fanirian-Rakaroka

21. prime ( 07/03/2008 12:02)
Fandinihan-tena dia anisan'ny lalana ahitàna vahaolana fa tsy vahaolana...
22. cutie ( 07/03/2008 12:05)
tsy mitovy ihany ve zany e :-D
23. prime ( 07/03/2008 12:40)
Ahoana no mampitovy an'izany?

Ndao anie jerena ifotony e! mandini-tena dia tokony atao (ekeko) fa inona no tanjona? tsy ny hahita vahaolana? izany hoe tsy vahaolana izy fa fomba iray ahitana vahaolana... izay fotsiny no nomarihako... toy ny an'ny hafa, tsy mandinin-tena no lalana fa mianatra mafy, ny an'ny hafa mifoka rongony, ny an'ny hafa misotro toaka foana, ny an'ny hafa mitaiza vatana fatratra... samy manana ny lalana itadiavana ilay vahaolana mahomby...
24. rakaroka ( 07/03/2008 12:44)
prime:

Ny vahaolana tsara indrindra dia ny famitranam-pihavanana amin'Andriamanitra indray... manomboka amin'ny tena sy ny ankohonana ary ny fianakaviana ary miitatra hatramin'ny manodidina sy ny firenena mihitsy...



Ka ity fiandrandrana an'Atra tafahoatra ity anie toa hanadinoana ny mpiara-belona: ny mpivavaka izay tahaka ny hiakatra velona any an- danitra8O: tahaka ny
manana an'Atra dia tsy mila loatra ny hafa intsony8O raha araka ny fahitako ireo misy mifantoka amin'ny esprit "borné" hoe izao sy izao ihany banjinina. Tsy ny fanahy fotsiny no olona fa ny saina vatana fanahy
dia fieritreritra , fiahy sy fibanjina avokoa:wink:
25. cutie ( 07/03/2008 12:48)
amen
rakaroka^:^
26. cutie ( 07/03/2008 12:53)
Ny vahaolana tsara indrindra dia ny famitranam-pihavanana amin'Andriamanitra indray... manomboka amin'ny tena sy ny ankohonana ary ny fianakaviana ary miitatra hatramin'ny manodidina sy ny firenena mihitsy...

ahona no fomba ahafahanao mamitram-pihavanana @ Atra raha tsy hainao akory ny zavatra tsy nety nataonao , sa misy miracle tonga tonga ho azy izy ty we nilatsahan'ny FM tampoka teo le oul :-D
27. prime ( 07/03/2008 12:56)
rakaroka> Raha tsara fihavanana amin'Andriamanitra ny olona, ny fiainany manontolo dia miompana feno amin'ny famonjena ny mpiara-belona aminy... fa tsy mijanona fotsiny amin'ny fibanjinana an'Andriamanitra...

Rehefa ratsy fihavanana amin'Andriamanitra ny olona dia sarotra aminy ny hanakatra ny "tsara indrindra" ho an'ny mpiara-belona aminy satria tsy miray amin'ilay tena fiainana marina dia ilay ao amin'Andriamanitra...

Ary ny fiainana ao amin'Andriamanitra dia amin'ny fahafenoana amin'ny mahaolona, saina, vatana, fanahy, fo...
28. rakaroka ( 07/03/2008 13:46)
prime:

rakaroka> Raha tsara fihavanana amin'Andriamanitra ny olona, ny fiainany manontolo dia miompana feno amin'ny famonjena ny mpiara-belona aminy... fa tsy mijanona fotsiny amin'ny fibanjinana an'Andriamanitra...

Rehefa ratsy fihavanana amin'Andriamanitra ny olona dia sarotra aminy ny hanakatra ny "tsara indrindra" ho an'ny mpiara-belona aminy satria tsy miray amin'ilay tena fiainana marina dia ilay ao amin'Andriamanitra...

Ary ny fiainana ao amin'Andriamanitra dia amin'ny fahafenoana amin'ny mahaolona, saina, vatana, fanahy, fo...


Ka izay foana anie ny ambetin-dresaka eto hoe mila "exteriorisé-na" ilay fiainana ao amin'Atra mba hiarahan'ny mpiara-belona migoka fa misy tokoa Atra.
Ce qui n'est pas ilay cas mitranga . Toa vao miha "contradictoire" be ny zavatra iainana:
Hoy ny baiboly: mifankatiava ny zava-misy mifankahala.
Aza mamono olona; izao toa mitombo izany
Tiava ny namanao tahaka ny tenanao : ny misy samby mandeha samby mitady fa tsy mifandrirodrirotra
sns....
29. ikaretsaka ( 07/03/2008 15:44)
sotra tompoko'o
namaste
30. cutie ( 07/03/2008 15:47)
de miverina any @ bhuddism ndray tsika ry rakaroka:wink::wink::wink::wink::wink:
31. fijo ( 07/03/2008 21:15)
marina mihintsy io fanamarihana ataon'i rakaroka io.ary efa lazain'ika foana hoe atomboy eto an tany ilay paradisa ,fa tsy hiandry any andanitra vao hoe manga ny lanitro.
32. cutie ( 07/03/2008 21:18)
:-D:-D:-D:-D:-D
33. fijo ( 07/03/2008 21:20)
kozy ko,maty ve manga ny lavitra le,velona nefa izy nanjombona
34. rakaroka ( 07/03/2008 21:37)
Ny "blem" dia lasa lavitra loatra ny fanahin'ireo mpivavaka: "faut garder pieds sur terre an8O8O8O. Vao teo aho izao no nanaraka ny arte (programme télé aty)
dia niresaka ireo manam-pahaizana fa tokony asiana fiheverana mihitsy ny "herisetra ankehitriny satria "dangeureux be" anefa saiky mi-tendre vers izany
ny tanora maaaro, sy ny olona maro. Resaka frustation satria tsy voahevitra, satria toa tsy mba nomena anjara toerana ao amin'ny fhm, sady manque d'affection, satria sns. Tany Etats-Unis nisy tanora tao amin'ny Oniversité nitifitra olona 22 teo no ho teo. Ny eto Frantsa tsy lazaiko, Tatsy Rosia koa nitatra izany. Ny FRI koa niresaka mikasika izany ireo psychiatre. Dpnk isika jiaby 'ngamba, izay mbô éveillé ny saina amam-panahy. Ahatsinjo izany.
35. cutie ( 07/03/2008 21:44)
rakaroka
ka nga reo te hahalala an'zany fa lasa we samia mamonjy ny tenany zao e. Samy te hiakatra any an-danitra daholo:-D
36. fijo ( 07/03/2008 21:45)
izay mihintsy ,miakatra loatra le izy,ka izay anie no nilazana hoe rongony hoan'ny sasany io e
37. cutie ( 07/03/2008 21:47)
:-D:-D:-D:-D:-D
38. fijo ( 07/03/2008 21:48)
kozy ko,miakatra loatra de tsy mahita izay misy eto intsony n farany
39. cutie ( 07/03/2008 21:50)
ka efa nahazo ny FM ngambany:-D
40. fijo ( 07/03/2008 21:53)
hoatra andra kiki izany;
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0147