Jesosy tonga hatrany Inde sy Tibet
1. lagoon
(
05/03/2008 18:27)
Tonga hatrany izy ary nianatra niaraka t@ ireo boudhistes sy hindouistes.
http://secretebase.free.fr/complots/religions/indejesus/indejesus.htm
Ka fantany tsara ny fampianarana hindouisme sy boudhisme,ary anisan'ireo tena mpianatra nahay izy.Fantany tsara ny tantaran'i Bouddha,Krishna...
Ka moa misy hifandraisany @ io dià nataony tany Inde sy Tibet io ve ny naha lasa olona masina azy( @ ireo kristianina).
Jereo tsara ity lien faharoa ity fa tsy i Jesosy irery akory no manantantara.Jereo fa samy niakatra tany an-danitra na i Krishna,na Jesosy na i Bouddha.Ny fampianarana hazoko dia hoe i Jesosy irery ihany.
http://www.bible.chez-alice.fr/prophete.htm
Adi-hevitra no harosy fa aza asiana resaka fanatisme.

novalian'i rakaroka ny 17/03/2008 18:49
2. rakaroka
(
05/03/2008 20:04)
Eo mihitsy no mahagaga ahy ireo mpianatra Théologie Gasy izay tsy mba miresaka ireo tranga hoe nianatra tamin'ny Hindou sy rizareo Bouddhiste anie i Jesoa.
Satria eritreretindrizareo ho mandrorona ny finoany raha izay, izany hoe ny tokony ho izy amin-drizareo dia ny Hindou sy Ny bouddhiste no tokony hanaraka.
Heu....raha ny marina ny Hindou no efa nisy ela BBbbbbe, vao ny Bouddhiste , vao ny Xtianiste.
Rizareo Hindou: Ny "Compassion" karazana fitiavana mitsimbina ny hafa no tendance-ny. Ny Bouddhiste, vao noresahiko ao ambany ao. Ny Xtianiste dia ireny efa iarahantsika mahalala eto:Hi!hi!hi!
Izay no savaranon'ando fa:-$

3. rakaroka
(
05/03/2008 20:21)
Ny tabilao omen'i Lagoon eto, dia karazana fijery "subjective" no fihevitro ny nomenclaturen'ny caractèren'ny tsi1/1.
En effet afaka miteny zavatra maro mikasika ny être iray araka ny itiavana azy, ary afaka ahena koa ny filazana araka ny itiavana azy.
Izaho tsy tia mizara hevitra tahaka ny "mandringa".
Ohatra marina fa voasoratra fa 12 ny isan'ny mpianatr'i Jesoa. Anefa Jesoa en perso mbola nianatra ce qu'est soit Krishna soit Bouddha, koa na natao aza hoe izy irery ny mpianany? Tsy dia natao compare-na loatra tant que maro koa ny mpanaraka na ny Hindouiste na ny Bouddhiste ankehitriny.
2- Eo amin'ilay hoe ëtre ambony indrindra!
Ny "connaissance" azoko tsy mitovy amin'io. Sady tsy nofaritany hoe rain'ny "monde tahaka io" rizareo ireo. Fa raha ny marina dia misy Iray eo ambonin'izy rehetra dia ilay tena Andriamanitra Ray, dia karazany staff et chef et excecution de projet? eo ambany rizareo rehetra ary miara-miasa tsy mifandipatra tahaka ireo mpanaraka azy.

4. fijo
(
05/03/2008 21:27)
fa ngaha moa jesoa tsy 33 taona no maty?????
eto koa azo raisina tsara ilay fanazavana.izay nomen'i rakaroka

5. razaordira
(
06/03/2008 01:36)
Araka ny voalazan' ny Livre de Mormon dia tonga hatrany Amerika Avaratra mihitsy hono Izy e.
Afaka jerenao ao amin' ny http://www.lds.org

6. majesty
(
06/03/2008 06:13)
Rehefa atsy ho atsy koa zao hisy hilaza hoe efa tany Toliara koa hono Jesosy e,dia ahoana?
Ny mpanao Kung Fu moa dia nampianarina fa efa tany chine koa hono Jesosy nikotrana (n'importe koi).
Dia fanontaniana mipetraka ary hoe t@ fotoana toy inona teo @ fiainany no nankanesany tany,satria raha jerena ny SM dia vita batisa izy t@ faha-30 taonany,ary teo vao nanomboka nampianatra teny @ sinagoga sns,ary t@ faha-33 taonany izy no maty.

7. lagoon
(
06/03/2008 08:24)
majesty:

Raha dinihanao tsara ilay lien voalohany dia t@ izy 39 taona no lasa tany.
"Des rouleaux antiques indiquent que Jésus a passé dix-sept ans en à l'Inde et au Thibet. A 39 ans, il était un étudiant et professeur des hommes saints bouddhistes et indous. L'histoire de son voyage de Jérusalem à Benares a été enregistrée par des historiens de Brahman et aujourd'hui ils le connaissent et l'aiment toujours comme "Issa" (ou Issama) leur "Bouddha".
Ka eo koa no mipetraka ny fanontaniana iray:Niakatra tany an-danitra tokoa ve izy na nitsoaka nankany Inde?
8. rakaroka
(
06/03/2008 08:40)
Ilay Izy hoe ho any Toliara :-D:-D:roll:. Tongava re
'ndrindra moa nisy izay resaka Morombe-Maihol sns izay vao haingana: asa ho any (ngamba Izy am fiverenany?...:-D:-D:-D Vazivazy fa raha miresaka
ny Hindou aho eto dia satria efa nisy hatry ny ela rizareo ka tsy efa 5000 an any:roll::roll:, izany hoe réference, pareil ny Bouddhisme nisy nialoha ny Xisme. Ka raha miresaka mormona ianareo. Koa i Christhophe Colombe découvre l'Amérique(remarque: manomboka "Christ" koa ny anaran'i lery):lol:que taty afara. Donk fisehony t@ fitsangana'ny maty va no lazaina sa mifanipaka @ tantara nisy?...

9. lagoon
(
06/03/2008 08:49)
rakaroka:

Azafady kely fa tsy i Christophe Colomb mihintsy no ni-découvre an'i Amerika.Io ilay fampianarana conditionnement natao ho an'ny humanité,nefa ny tantara marina dia ny Vikings sy ny Sinoa dia efa ela no nahita an'i Amerika.
http://www.an1000.org/service-presse-455.html
10. rakaroka
(
06/03/2008 10:12)
Mahafinaritra ny "confrontation d'idées" ahitana ny
toe-java-marina sy nisy tokoa. fa raha miresaka taona 1421 eto amin'ity réfenrece nomen'i Lagoon.
Inn kay ny origine de repèren'ito taona :roll::?:
Fa en tout cas aloha 'za mahatsapa fa betsaka ny zavatra efa nisy tany ivelany hafa tsy voasoratra na tao anaty "cran"n'ireo mpanoratra sy mpandinika mihitsy. Ary mahafantatra zavatra maro efa nisy hatry ny ela na tany Inde na Chine , sns aho fa tsy voapetraka tsara. ka ilaina tsipihina toa izao mihitsy mba tsy hianaran'ny mpianatra tsianjery maimbo ! Donk na ny tantara aza mila ahitsy izany hoe tsy i Chrsist Colombe no ni-découvre an'i Zamerika fa hafa mihitsy.

11. rakaroka
(
06/03/2008 10:36)
Raha zohina kosa anie ity liens nomen'i Laggon, tsy tena fiable lé izy e:...Koa nopotehiny ny document...nisy nanoratra ihany fa tsy hita loatra izay handraisana izany, manque de preuve etc...
Tandisque "historiens" maro, et universelle ilay hoe "Christ C" iry an:wink:. 'zaho tsy manao hoe diso ianao fa il fallait prouver amin-drizareo fa izay tokoa ny marina.Raha tsy izany dia hiverina am minoa fotsiny ihany:lol:

12. rabilabila
(
06/03/2008 14:30)
Tsetsatsetsa tsy haritra kely fotsiny ity :
Fa naninona i Lery no tsy nianatra nanoratra ?
Raha nanoratra mantsy i Lery dia nihena ny wawawa .
Efa nosoratako atsy ao amin'ny post-i Ika ao ambony ao ny fanontaniana tsy maitsy apetraka vao mametraka ny mety ho "fahamarinana" (provisoire).
Marihina fa ilay site nomen'i Lagoon dia tsy misy milaza akory hoe :iza ry zareo nanaokatra ilay site.Donc méfiance!!

13. fijo
(
06/03/2008 22:28)
tsy mazava????voalaza fa :"A 39 ans, il était un étudiant et professeur des hommes saints bouddhistes et indous. "nefa ny mpino rehetra aza mahalala fa lery 33 taonano jokotra????de ahoana???????
ary ianareo ve misy mahatsiaro le kabary fanazavana lavabe nataon'i ratsiraka tamin'ny fiarahabana asaramanitra tamin'ny 89 na 90.tamin'izay izy di anilaza fa ao cashmire no misy ny saha edena ary nisy ravina "hoe" nalaina avy any nasehony.toa misy hifandraisany ity resaka ity le aza.

14. cutie
(
06/03/2008 23:42)
Mpandefa : majesty [ Valio ] 06-03-2008 07:13:14
Lohateny : Re : Jesosy tonga hatrany Inde sy Tibet
Rehefa atsy ho atsy koa zao hisy hilaza hoe efa tany Toliara koa hono Jesosy e,dia ahoana?
Ny mpanao Kung Fu moa dia nampianarina fa efa tany chine koa hono Jesosy nikotrana (n'importe koi).
=))=))=))=))=))=))=))
15. prime
(
07/03/2008 11:59)
lagoon> Rehefa tena alalinina ilay sites 2 dia fampitahàna sy fampifandraisana araka izay fahitàna azy amin'ny saina tsotra...
Tsy misy mahadiso azy fa ny hita misongadina dia tsotra... ilay voalohany dia mivaingana ny fampianarana te-hampifandray an'i Kristy amin'ireo "divinités" sy mpampianatra maro, hindoista, bodista, musulman...
Jaona resahina ao nefa no mijoro vavolombelona fa nahita ny fiakaran'i Jesosy tany an-danitra rehefa nahita Azy avy nitsangana tamin'ny maty, anisan'ny nahita ny nialàny aina tamin'ny ora farany...
Ilay faharoa moa dia fampitahàna tsy dia misy fototra mitombina loatra na dia misongadina aza fa Jesosy Kristy dia Izy rehetra... ny sasany ampahany ihany...
Fahitako azy, ny lahatsoratra toa itony dia mila fitandremana ny fandraisana azy satria misy "manipulation" ao ambadika te-hiteny hoe Kristy dia tsy nohomboana tamin'ny hazofijaliana, Kristy dia tsy nitsangana tamin'ny maty, Kristy dia maty ka hita ny fasany sy ny momba Azy... izany hoe Kristy tsy Andriamanitra...

16. rakaroka
(
07/03/2008 14:09)
Ilay hoe tany Inde Izy.Tany tokoa Izy: Tsy fantatro mazava aloha hoe oviana marina, satria na ny baiboly na t@ boky hafa tsy nisy daten'andro mazava loatra.
Izaho nifanerasera tamin-drizareo Hindou, dia betsaka ny miresaka an'i Jesoa sy ny diany tany rizareo.
Fa ny mikasika ilay découverte de l'Amérique: ny "conseillé-ko" amin'izao mondialisation izao dia mbô apetraho ny "licence de breuvetage" hoe ianao tokoa no nahita ny zavatra iray mbô tsy hisongonan'ny hafa ny fikarohana vitanao:?

17. lagoon
(
07/03/2008 19:46)
Ilay resaka Amerika aloa dia hazavaiko anareo fa mbola eo hampamakiana ilay boky aho.Mbola tsy maitriser tsara ilay izy,bandy akama manko no nanipy ilay kozy ka dia zaraiko @reo eto.Ary ny tena izy aza dia ny Vikings no tena nahita voalohany an'i Amerika aloan'ny Sinoa.
Ny tena tiako ho resahina koa @ io kozy io dia tokony hitandrina ihany,satria toa lasa resaka conditionnement fontsiny sisa ny tantara hampianarina ireo ankizy.Tsy misy analyse fa dia bourrage de crâne sy lavage de cerveau.
Hoy i Cheick Anta Diop hoe:Les blancs ont blanchi l'histoire.
Momba ilay diàn'i Jesosy tany Inde sy Tibet,dia maninona no hafenin'ny fiangonana io sombin-piainan'i Jesosy io?Manova ny finoana ve ny fahafantarana fa nandinika ny hindouhisme sy ny boudhisme izy.
Ny resaka manipulation aloa dia samy manao daholo io e.Na ny daty 25 Décembre ity aza dia efa mazava be izao fa daty naterahan'i Mithra(dieu indo-iranien) t@ andron'i Romana no mbola fikirina,tazomina ho andro naterahan'i Jesosy.
Amiko dia resaka intérêts fontsiny ilay izy,ka ny zavatra mety hanimba ilay intérêts dia nofafana sy navela tery @ sisi-touche.

18. Veloo
(
07/03/2008 20:13)
Momba ilay diàn'i Jesosy tany Inde sy Tibet,dia maninona no hafenin'ny fiangonana io sombin-piainan'i Jesosy io?
lagoon a miala tsiny aminao fa hilaza ny marina tsy misy io, 33 taona Jesosy no nijanona teto an-tany dia lasa any an-danitra, dia izay fa raha ohatra te-hitazona an'io lazainao io ianao dia anao izany ny tsirairay no mieritreritra an'izay itany fa marina.
Dia mahereza
19. fijo
(
07/03/2008 21:08)
Ny tena tiako ho resahina koa @ io kozy io dia tokony hitandrina ihany,satria toa lasa resaka conditionnement fontsiny sisa ny tantara hampianarina ireo ankizy.Tsy misy analyse fa dia bourrage de crâne sy lavage de cerveau.
Hoy i Cheick Anta Diop hoe:Les blancs ont blanchi l'histoire.
ity dia tena mila fandinihana tokoa,satria marina.
veloo ,izay mantsy.maty 33 ans lery,ka naninoan tany tamin'izy 39 indray??sa eo le reincarnation????

20. cutie
(
07/03/2008 21:10)
veloo ,izay mantsy.maty 33 ans lery,ka naninoan tany tamin'izy 39 indray??sa eo le reincarnation
:-D:-D:-D:-D:-D:-D