsotra ; Isika izay miatrika ny fiainana no antsoina koa hoe "tompony";
arakaraka antsika io. Raha heverintsika sy katsahina tokoa ny zavatra iray dia hanana "sens de réalisation" izany zavatra izany. Rehefa tsy heverina kosa,dia hikororosy ny fisiany. . Heu....
Nisy resaka nataoko teo ambony hoe; nisy rindran-damina natao dia nety sy nandaitra izany. Ary tsy hita izay maharatsy azy satria nandamina ny fiainan'ny rehetra et c'est dans l'interêt de tout le monde. Hatramin'ireo slamo toa lian'ady aza dia nahatsapana fa nikatsaka "Paix" koa ny maro tamin-drizareo. Ry Amma atsy Inde nahatsikaritra fa mijaly ny tany manontolo, niezaka nanao "construction" etsy sy eroa hifampitsinjovana.I Pedro hafa firenena fa tonga nitondra izay ho afany. Izaho tsy mialangalana tahaka ny hiheveran'i Prime azy loatra matoa tsy mandry andro, alina, ary nanketsy nankaroa niara-nihevitra ny hampanjariana izany...
Dia rehefa mitodika amin'ireo mpino kristiana mafana fo sy manana ny "Tsitohany tsy misy toa izany, ara-pitoriana. Hay va re tsy araka ny finoan-drizareo loatra koa angamba ny faniriako eto?...na hihevitra fa tsy manana andraikitra izany rizareo?...
64. prime ( 17/03/2008 12:06)
rakaroka:
Dia tahaka ity foana ilay "mentalité" antsoiko hoe "pessimiste" sy ilay mi-proteste irony foana.
Ka raha mbola lany andro hitsikera sy hitsara ny hafa toa izao ianao dia mazava ho azy fa tsy ho toa ny fanirianao satria ireo olona tsikerainao ireo dia manana anjara lehibe ihany koa ho amin'ny fampanjariana ny fahalemana maneran-tany sy mikatsaka ny tsara fa tsy ianao irery akory no manana izany... ny ataoko hoe tsy ho tanteraka ny fanirianao dia noho izay ambaranao ao ambony ao ihany... tsy pesimisma fa manao rohy izay ambaranao fotsiny mbola variana mitsikera etsy sy eroa ny tsy fahombiazan'ny hafa...

Sahala ny tany misy ady iray ohatra dia hoe ahoana ny atao isian'ny fandriam-pahalemana haingana sy maharitra, dia handeha ianao (anisan'ny afaka mandray andraikitra avy hatrany) hitsikera ny tsy fahombiazan'ny hafa... mazava ho azy fa tsy ho tanteraka mora foana ny fampandriana fahalemana satria ianao izay anisan'ny manana andraikitra akaiky mbola variana mitsikera ny hafa ny amin'ny tsy fahombiazany...:lol:
rakaroka:
Fantatro izay ambarako sy inoako ka , ary fantatro koa ny tsy inoako
raha resy lahatry ny ambaranao ianao dia mijery izay tsara ratovina amin'ny hafa fa tsy lany andro mitsikera ny kristiana ohatra...
rakaroka:
Asa aloha izay tena mpanakiana ny hafa eto e Ary raha nanakiana aza aho , tsy nanao izany fahatany mihitsy fa dans le sens "constructive" hanatsaram-piainana.
... diniho tsara izay nambaranao hatrizay fa tsy dia "constructive" araka ny ambaranao loatra... izany no mahatonga ahy miteny hoe tsy ho tafita ilay fanirianao... vakio tsara hatrany am-boalohany ny fitarihanao hevitra dia ho azonao ny tiako ambara...
rakaroka:
sady tsy nanjeny andro lava tahaka ireo nanakiana ny hafa araka ny voalaza eto aho 'zafady indrindra, diso repère 'ngamba i Prime satria tsy izaho mihitsy no nanenjika ny slamo, sy ny maro hafa fa toa 'nareo, indrindra anie e
... dia mitohy hatrany ny fitsaranao ny hafa ny amin'ny tsy fahombiazany... ka fiadanana sy fandriam-pahalemana ahoana no tianao hahomby raha mbola hitsara hatrany "ahy" sy ny hafa toa izao ianao???
rakaroka:
Dia rehefa mitodika amin'ireo mpino kristiana mafana fo sy manana ny "Tsitohany tsy misy toa izany, ara-pitoriana. Hay va re tsy araka ny finoan-drizareo loatra koa angamba ny faniriako eto?...na hihevitra fa tsy manana andraikitra izany rizareo?...
... raha izao ambaranao izao no zohina dia toa ny te-hiteny ianao fa olona tsy manana filamatra tsara ho amin'ny fiadanana ny kristiana... enga anie ho diso izany eritreritro izany...:)
65. rakaroka ( 17/03/2008 19:09)
satria ireo olona tsikerainao ireo dia manana anjara lehibe ihany koa ho amin'ny fampanjariana ny fahalemana maneran-tany sy mikatsaka ny tsara fa tsy ianao irery akory no manana izany...


Ny tsy azon'i Prime dia izao. Aty amin'ny misy ahy aty efa tsy blablabla intsony ny resa-pinoana , ary tsy nogezaina ao anaty baiboly intsony na ny rindrin'ny fiangonana sy réseaun'ireo mpino ny fanehoana ny "tsara-sy izay inoana" fa efa "act-up".
Hita taratra, ary izaho tsy nino an-drizareo fa tinaiza xtiana aza "convaincue" hoe "izay ahay no namboloiko" . "Arte" alahady teo, sy 18 mars mbola hiresaka an'-dry Amma". Tsy fahatany raha nahazo prix nobel de la "PAIX" izy fa aza ialonana 'zafady.
Raha nahavita ezaka non seulement au niveau de son pays mais international izy: "considérable izany.
Raha ny marina ny filazanao fa mba manao ny Xtianagasy:mba ho hitako raha misy fahalemana na dia sur le faritra hoe "Madagasikara fotsiny aza". dia tsy hanohintohina ny tsy vita intsony aza aho:wink:


ny ataoko hoe tsy ho tanteraka ny fanirianao dia noho izay ambaranao ao ambony ao ihany... tsy pesimisma fa manao rohy izay ambaranao fotsiny mbola variana mitsikera etsy sy eroa ny tsy fahombiazan'ny hafa...

Araho io ambony io ihany fa betsaka koa wà ny soson-kevitro ao fa tsy tsikera izany fotsiny.Ny tsikera nilaina hanehoana ny tsy mety ary vokatry ny fitiavana no hanaovana izany(l)
66. prime ( 18/03/2008 11:26)
rakaroka> hihihihi... tsy misy antony sy tokony ialonako an'i Amma... dia mahagaga hany izany hevitrao izany???:)

Ny hoe "act-up" dia tsara izany ka angaha moa misy miteny hoe tsy mety izany??? dia tohizo fa tsara fa aza mitodika na dia kely akory aza mitsikera hoe fa ny kristiana dia toa izao sy izatsy... samy manana ny fanomezam-pahasoavana azy avy hoy ny tenin'Andriamanitra izay...
rakaroka:
Raha ny marina ny filazanao fa mba manao ny Xtianagasy:mba ho hitako raha misy fahalemana na dia sur le faritra hoe "Madagasikara fotsiny aza". dia tsy hanohintohina ny tsy vita intsony aza aho
dia handiso fanantenana anao aho eto satria raha mbola misy ny tany mandry fahalemana dia Madagasikara no anisany...:)

67. prime ( 18/03/2008 11:30)
rakaroka> hihihihi... tsy misy antony sy tokony ialonako an'i Amma... dia mahagaga hany izany hevitrao izany???:)

Ny hoe "act-up" dia tsara izany ka angaha moa misy miteny hoe tsy mety izany??? dia tohizo fa tsara fa aza mitodika na dia kely akory aza mitsikera hoe fa ny kristiana dia toa izao sy izatsy... samy manana ny fanomezam-pahasoavana azy avy hoy ny tenin'Andriamanitra izay...
rakaroka:
Raha ny marina ny filazanao fa mba manao ny Xtianagasy:mba ho hitako raha misy fahalemana na dia sur le faritra hoe "Madagasikara fotsiny aza". dia tsy hanohintohina ny tsy vita intsony aza aho
dia handiso fanantenana anao aho eto satria raha mbola misy ny tany mandry fahalemana dia Madagasikara no anisany...:)

68. rakaroka ( 18/03/2008 18:11)
[quote=prime]
rakaroka> hihihihi... tsy misy antony sy tokony ialonako an'i Amma... dia mahagaga hany izany hevitrao izany???:)

Mahafinaritra ahy ny toetsainao; ary maha-te ho tia indrindra koa ny Xtiana:-*:-*:-*

Ny hoe "act-up" dia tsara izany ka angaha moa misy miteny hoe tsy mety izany??? dia tohizo fa tsara fa aza mitodika na dia kely akory aza mitsikera hoe fa ny kristiana dia toa izao sy izatsy... samy manana ny fanomezam-pahasoavana azy avy hoy ny tenin'Andriamanitra izay

'Driiiiiy. Eny e miala tsiny fa lasa ho azy ny fampitahako satria tondé dia miharihary amiko ilay "comparaison-javatra", lasa "automatique" ftsn ilay izy nohon'ny firaketam-po amin'i Dago angamba raha ny marina: tahaka ny hoe misintona lesona aho.
Misy zavatra ntahaka ny mitaha ho azy izany . Ary na ny fampianaran-drizareo aza tsy mamela hanameloka ny hafa. Fa toa mahasarotiny ahy ftsny ny tsy mety et c'est plus fort que moi ny miteny ny tsy fetezana.
En faite Vavimatoa aho, satriko ny misy zoky nandia fiainana large kokoa afaka manoro ahy nisinisy kokoa ny fiainana tsy tahaka ny sehatra niainako tao amin'ny fiangonana, satria mahatsapa "tanteraka aho fa Beee ny lafim-piainana tokony fantarina , atrehina, ary manampy tanteraka, araka ny voalazan'ny ohabolana: mahazoa "Fahendren,a; mahazoa fahalalana. Sy koa "Fantaro ny zavatra rehetra"

dia handiso fanantenana anao aho eto satria raha mbola misy ny tany mandry fahalemana dia Madagasikara no anisany...:)

Dia misaotra nampandry saina satria raha ny resaka etsy ambony ihany aza dia milaza fa fa niova any Dago izay. Vao niha-trotraka koa ny saiko nieritreritra fa saiky nitombo hono ny vonoan'olona sy fandrobana sns tany. Enga anie ho anganombaviantitra araka ny resako eto izany.8O:roll:8O:?:







69. prime ( 19/03/2008 12:02)
rakaroka> mikasika ny vonoan'olona sy fandrobàna... raha isa no andraisana azy dia nitombo fa raha ny taha dia nihena...:lol:
70. rakaroka ( 19/03/2008 15:45)
prime:

rakaroka> mikasika ny vonoan'olona sy fandrobàna... raha isa no andraisana azy dia nitombo fa raha ny taha dia nihena...:lol:


Taha amin'ny ahoana8O:roll::?: Sao dia izany aza ny mahatonga ny olona mampitaha ny Xtiana amin'ny silamo?..., dia mihena noho ny taloha ve sa ireo firenan lian'Ady no hataha aminy?...:roll:8O
71. prime ( 21/03/2008 10:15)
Ny tiana ambara amin'ny teny gasy hoe taha dia ny fampiasàna sy ny fandinihana statistika isan-taona... (miala tsiny fa noheveriko ho mazava mialoha)

Taha=statistika ao anatin'ny fotoana voafetra... ohatra taham-pahavitrihina nifidy, taha-pitomboan'ny harin-karena...sns

Izany hoe raha io no iaingàna dia mihena isan-taona ny herisetra sy vonoan'olona sy halatra raha ny eto Dago...
72. Rasiligaoma ( 24/03/2008 05:40)
io indray i prime sy ny statistikany dia avy eo anefa diso ny donees dia ialana pa ohatran'ny tsy teo!

mampatsiahy fotsiny aho e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0076